Politika
kidoropamba
(
15/05/2009 11:59)
Io izao no tetik'ady mandeha izao mikasika an'ity fifidianana ity.
Ny Merina dia manana an'i:
- Ravalo
- Ratsirahonana
- Rajemison
- Razafindravaha
- Andry TGV
Ny tanindrana indray dia manan...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 15/05/2009 20:08
bazylou
(
15/05/2009 11:30)
Madagascar: Marc Ravalomana compte sur le soutien des pays de la région
il y a 10 min
AP Donna Bryson
* Imprimer
L'ancien président malgache Marc Ravalomanana compte sur la Communauté...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2009 12:34
harybe
(
15/05/2009 11:24)
raha fijeriko izao sary ato @ tranokala izao dia lasa firenena matanjaka be i madagasikara satria tsy mbola nahita izaho ary manomeza ohatra na mapisehoa sary izay efa nahita mpanadio lalana miaraka a...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/05/2009 07:47
bazylou
(
15/05/2009 11:03)
A LA UNE (15/05/09)
Candidature à la présidentielle. Le président de la HAT lance une contre-offensive aux propos tenus par l’ancien président Ravalomanana sur RFI.
Andry Rajoelina répon...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2009 12:33
kidoropamba
(
15/05/2009 10:52)
Tratra ny tetiky Ravalo. Haka ny taolam-balo tao manjakamiadana hanaovana ody gasy hiverenana eo @ fitondrana. Tsy le le...Tena efa mitapy Ravalo sana à.
Raha nijery AL JAZIRRA TV aloha sy ny RFI ...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 18/05/2009 09:17
bazylou
(
15/05/2009 09:58)
raha tsy hilatsaka (na tsy mahazo milatsaka) Mr Ravalo amin'ny election P vaovao :
- hanohana ara-bola izay candidat TIM ve izy ?
ilana vola be mantsy ny propagandy raha tiana ho tafa ny candidat...
tohiny
novalian'i benkintana ny 16/05/2009 00:07
xxx
(
15/05/2009 09:18)
Raha tsy hiteny afatsy TGV, Ra8, ratsiraka, Zafy, Ratsirahonana, izay efa samy teo @ fitondrana. TGV hoy aho satria HAT izy zao ary tsy afaka ny ho président velively raha amizao.
Dia iza no azoaz...
tohiny
novalian'i coucou2 ny 15/05/2009 12:37
essera
(
15/05/2009 08:52)
Mivazavaza ery ry Penguin rehefa tena atao mahitsy ny fitenenana wé : "misolelaka am sadc ny hat ?" : Ny sadc ange no tonga teto e. Raiso ilay lojikan-javatra.
Manaraka izany, iza koa no tena mang...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 15/05/2009 15:09
locl
(
15/05/2009 08:44)
izao no tena izy ry pro TGV sy pro Pierrot a!
L’entretien exclusif entre la HAT et l’Union Européenne (UE) concerne la violation de l’Article 9 de l’Accord de Cotonou. En effet, cet Artic...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2009 12:31
penguin
(
15/05/2009 08:10)
Lazaina fa manery é, baikon'ny olo-tokana ny SADC é, tsy hilaina é nefa dia hiadivana hevitra sy raisina hatrany. Manino no tsy alefa mandeha any araka ny taim-bavanareo ireo SADC ireo ary tsy avel...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2009 23:23
xxx
(
15/05/2009 08:05)
Toa rehefa fotorina toa tsy ahitana informations momba ireto italiana sy arabo lazaina fa investisseurs ireto. Hisy fanadiova-mbola tiana hatao angamba ??? ...
tohiny
novalian'i Motsa2 ny 15/05/2009 11:52
xxx
(
15/05/2009 07:52)
Inona moa no olana raha izy no lasa filohantsika !!!...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2009 16:17
bazylou
(
15/05/2009 07:38)
""Les anciens présidents exclus de l'élection présidentielle
12-05-2009| Écrit par R.C.
L’une des propositions de sortie de crise émise par les négociateurs des Nations Unies fait re...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2009 07:42
xxx
(
15/05/2009 07:35)
Fantany tsara fa hisy rà-mandriaka indray eo raha toa ka miverina izy. Dia mbola hataony ihany. Ny seza ihany no ao anaty lohany. Ary raha vao tsy vitan'ny resaka hoy izy ny raharaha dia vonona ny ha...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2009 08:45
bazylou
(
15/05/2009 07:12)
Niova hevitra tanteraka ny SADC vokatr'ireo lainga marobe nafafin-dRa8.
Tany amboaloahany dia nino ny filazan-dRa8 ny SADC ka nitaky tamin'ny fomba hentitra ny hiverenan-dRa8 tsy misy hatak'andro.
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 15/05/2009 10:38
penguin
(
15/05/2009 05:59)
Niorakoraka mafy ireto mpanala demonin'ny tgvendrana ary naneho nanako ako ny hoe: OSY VOLAMENA, OSY FOTSY, OSY MAINTY sns ary NANALA NY OTA SY NANDORO IZANY.
Izao indray mitady hevitra hafa hameleza...
tohiny
novalian'i bobopendo ny 15/05/2009 11:34
xxx
(
15/05/2009 05:47)
o zareo a,iza kay reo vahiny nanampy amin'ny famindrana ny razana teny amin'ny rova azafady,misaotra sinoa sa misaotra :!: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2009 07:01
hery
(
15/05/2009 05:33)
Aleo dia tsorina.
Ny antony nitenenan'i Andry hoe tsy hilatsaka hofidiana izy raha toa ka tsy milatsaka daholo ny filoha taloha dia fantany tsara fa ho lany i Ravalomanana raha mbola milatsaka eo. A...
tohiny
novalian'i benkintana ny 16/05/2009 00:34
lemenakely
(
15/05/2009 04:49)
Tsy hisy mpitondra sy Fanjakana ho vanona intsony eto satria izay tonga teo @ fitondrana dia tsy nieritreritra afatsy ny nameno paosy sy ny akamakama.Manao fampanantenana be diso tafahoatra rehefa pro...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2009 00:03
diloo
(
15/05/2009 01:00)
Manana[b] ambition[/b] i Andry tao @'ny TF1 matoa nanindry ny ho antsoina [b]Président[/b].
Koa Hilatsaka ihany ve sa tsia?
Raha mijoro ho tena [b]lehilahy mendrika[/b] izy, dia voatery ve tsy ma...
tohiny
novalian'i benkintana ny 15/05/2009 23:59
