hisaorana lehibe ny HAT fa rava ny monopole ny magro
1. zoam
(
13/05/2009 04:03)
Afaka miaina an-kalalahana mihitsy ny rehetra.
Ary mihinana dibera daholo by isantokantrano satria rava ilay MONOPOLE
Taloha 10.000 Fmg ny MARNA GOLD
MENAKA : 18.000 Fmg ny cacheté
Ny vazaha moa dia faly ery fa afaka mandroso ny orinasany manondrana entana eto Madagasikara.
Faly be koa izireo fa 14.000 Fmg ny Euro ary 11.000 fmg ny USD
Raha tsy misy igafy ny HAT dia ho 15.000 fmg ny Euro @ faran'ny volana.
mbola betsaka ny vidinjavatra hidina fa mandrasa kely aloha,toy ny PPN

novalian'i xxx ny 13/05/2009 15:27
2. xxx
(
13/05/2009 05:30)
vary 2500fmg ny kilao
menaka 12500fmg litre
mbola hiena 40% araka ny fampanantenana nataony niaraka t@ arabie saoudite
donc raha atao ny calcul dia hidina ho lasa 1500fgm ny kg ny vary
ary 7500fmg ny menaka
aleo kosa ry zareo miaraka @ Hat raha tanteraka ireo ao anatiny fotoana fohy an

3. rfd2001
(
13/05/2009 05:41)
Manampy azy koa ny vidina solika zao hihidina satria ny devise miakatra be tena ho tafavoaka marian isika le.
Ny herinaratra koa toa hihidina satria ny antsika efa mandeha @ solika daholo ny centrale thermique mamokatra herin'aratra eto mahay ny HAT ka .

4. xxx
(
13/05/2009 07:58)
inona moa no lazaina mihoatra izany fa dia VILE LA HAT
QUE DEMANDE LE PEUPLE !!!!!????????
QUE DEMANDE LE PEUPLE !!!!!????????
5. essera
(
13/05/2009 12:09)
Tsotra kely ry mpiondana isany. Mahandry kely ianareo dia ho hitanareo na possible ilay izy na tsia fa aza manerika be alohan'ny ilatsahan'ny orana.
Ny manetsetra koa ange no betsaka amin'ny very seza sy ny nomena tombotsoa manokana e. Tadidio tsara fa tsy tonga tamin'izao tetezamita izao ny fitondrana malagasy raha tsy efa nisy zavatra tsy neken'ny vahoaka tao fa tsy hoe i Ravalo amin'ny maha-Ravalo azy en personne no tsy tiana.
Ny acte nataony no tsy nilamina fa eto mantsy efa alefa ilay teny miolaka kely hoe : tsy aleo ihany i Dada. oups, sarotra be zay ry zama.