Politika

Noue ( 05/05/2009 15:49)
[URL=http://img219.imageshack.us/my.php?image=bennbc.jpg][IMG]http://img219.imageshack.us/img219/4537/bennbc.jpg[/IMG][/URL] [b]Tena mahajamba marina ny vola[/b] ka hafakafakao aloha oe midika in... tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/05/2009 12:25
lemenakely ( 05/05/2009 14:51)
Mila antivirus tena matanjaka ny forum nao RAHERY fa lasa be virus ity forum ity :SERZAKOMANDA , MANELATRA, NAMANABE ,... ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 18:03
xxx ( 05/05/2009 14:08)
efa dia milela paladia mihitsy ny femme legaliste mbola tonga ihany charles androany teny tsimbazaza mitady an'i ravelson costant aoka re ry sarle kely o aleo izahay mba hitokona eto hiandry an'i dad... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 20:53
milamm ( 05/05/2009 13:54)
Ho an'izay mbola manotany tena @ asa ratsiny ratsy iraka ,pierrot,tantely ary ny tsikombakomba @ frantsay sy ny antony nampitsoaka an'i A.toa Ravalomanana ao antanindrazana dia araho tsara ity ampahan... tohiny
novalian'i milamm ny 07/05/2009 15:46
SerzaKomanda ( 05/05/2009 13:51)
fa laniny elisany sy manelatra nga lety le bozaka tanaty kidoro CAPSAT fa peany ratsianaorana eo elisany tifiriko @basy mitraiez eo ela apafiriny ambojatovo sy carlton lety a fa ambojatovo aza tifiri... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 14:22
xxx ( 05/05/2009 13:04)
Tena misy olona tsy misaina fa mihevitra fa hampiasa vola maimaim-poana hono ny arabo eto amintsika , Refa tsy mahazo vola avy any @ tandrefana ve enao tsy fantany fa latsaka an-katerena va mitsontso... tohiny
SerzaKomanda ( 05/05/2009 12:53)
novalian'i xxx ny 06/05/2009 16:08
Mandefitra ( 05/05/2009 12:26)
Vive Antananarivo ! En moins de six mois, l’infrastructure urbaine d’Antananarivo s’est dégradée. Et pourtant, il n’y a eu ni cyclone puissant, ni tempéte violente. Ce qui a... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 21:27
xxx ( 05/05/2009 12:23)
tena mahakamo be mihitsy ty atan'ny capsat sy HAT ity ka ity izany misy hira kely ho antsika legaliste http://video.google.com/videosearch?q=tana%20in%20love%202004&rls=com.microsoft:*:IE-SearchBox... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 13:34
SerzaKomanda ( 05/05/2009 12:07)
miampy rokety sy grenady ndray ny CAPSAT fa ny israely akaman'ny BANI aiza ny basiko aiza ny basiko... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 21:21
hery ( 05/05/2009 11:15)
Gaga ihany ny tenanay maheno ny resaky ny TGV eto rehefa lazaina hoe tsy mamely io resaka Arabo tafiditra amin'ny fotoana tsy tokony idirana io. Ny mampieritreritra, saingy tsy takatry ny TGV, d... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:36
penguin ( 05/05/2009 10:59)
Ny "Shariah Finance" dia nahitan'olona fahombiazana ary efa miely sy manomboka malaza eran'izao tontolo izao. Na ny tany mandroso izay hianteheran'ny Malagasy aza mandinika fatratra izany "Islamic Ban... tohiny
novalian'i penguin ny 06/05/2009 13:44
andrywui ( 05/05/2009 10:55)
Inonnn no hidiran'ny fifampidirana sy fifanarahana ara tsosialy ny zava panahy ry nandra a! ny an'i Ravalomanana andrangah de tsotra !!! tsy sahy miantso hoe Jesosy Kristy na Jehovah (nom propre) in... tohiny
novalian'i Oay ny 06/05/2009 05:41
TEGEVE ( 05/05/2009 10:13)
Anaka isany -ny antony andefasana ny capsat foana, -ny tsy hipoiran'ny fahefana Polifika be le izy ,dia izao; Vaky tanteraka ny lohanay ato @ foibe fa tsy mahita vola intsony hanohizany ity f... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 05/05/2009 22:15
Noue ( 05/05/2009 07:46)
[URL=http://img528.imageshack.us/my.php?image=unesbiby.jpg][IMG]http://img528.imageshack.us/img528/7713/unesbiby.jpg[/IMG][/URL] Fa ianao no iza no miseho milay @ ity mampihorohoro ny vahoaka ity??... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 22:28
xxx ( 05/05/2009 07:43)
resy ra8 sy tgv fa ny capsat zao no mitondra satria na i andry tgv aza tsy mahazo manakana azy ireo mampitandrina koa izy ireo fa raha manakorotana ny tgv dia hosamborina ataon i ndefo mirehitra da... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 05/05/2009 10:39
xxx ( 05/05/2009 06:33)
tena kivy e ,vao mihetsika kely dia tonga ny capsat hampitahotra,andao ry zareo isika femme legaliste higogogogog eo hanatrehan'i rasarla hangataka famelana...)... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 09:22
essera ( 05/05/2009 06:08)
Niaraha-nahita sy nandre angamba ny resaka an-tel an'i Ravalo sy ny Dir Redaction MATV ireny. Dia mba variana ihany ny tena satria d mbola tsy afaka am le ex-filoha ihany ilay famatisan-kambo trop. ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 11:57
essera ( 05/05/2009 06:08)
Hoy RaHery wé : [quote]Vita io na telo volana aza raha toa ka. - Tsy fisamborana olona na fanidiana radio no mahamaika fa fikarakarana an'ireo[/quote] Raha olona manakorontana sy mandeha mitifitra... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 12:00
penguin ( 05/05/2009 06:03)
Nodradradradraina fa tsy miantso Kristy mihintsy ny Filoha Ravalomanana satria miaraka amin'ny demony. Dia noventesin'i andry tgvendrana hatrany ny anaran'i Kristy ary nilaza izy fa nanampy nahazoana ... tohiny
novalian'i penguin ny 05/05/2009 14:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.9259