Politika
naritsimba
(
14/05/2009 06:32)
Ho an'ny tenako manokana dia izao no mba hevitro nandritra izay fotoana tsy nidirana teto @ resaka politika.
1-Enjehina sy tsaraina daholo izay olona ananana porofo fa nanodinkodina volam-panjakana (...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 15/05/2009 07:35
penguin
(
14/05/2009 06:14)
Olona avy nioko ianao ry andry tgvendrana fa tsy olona lany tamin'ny fifidianana fa aza adino. Tsy ny Malagasy rehetra no nadany an'i Marc Ravalomanana saingy lany tamin'ny fifidianana izy. Ianao kosa...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2009 21:51
xxx
(
14/05/2009 06:05)
hono ho'aho am zao korontana misy am firenentsika zao de manaona ny resaka fikarakarana paps any am fivondronana sy fokontany mbola misy tsolotra sa mande tsara am le fitondrana ankehitriny
de iza ...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 06:25
cyril
(
14/05/2009 05:56)
Le bandy zany tsy holaziko ny anarany fa aoka izy hatsapa tena :D
Manisa andro no anton-draharahany fa tsy mety tonga fotoana ,efa nahazo taona zay ihany mantsy le ranamana ka sao efa mananika ny me...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 09:33
bozyboleta
(
14/05/2009 05:54)
Mendri-piderana ny hetsika nataon’ny fat omaly. Niasa tokoa nandroaka fako i nadine ramadinesy sy ratsy valaka. Tsy nitarai-tana-miepaka fa dia nandray angady sy harona nandroaka ny maloto efa nipar...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 13:02
benkintana
(
14/05/2009 05:47)
Ilazao ny vahoaka Malagasy fa tsy hirotsaka hofidina presidà ianao Andry tgv ,izay efa manana ny tianay apetraka eo , arakao no tianay hambara dieny tsy mbola misafoaka dia mialà teo
renimalala,...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 08:31
xxx
(
14/05/2009 05:08)
TGV dj
sareraka memebre ny HAT
mamy gotso mpanolo tsaina PM
dadah de fordophin Mpanolo tsaina ny PM
brillant miasa ao primature
i rossy moa dia efa mitomany colonel
gista ministe ny sante ,livre...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 14/05/2009 07:26
diloo
(
13/05/2009 22:40)
Tsy dia mahagaga loatra raha mandà ny tsy ho kandida ho filoham-pirenena i andry RAJOELINA.
Mazana ihany ireo sanctions internationales mihatra @'ireo tompon'andraikitra ny"Coup d'Etat"ireo.
Jereo ...
tohiny
novalian'i cyril ny 14/05/2009 08:32
bazylou
(
13/05/2009 22:30)
hoy top mada!!
""Le CAPSAT effectue une perquisition au domicile de Vola Dieu Donné
13 mai 2009
Le CAPSAT a effectué cet après-midi une perquisition à Ambatofotsy Avaradrano au domicile de lâ€...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 14/05/2009 08:00
xxx
(
13/05/2009 21:50)
Vizana ny mandinika sy miady saina eo i mpitazana ny merina , :twisted: tsy misy fiafarany ireny :idea: :idea: :idea:
Ny tanavo miakatr'i merina no tsy maharaka :-D :-D :-D dokotra be sy...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:59
besandry
(
13/05/2009 21:34)
Ndà na ty matory any amin'izay fa manao interpretation diso , merina mifankatia be ireo :* aza manofy e ! tsy fombandrazan'ireo izany
Ny hitampoko hitampirenena izao dia ny hoe hafangarondra xxx ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 04:46
xxx
(
13/05/2009 21:24)
Ela ny ela ry zareo ka niady ary nanalabara - tena ny samy mérina ary hitan izao tontolo izao !
Mbola azo porofoina fa mbola tena fiadiana mahombin ireo mpanao politika ny resaka ara-poko sy fihavi...
tohiny
novalian'i benkintana ny 13/05/2009 22:53
xxx
(
13/05/2009 21:19)
i ravalotgv ihany no niteny an'io dia omena azy ny voninahitra @ 666 fa io no hitany ho vaha-olana amin'izao crise izao...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 07:40
manelatra
(
13/05/2009 20:55)
:twisted: Fa inona ihany tokoa no tena karohan'i rakaroka amin'izao raharahampirenena izao ?? hors sujet izy io a !
Nitsapatsapa vodin'akoho tao dia hainareo ny tohiny , lanio amin'ny zavatra mah...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 08:09
xxx
(
13/05/2009 20:29)
Depuis lasa dada8 , nopotehan'ny capsat avokoa ny harenan'i dada mideprim ny tim raté , tsy misy voaloha intsony ny karaman'ny mpiasa :oops: :oops: :oops:
Ny zaza tsy misy gouter fa potika ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:35
ravalotgv
(
13/05/2009 19:42)
toa nosamborina ka toa nogadraina hono i yuka fa nanohana tim sady tsy nande le daewoo de naholan ny olona kely maso tany amin ny misy azy tany. I andrywui koa hono mbola ho aholana fa efa manomboka m...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:29
bazylou
(
13/05/2009 18:37)
http://www.lepoint.fr/actualites-monde/2009-05-13/rajoelina-ne-veut-pas-d-ex-presidents-malgaches-au-futur-scrutin/924/0/343044
vive tgv!!...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 14/05/2009 18:06
xxx
(
13/05/2009 18:10)
ry ralotgv=bazylou
hallowen=kalack
penguin =pengiun
dia ahoana koa ny manaraka e...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 20:16
Noue
(
13/05/2009 14:37)
Fa inona aloha no atao oe "[b]sages[/b]" eee ! ireto olona ireto ve no azo atao oe "sages" ????
[URL=http://img9.imageshack.us/my.php?image=conseilsages.jpg][IMG]http://img9.imageshack.us/img9/9236...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/05/2009 22:34
ravalotgv
(
13/05/2009 13:27)
ANDRY TGV= Nombre de la béte =666
A = 1 x 6 = 6
B = 2 x 6 = 12
C = 3 x 6 = 18
D = 4 x 6 = 24
E = 5 x 6 = 30
F = 6 x 6 = 36
G = 7 x 6 = 42
H = 8 x 6 = 48
I = 9 x 6 = 54
J = 10 x ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 18:20
