Ravalomanana-ndoza, mpamono olona....

1. xxx ( 15/05/2009 07:35)
Fantany tsara fa hisy rĂ -mandriaka indray eo raha toa ka miverina izy. Dia mbola hataony ihany. Ny seza ihany no ao anaty lohany. Ary raha vao tsy vitan'ny resaka hoy izy ny raharaha dia vonona ny hampiasa hery izy. Inona izany fa tsy famonoana olona tsotra izao.
SEZA fotsiny no tadiavian'i leli.. ma.. io.
novalian'i xxx ny 15/05/2009 08:45
2. xxx ( 15/05/2009 07:41)
hay ve katahotra ndray e!
3. halloween ( 15/05/2009 07:43)
hay ve katahotra ndray e!


zany ve no mba fotompisainan'ny TIM ? ilaina manomana sarla maromaro mihitsy ny fanjakana rah izany !! zavatra herimboatay sisa io fa SADC efa niala tam dada !! ny olona rehetra efa manaiky le Fanjakana !! ireo eo am Magro sy ny Tim ato am serasera sisa !!
4. locl ( 15/05/2009 08:27)
Za mbola eto ka, sadytsy TIM no Magroiste fa legaliste, aza miteny ratsy aloha e!!
5. xxx ( 15/05/2009 08:45)
Matahotra mihitsy ka! efa fantatra tsara izao ve fa hisy gasy ho faty dia mbola hatao ihany. Tsy mpamono olona ve no anaran'izany. Fa azoko tsara enao eo ambody net, mamporisika fotsiny, mifaly amin'ny famonoana nefa mody hoe olom-pirenena. SEZA fotsiny hoa no tadiaviny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0495