Politika

tafondro ( 13/05/2009 12:17)
Raha ny tokony ho izy dia tokony hatao toy izao koa ireo mpitondra teo aloha ,ametrahana fitoriana any @ TPI . [url]http://www.lejdd.fr/cmc/international/200919/francafrique-biens-mal-acquis_207255... tohiny
novalian'i rakaroka ny 13/05/2009 22:13
besandry ( 13/05/2009 10:44)
Be tokoa ny tim mideprime amin'izao crise handalovan'ny firenena izao , indrindra ireny jiolahimboto tarihin'i manandafy lehibe mialasakana ireny , ka ho be tokoa ny asa hosahan'i pedopsy amin'izao fo... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 19:53
MONGAB ( 13/05/2009 10:05)
Dà tsha araky ny shaiko any zny randroshany , ny tenako dà mila fanampiana zà mampiady olo à 57 ans , mamahandalitra ireo mpitondra , dà zhà koa mila fanampiana dokotera o !!... tohiny
ndaty ( 13/05/2009 09:47)
le GTT ressemble beaucoup aux TEMOINS DE JEHOVAH, beaucoup de bruit , de publicité et d'obstination mais ça ne donne rien. ce sont des jeunes adolescents en culotte et jupe courte, très ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 19:44
andrywui ( 13/05/2009 09:26)
Miandry isika fa aza miodikodina a ! --tsy misy hifandraisany amzay kozin'i Andry Rajoelina oe hilatsaka na tsy hilatsaka ity kozy ty fa hafa mihitsy !! --manahy aho mantsy fa toa mitady ho ampifan... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 18:09
xxx ( 13/05/2009 08:56)
Raha ny vinavinan'ny olona dia tsy maintsy hilatsaka ho @ fifidianana i ra8. Ary dia ny hoe fitiavana tanindrazana sy malagasy ary A/tra no slogan ho entiny. Nefa dia hita mibaribary fa SEZA no ten... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:18
ravalotgv ( 13/05/2009 08:06)
lalana vaovao : 1- plus de 75 ans pour étre président a madagascar 2- non malgache 3- nationalité française 4- milliardaire 5- acheter des millitaires 6- membre de serasera 7- mihaninka... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 10:18
besandry ( 13/05/2009 07:35)
REHEFA RESY DIA MAHAIZA MIHAINA FA AZA MANAO VAVAN NY MATY AN DRANO MBOLA AIZA NO HANAOVANAY IREO MPANAO LALANKITAKISOA IREO MAHENO TENY HOE SURSIS A EXECUTION AZA MAMPIKONETAKA IZANY IZAHAY RAH... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 14:53
xxx ( 13/05/2009 07:06)
Lettre ouvert a Mr Ravalomanana [quote] Monsieur le Président, Permettez-moi tout d’abord de vous rappeler qui je suis. Je m’appelle Jean Marc KOUMBA, la personne que vous avez fait venir d’A... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 14/05/2009 13:27
karavasy ( 13/05/2009 06:15)
Tsy milaza ny marina ry andry tgvendrana. Fa efa nisy fametrahana ireo hirotsaka ho filoham-pirenena angaha sa efa nivoaka ny làlana mikasika ny fifidianana no milaza ry tgvendrana fa tsy hirotsaka s... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 14/05/2009 11:10
penguin ( 13/05/2009 05:46)
Nanazava ary nanadio tena mikasika ny tsy mety rehetra nataony ity LYLISON mafibe ity ary nahagaga fa tafahoatra be manoatra nohon'ny ministra manazava mihintsy ny anao lahy. Tsy nijanona teo amin'ny ... tohiny
lemenakely ( 13/05/2009 05:24)
Ingahy Organes dia nanambara fa tsy ekena ny filaharana sy famoriam- bahoaka eny @ kianjan ny 13 mai , etsy andaniny ny mpiara- dia @ Tim dia nilaza fa hanao io fihetsiketsehina io anio 13 mai 2009 . ... tohiny
novalian'i locl ny 13/05/2009 09:52
sitlo ( 13/05/2009 05:08)
Iny efa tsy ho lany na hilatsaka na tsia. Ny olana dia ny fiandrianam-pirenena. Ny hoe ahoana ny fomba tsy hiverenenan'ny ohatra an'izao itsony. Izay rehetra mitondra lanim-bahoaka izany ka tsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 10:49
xxx ( 13/05/2009 04:35)
Selon le Premier ministre de la HAT Monja Roindefo, il ne faut pas confondre retour à l’ordre constitutionnel et retour en arrière. - 12/05/09 Andry Rajoelina a annoncé ce jour à des di... tohiny
essera ( 13/05/2009 04:27)
Fanambarana ofisialy fotsiny ihany ry mahay no nataony omaly a !!! Mihevitra ery ireto mpiondana iky fa hoe resy ra-Andry amin'ilay déclaration wé tsy hilatsaka ho président. Tadidio tsara ry mpio... tohiny
zoam ( 13/05/2009 04:03)
Afaka miaina an-kalalahana mihitsy ny rehetra. Ary mihinana dibera daholo by isantokantrano satria rava ilay MONOPOLE Taloha 10.000 Fmg ny MARNA GOLD MENAKA : 18.000 Fmg ny cacheté Ny v... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 15:27
bazylou ( 13/05/2009 00:00)
""21h20Andry Rajoelina a annoncé ce jour à des diplomates français "qu’il ne se présenterait pas" à l’élection présidentielle, rapporte Le Monde."" Honnete be le anay e!! tanora sahy m... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 05:20
fijo ( 12/05/2009 22:25)
i andry rajoelina io aloha,dia mihomana,fa ny ekipan'i pierrot no hampihinana ny tsy aiko intsony azy eo.efamanomboka miseho ny fifampitsipahana misy eo amin'i monja(ekipa tgv)sy i pierrot(ekipa ratsi... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 13:31
xxx ( 12/05/2009 20:16)
Teo am-panaovana fanadihadiana kely momba ity raharaham-pirenena Madagascar ny tenako no nahatsiaro tampoka ny tantaran' ny firenen-dehibe iray .. Ny president izay nitondra dia manana ny fe-pot... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 14/05/2009 09:31
xxx ( 12/05/2009 19:29)
hanao filoham-pokontany eny Ambatobe hono i Radomelina! 20:00 - Le président de la HAT, Andry Rajoelina, a assuré à des diplomates français qu’il ne serait pas candidat à la prochaine élect... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 12:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7796