Politika

bazylou ( 18/05/2009 22:27)
hononotokony hiasiraka ny sekirite an'i le8 raha miverina i tazy !!! tssssle izany ve tsy resaky ny maty andrano kle!! http://ti1ca.com/79xzvtuj-Matv180509-Matv180509.wma.html matv 180509-18h00 ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:07
Noue ( 18/05/2009 17:45)
[quote="essera"]Izay ve no mba passage tsara hitan'i Noue ? [/quote]io ary ry essera dia mba inona no lazain'lahy @ io indray zao ee??? [size=70][color=red][b]Le guide libyen a invité Tgv ce week-... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 13:37
kidoropamba ( 18/05/2009 16:29)
Heno fa miaraka any amin'ingahy levalo any @ vakansa any afrika atsimo any Rakotondramboa sy Yvan. Ireo izany ve le olona mampifoka bozaka an'ity dada ity sa misy mpanolotsaina vahiny karamaina la... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 02:25
milamm ( 18/05/2009 14:37)
Raha atao ny fisokajiana ireo fitondrana nanao vono moka tao amintsika dia i Ranavalona liandra ary nodimbiasany mpanjanaka sy i ratsy iraka izay mbola soloiny HAT tena @ izao fotoana ankoatrany hala... tohiny
xxx ( 18/05/2009 14:04)
araka ny filazan'izay mpampinany iray izay dia hoe ho dorona toy ny magro sy t@ ireny black monday ireny hono ny serasera raha vao tapitra ny ultimatum nomen'i andrywui fa tsy mety miala ny HAT,satria... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 09:54
salopard ( 18/05/2009 13:07)
eh oui, tafaresaka t@ kiso amam-borona ny tenanay, dia hoy ry zareo: Hatramin'izay dia ianareo olombelona no voan'ny Grippe, ka ahoana no tato ho ato toa lazaina fa izahay no niandohan'ireo grippe ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:10
xxx ( 18/05/2009 12:29)
Nifampitifitra tany vodihala ny CMNE sy miaramila ny Hat notarihin'i Alain ramarson raha samy saika hangalatra ny varin'i ra8 tany,voatifitra teo @ vodiny i charles araka ny filazan'ny mpitsabo @ hopi... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:16
TEGEVE ( 18/05/2009 12:19)
Anaka isany Vaky ny lohako ,antsoin-dry zalahy lehibe retra zao ,nefa efa malaina ny hivoaka aho Bedesin'i Khadaffi tao e filohan'ny UA,efa voabedin'ny SADC,efa bedin'ny UE,zao ndray miandry kar... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:15
xxx ( 18/05/2009 12:06)
13:30 - L’agence Reuters révèle que l’Union Africaine (UA) continue de refuser de reconnaître Andry Rajoelina d’après les rapports de la réunion dans la presse officielle d’État libye... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 14:46
Noue ( 18/05/2009 11:47)
Dia oe [b]Désormais, la HAT passe à la vitesse supérieure en matière d’offensive diplomatique car ceci n’est que le début. Après la Lybie, la HAT compte aussi défendre le cas de Madagas... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 13:29
kidoropamba ( 18/05/2009 09:48)
Manonofy ve ity levalo ity sa ilay rongony hifohany isa-maraina io no mahatonga azy midain-daina tahaka izao? Raha nanome Interview tao @ Al jazzira moa lery (hita ao @ madagascar tribune: http://... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:02
xxx ( 18/05/2009 09:46)
Varina mifandaboka ny malagasy, TGV manadaboka any Ra8, dia mihevitra fa ho filoha maharitra eo. Araka ny faminaniana dia i Pastera Mailhol no ho lasa filoha. Araho tsara ny faminaniana nataony fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 09:29
essera ( 18/05/2009 09:39)
Lohanteny nanaitra tamin'ny gazety tam faran'ny herinandro teo ny hoe : "Ny hadisoako dia tsy niraharaha ny miaramila." (dixit Dada). D mba lasa ihany ny saiko hoe : iza moa no filohan'ny foloalin... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 19:55
kidoropamba ( 18/05/2009 09:19)
Hita izao fa ry Manandafy sy ny forongony ihany no nanafina an-drazily @ izay atao dokam-barotra ity Razily ity. Efa boky enina izao no nivaoka avy @ ndry zareo mitonontena fa legaliste mikasika andr... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:28
KALACK ( 18/05/2009 08:44)
Ny SADEC mihitsy no efa malaina hanampy ANDRAVALO !! mbola namafisindry zalah SADEC ndray aza fa ry zalah tsy mampirisika sady tsy mila ANDRAVALO hiverina eto M/car zan fa manakorotana ny efa milammm... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:15
essera ( 18/05/2009 08:42)
Haingana dia haingana ny fivoaran'ny toe-draharaha ary hita sy tsapa fa efa miha-milefitra ny fikambanan'ireo firenena any ivelany. - Raha raisina izao ny firenena afrikana tamin'iny herinandro lasa ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:12
andrywui ( 18/05/2009 08:16)
Jereo anie ny maha samy hafa anireto e !! [b]tanora gasy VANONA = tanora gasy VONONA = VICTOIRE[/b] [b]TIM =[/b] TIa Mandainga = TIMamono olona = TIManao pactes satanique = TIMamondrongo... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:16
diamondra27 ( 18/05/2009 06:56)
araka ny vaovao azo farany dia hoe tsy i razily akory iny teny ambohijatovo iny fa olona mitovitovy aminy http://www.topmada.com/2009/05/andry-rajoelina-pas-de-table-ronde-avec-ravalomanana/ Ai... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:59
naritsimba ( 18/05/2009 06:48)
Asa raha mba nisy naheno ny resaka nataon'ilay Dr Rakotomalala Nirina, filohan'ny TIM any Alemaina ianareo t@ Radio, izany no tena hoe naboridany tanteraka Ingahy Ravalomanana, ary notantarainy daholo... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:04
penguin ( 18/05/2009 06:00)
Matahotra fifidianana ny tgvendrana satria Vahoaka hono no betsaka eto Madagasikara fa ny Olom-pirenena vitsy. Ny vahoaka hono tsy ampy loha nefa dia vahoaka no lazainy nametraka azy koa asa fa izy no... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 12:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9244