De ho nofiko ve sanatria ! !!!!!!!!!!!!!!!!!!!

1. xxx ( 12/05/2009 20:16)
Teo am-panaovana fanadihadiana kely momba ity raharaham-pirenena Madagascar ny tenako no nahatsiaro tampoka ny tantaran' ny firenen-dehibe iray .. Ny president izay nitondra dia manana ny fe-potoana araka ny sata nifehy ny lalam-panorenana ao aminy .. Natahotra ary ity president fa tsy maintsy hiala satria efa 2 eme mandà no ataony nefa mbola te hanohy ny fanjakazakana ao amin'ity Firenena ity .. Ny hany nataony dia izao araka ny nofiko : Nanao vazaha mody miady amin' olona iray izy ary io no nomena vola kely mba hanao izay tratry ny ainy hanonganana ny tena president , rehefa aongana teo @ fitondrana izy dia niala mora , nefa nanao tapodifohy araka ny fiteninay , ka nahazo indray ny tany sy ny fanjakana , ary dia nanjary republika faha firy angaha izy izay fa tsy tadididko , dia tanteraka izany ka mbola nahazo manao ny 2 mandà indray izy ... Izany no atao hoe tsikombakombam-politika e... . Somary lasa ny saiko manao hoe : naninona moa i Ravalomanana no tsy nikasika an'i TGV , nefa raha ny fisamborana an'i Petty sy Vonìnahitsy ireny dia tena tokony ho voasambotra i TGV , faharoan'izany toa misy lafim-pihavanana kely amin'izy roalahy mianaka ireo , fahatelo Samy avy @ Foko Merina .......
Inona no marine e Soa fa nofiko ilay tantara
novalian'i tsiafoi1 ny 14/05/2009 09:31
2. Noue ( 12/05/2009 20:21)
xxx:

Somary lasa ny saiko manao hoe : naninona moa i Ravalomanana no tsy nikasika an'i TGV , nefa raha ny fisamborana an'i Petty sy Vonìnahitsy ireny dia tena tokony ho voasambotra i TGV , faharoan'izany toa misy lafim-pihavanana kely amin'izy roalahy mianaka ireo , fahatelo Samy avy @ Foko Merina .......
Inona no marine e Soa fa nofiko ilay tantara
be dia be ny zavatra heno momba an'io, oe naninona no tsy nosamborina i tgv, naninona no navela hanao an'zao sy zao??? tao ny nilaza fa manan-janaka tgv ary i Sarah no renin'ilay zaza, tao no nisy nilaza fa nanafatra i Sarah mba tsy ho samborina i tgv, tsy hay intsony zay marina!! fa na izany aza dia mbola mipetraka foana ny fanontaniana oe naninona no tsy nosamborina i tgv hatramy voalohany??


3. pikatti ( 12/05/2009 20:30)
lesona daholo zany , zao vao tena afaka milaza @ zay ny vahoaka hoe tsy alehany le tgv é, fa raha tsy zany io be resaka teo ndray hoe katsaka voanjobory, zay nogadraina nefa raha zah no teo dia lasa paradisa Gasikara ,zao tena enfer
4. zoam ( 12/05/2009 21:16)
a pikatti aiza lesy andrywui izay
5. ravalotgv ( 12/05/2009 21:46)
natahotra angamba lery sao de pehan i tgv eo daholo ny vinany sy ny ondry fotsy kibon i lery

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@

tena manonofy be ra xxx
6. zoam ( 12/05/2009 21:55)
ahoana lesy rabazylou an arabaina tonga soa
7. ndenn ( 12/05/2009 21:57)
xxx:

Teo am-panaovana fanadihadiana kely momba ity raharaham-pirenena Madagascar ny tenako no nahatsiaro tampoka ny tantaran' ny firenen-dehibe iray .. Ny president izay nitondra dia manana ny fe-potoana araka ny sata nifehy ny lalam-panorenana ao aminy .. Natahotra ary ity president fa tsy maintsy hiala satria efa 2 eme mandà no ataony nefa mbola te hanohy ny fanjakazakana ao amin'ity Firenena ity .. Ny hany nataony dia izao araka ny nofiko : Nanao vazaha mody miady amin' olona iray izy ary io no nomena vola kely mba hanao izay tratry ny ainy hanonganana ny tena president , rehefa aongana teo @ fitondrana izy dia niala mora , nefa nanao tapodifohy araka ny fiteninay , ka nahazo indray ny tany sy ny fanjakana , ary dia nanjary republika faha firy angaha izy izay fa tsy tadididko , dia tanteraka izany ka mbola nahazo manao ny 2 mandà indray izy ... Izany no atao hoe tsikombakombam-politika e... . Somary lasa ny saiko manao hoe : naninona moa i Ravalomanana no tsy nikasika an'i TGV , nefa raha ny fisamborana an'i Petty sy Vonìnahitsy ireny dia tena tokony ho voasambotra i TGV , faharoan'izany toa misy lafim-pihavanana kely amin'izy roalahy mianaka ireo , fahatelo Samy avy @ Foko Merina .......
Inona no marine e Soa fa nofiko ilay tantara

Combine improvisée ilay izy rehefa tena nodinihina tsara , fomba fangalan' ny fanjakana vola hatramin' izay izany avy @ ireo olona manana ny ampy kely ka afaka ho zaraina @ vahoaka .Tsy misy tsy maha- ara-dalàna izany fa ilay fomba nanamboarana azy no misy indro kely ( vono olona , chantage economique an' ny sociétés sy entreprises manana ny maha izy azy , terrorismes militaires ,destructions de biens publiques pour les éliminations des autres parties politiques envue des futures éléctions ,manipulations d' une parties du peuple pour effectuer des lavages de cerveau au plan national en vue de gagner la presidence .Marihiko fa nanao an' ireo daholo ny mpitondra tao Mada hatramin' ny 1960 no makaty .Dia manontany tena ihany indraindray hoe dia ho aiza ary iMadagasikara ???

8. ndenn ( 12/05/2009 21:59)
Manala baraka ny malagasy ilay izy indraindray fa tsy hita tsinona!!
9. fijo ( 12/05/2009 22:09)
mahamenatra mihintsy.le nofy aloha toa tsy hinoako ny fahamarinany e
10. bazylou ( 13/05/2009 00:04)
izao ve ianareo vao maharaka an'izany kle!! efa tara be!! :-D :-D
11. xxx ( 13/05/2009 10:59)
tsisy miresaka @ lah eo ry bazily a :idea: :idea: :idea:
12. tsiafoi1 ( 14/05/2009 09:31)

Film efa nandeha zany, efa fin de l'épisode zao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0477