Politika
kidoropamba
(
12/05/2009 08:36)
Inona ary no atao? Tsy misy Rova dorana mihitsy ny dada sy zanany hanakànana an'ireto tanindrana ireto hiverina @ fitondrana.
Ity CAPSAT ity angamba no azo tsakotsakoina ka lazaina fa hoe tanindran...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 09:40
bazylou
(
12/05/2009 07:29)
i le8 de tsy hisy le fiverenana e!!!
""10h00Lors de sa visite au palais d’Ambohimanga, Gilbert Raharizatovo a annoncé que «les travaux de réhabilitation du Palais de la Reine Manjakamiadana do...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 10:29
rpetit
(
12/05/2009 06:53)
Raikitra ny tolona tam 2002 .niara niainky isika teto
-vaky ny banky centrale ,very tao ny vola 25000 miisa 5 contenaira
ireto avy no nahazo ny vola dia araho tsara ny tantara
sofia-tantely andri...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 10:40
penguin
(
12/05/2009 06:38)
Avadika ho fanimbazimbana ny Razan'ny Mpanjaka angamba ny fanamboarana ny Rova. Raha mamanamboatra trano dia tsy maintsy havoaka ny entana ary raha mikitika fasana ihany koa dia avoaka ny Razana fa ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:40
Noue
(
12/05/2009 06:26)
[size=70][color=red][b]Les militaires rebelles du Capsat se rangeraient majoritairement derrière Pierrot Rajaonarivelo, candidat certain aux futures élections présidentielles. Le ministre de la Sé...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 11:15
essera
(
12/05/2009 04:29)
[quote=pikatti]essera sy ny lainga perso
tsy manaitra olona akory zay resaka foronin'elah zany lesy a
ary aza manely tsaho eo elah refa tsy mahita lazaina
Samy diso lisany roalahy é , trimestre ,2...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/05/2009 20:54
hery
(
12/05/2009 03:48)
Araka ny re dia manao jery todika nandritra izay 50 andro nijoroany izay ny HAT
[quote]"As you know, we have already almost 50 days on the government and we are making the report of these 50 days. I...
tohiny
novalian'i essera ny 12/05/2009 12:53
xxx
(
11/05/2009 22:05)
tsy isalasala intsony ity famonoana ataon'ny capsat ity mila mivondrona isika a hampitohy ny tolona .Miala tgv roindefo manomboka milahatra eny @ 1mai daholo dem1...
tohiny
novalian'i benkintana ny 12/05/2009 08:54
ravalotgv
(
11/05/2009 21:33)
Que savent-ils exactement de Madagascar, dans la semaine ?
De l’intox sur Internet. Merci sobika.com
Jeannot Ramambazafy - Journaliste
http://www.madagate.com/reportage-photo/999-les-faux-m...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 16:11
lemenakely
(
11/05/2009 21:30)
Raha ny fandinihako azy dia misy ifandraisany ny zavatra nataon i Zafy Albert sy Andry TGV @ izao .
Atao daholo izay zavatra nifanohitra t@ ilay mpitondra teo aloha , farany namato - tena toy ny s...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 08:55
sitlo
(
11/05/2009 17:26)
Niantso ny akama aho omaly dia tena gidra be izao eny amin'ny tanàna. Tsy azo atao mihitsy hono ny miteniteny hoe momba an'iza na momba an'iza? Tsy azo atao ny mandeha irery.
Rehefa ny mpitandro ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:45
andrywui
(
11/05/2009 17:09)
Rehefa tonga eo i Oay de mbola hanamafy ity antso filazana ho an'ny mpisera sy indrindra ho an'i Hery ty !!
-Ka hatramin'izao zany aloha ry ingahy mpiandraikitra de mbola mitana lay teninao oe tel...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 11/05/2009 21:37
lemenakely
(
11/05/2009 16:29)
Ny fahantrana no tena olana ary nandrendrika ny soatoavina mahaolona ( valeur humaine) ho an ny malagasy !
Etsy andaniny ireo mpitondra nifanesy dia Tia Kely sy nanao akamakama nihinana ny volam- ...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 12/05/2009 12:01
essera
(
11/05/2009 15:41)
Salama daholo a,
Indrindra Rahery. Efa atomotra ity ilay trimestre ka asa na voaloa ny karaman'ny mpiasam-panjakana na tsia fa efa pari napetraka mantsy iny.
Ny zavatra mahavariana kely ahy na d...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 17:25
andrywui
(
11/05/2009 13:59)
mipitsapitsa kely eny antsisiny tsy sahy mikozy be tsony ny TIM fa mataoatra CHARLES !! hi! hi! hi! ny ato amin forum sisa no mbola be vava xbe satria mahatoky tena fa tsy hitan Charles ny ato , sady...
tohiny
novalian'i halloween ny 11/05/2009 18:56
ndaty
(
11/05/2009 13:53)
Eh oui, nous on est pas de tapette, on lui dit en face, c'est du franc parler, c'est du sud, c'est du ndaty, c'est du lourd, et c'est bien, henteo @ saina tsy tsy miangatse kosa:
Diplomatie no ata...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 18:01
rabaradaka
(
11/05/2009 12:30)
Nisy betsaka taminareo no nanakiana ity hevitro ity nefa taorian'ireny kabarin'ny M. Boidin ao amin'ny Vondrona Eropeana ireny dia izao : ampiova tanteraka ny toejavamisy politika ankehitriny ny hanom...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:53
rabaradaka
(
11/05/2009 12:14)
Dadatoa a, Toa nangina daholo ireo nitaky ny hamerenana ny fandaharana KARAJIA ao amin'ny RDB. Izao no fotoana tokony hamerenana izany raha sahy i Odon Razanakolona. Manahy aho fa tsy ho sahy io ranam...
tohiny
kidoropamba
(
11/05/2009 11:44)
[b]Les soldats, sous-officiers et officiers de la CAPSAT[/b] ([i][b]Corps des personnels et des services administratifs et techniques[/b][/i]) de Soanierana, conduits par le colonel Rakotonandrasana N...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 16:33
kidoropamba
(
11/05/2009 11:20)
Afaka mitomany izay very seza sy mpamono olona fa manana ry cdt charles sy ny CAPSAT dia manana adidy hitrongy ny fahavalom-pirenena mpamono olona.
Raha tsy teo CAPSAT dia efa exilé izao Andry TG...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 15:08
