Politika
endrika01
(
08/05/2009 11:12)
Kou maninona mou,raha vehivavy ndray no fidiana ho FILOHAM-PIRENENA E ! Ny lehilahy rehetra nandalo teo hatrizay toa ahitana indrokely avokoa,refa tsy hanaiky ny hiverenany Filoha Marc Ravalomanana ny...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2009 10:11
bazylou
(
08/05/2009 10:31)
etsy antaninarenina ny tsangambaton'ny tolona sy ny olona maty ny 7 fev 2009 :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 23:21
Noue
(
08/05/2009 09:05)
[size=70][color=red][b]Les militaires ont perquisitionné jeudi vers 16h la maison de connaissances de la famille de M.Constant Raveloson à Ilanivato. N’y ayant pas trouvé le leader légaliste, il...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 23:54
falyfenosoa
(
08/05/2009 08:50)
Io fisainan'ny mpanao politika io no tsy mampandroso antsika, olona tokony ho gadraina i PIerrot Rajaonarivelo satria anisan'ny nanodinkodina volam-panjakana, toy izany koa Ratsiraka sy Tantely Andria...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 09/05/2009 10:58
Oay
(
08/05/2009 07:55)
Inona ny fositra eto Madagasikara !
Mila manontany tena isika Malagasy @ fanonganampanjakana mitranga matetika eto Madagasikara ! Izany d mitarika antsika hametraka fanontaniana maro izay tsy ho vo...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 09/05/2009 11:02
bazylou
(
08/05/2009 07:51)
hoy top mada
""La HAT doit d’abord étre dissoute
7 mai 2009
Avant toute discussion, les légalistes demandent l’arrét des violences et des arrestations et la libération des personnes qui on...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 09/05/2009 11:03
saranga
(
08/05/2009 06:23)
Efa mandehandeha any ny didy hampisambotra an'i Pierrot Rajaonarivelo avy any amin'ny PM Monja Roindefo. Fampiharana ny didy fampisamborana nataon'ny fitsarana tamin'ny 2006 izany. De hisy raha eto ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:46
rabaradaka
(
08/05/2009 05:49)
Ady sy savorovoro no misy ao Ambohitsorohitra efa ho herinandro izay ry dadatoa a ! Mifanipaka toa valala an-karona ry Sareraka sy Ratsirahonana ary Alain. Ity farany zao dia halan'ny HAT satria na ny...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 22:48
bazylou
(
07/05/2009 22:19)
tsara noho i MIALY RAJOELINA!!
http://www.hat.gov.mg/hatweb/new_galerie.php
:roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:52
fijo
(
07/05/2009 20:40)
mamaky ny resak aao ambany ao aho momba ilay resaka nataon'i oay,valin'ny fanazavana nomeko.
ny tsikaritra dia lasa fifanalana vangy ilay resaky ny sasany.
ny antony mahatonga izany dia maro amintsi...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:55
bazylou
(
07/05/2009 19:20)
USD 45 million for Marc Ravalomanana’s head
07-05-2009| Écrit par Webmaster
Fidihasina Rakotomavo attests it : «Marc Ravalomanana’s head has been appraised for USD 45 million.» To this na...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 00:13
bazylou
(
07/05/2009 18:07)
tena marina ity a.
Araka ny vaovao azoko dia tsy navelan'ny fokonolona hiditra tao amin'ny bureau fkt analamahitsy ilay rangahy nigeste amin'ny complet sy kiraro mangirana, miaraka amin'ilay sipa, ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:57
hery
(
07/05/2009 18:06)
Lanin'ny Parlement Européen io hariva io ny filazana izay manameloka ny HAT eto Madagasikara. Anisan'ny lazainy amin'izany ny:
- Fanamelohana ny fanonganam-panjakana misy eto Madagasikara
- Fangata...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 11/05/2009 12:59
andrywui
(
07/05/2009 17:44)
Mbol ts voaitifitr akory fa vo ambana sy fampitahorana no atao andry ra-constant d'efa latsaka daholo ny tao anaty pataloh !! mbol aiiza izy zan e !! ny vava anefa mipoapoaka be ery teny amin Magro !!...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 23:01
benkintana
(
07/05/2009 15:59)
Tratran-draHery ao ambany ao lery hoa e,
ary efa fampiasan'i andryui ihany io ps io , ary elah ty zany tim refa xxx , de mifadika tgv refa mipoitra klé
:-D :-D :-D :-D
...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 19:40
Noue
(
07/05/2009 14:30)
Mampanontany tena mahintsiny oe inona no mahasamy hafa ilay [b]PROJET Daewoo sy ny zava-mitranga ankehitriny ???[/b]
zao manko ee:
[size=70][color=red][b]L’observateur n’a pu rester indiffé...
tohiny
novalian'i Noue ny 07/05/2009 19:54
essera
(
07/05/2009 14:14)
Izay vao tsapako RaOay sy falyfenosoa fa mamaky eto ny soratan'lisany a d mandinika tsara ka izao no zavatra tsapako :
- Somary misy analyse na mamaly isan'andininy ny fomba fanoratry tsika telo mits...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 19:53
dylane83
(
07/05/2009 12:27)
o ra malagasy o;mba miova ty toe tsaina fa aza manao ory havamananaé;aza de manaiky ataony oul fitovana fotsiny zao ny vokany;tadidio fa reo oul mibodo toerana reo nge ka(ils mangent a leur faim e) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:00
bazylou
(
07/05/2009 11:04)
hoy madatimes.com!!!!!!
mandrak'anio mbola ao ihany ny tgv!!! vive tgv :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 19:57
xxx
(
07/05/2009 10:41)
13:00 - Ouverture chez les légalistes : les parlementaires légalistes, réunis en conférence de presse, demandent aux forces armées de baisser les armes et de libérer les parlementaires, Premier ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:03
