Politika

penguin ( 20/05/2009 06:13)
MEI dia avy amin'ny fanasarahana ny MECI na Ministère de l'Economie, du Commerce et de l'Industrie nentin'i IVOHASINA izay tena azo nolazaina fa nankasitrahan'ireo mpiasa tao. Izao moa ny tgvendrana ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:10
xxx ( 20/05/2009 05:58)
Heno izao fa tsy hamatsy vola antsika ny firenena atsy na aroa satria tsy manaiky ity fitondrana tetezamita HAT ity. Ka hitako mba tokony hipetraka amin'i Marc ny hoe: [i]Nataony inona daholy izan... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:00
Oay ( 20/05/2009 05:52)
Raha ny zavatra iainana andavanandro moa izany izao no jerena d ahoana ny fahitantsika anazy. _Rehefa manaraka vaovao enao ka mampitovy d tsy misy mandeha! Satria ny andaniny miteny fa tsy misy fifa... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 18:26
xxx ( 20/05/2009 05:22)
http://www.tim-madagascar.org/index.php?option=com_content&view=article&id=1142:fanambarana-avy-aminny-tvm-rnm-ary-dit&catid=105:divers&Itemid=389 ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 05:34
hery ( 20/05/2009 05:13)
Dia re izany izao fa najanon'ny amerikana ofisialy ny fanampiany an'i Madagasikara satria tsy fitondrana demokratika. http://www.google.com/hostednews/afp/article/ALeqM5jmo9PwT4N2wn-sFAeSHCjP5WwE9g... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:35
bazylou ( 20/05/2009 00:39)
ny fitondran 7 taona nangalarana sy ny fanaovana andevo kely ny gasu ho eo ambany fahefan'ny mpanao abobo kalaza lahy!!! Tsy azo ampitoviana ny 7 taona sy ny 2 volana nitondrana!! Hit amihitsy izao... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 05:22
zoam ( 19/05/2009 22:27)
Nijery viva aho aho androany dia nahita fa hoe fitsenena presiden no nanaovana an'i TGV tany lybie,tsy nisy na dia tapie rouge,fitsofana mozika ny tafika ,ny tafondro,escort @ motar nankany palais ka... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:49
profesera ( 19/05/2009 20:40)
RAHA TENA TIA NY VAHOAKA MALAGASY SY MITADY NY TOMBOTSOAN NY MALAGASY I RAVALO SY I RAJOELINA DIA TSY TOKONY HITANAREO FA TOKONY HIFANANTONA VE IZY MIANAKA MIRAHALAHY ARY SAMY TSY MISY MILATSAKA HO FI... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:33
andrywui ( 19/05/2009 20:33)
De ao anaty tunnel maizina ao ianao anio r'ingahy roa rah tsy mahita fika faranze haingana hivoahana tao a!! lalana efa nizoranao moa io ka de anao ny anao ! ianao no niteny sy nanao DEFI ary nanao P... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 12:13
sitraka1 ( 19/05/2009 18:48)
Mba mandinika ny resaka mandeha eto za fa ny tsikaritro dia tsy ny politika misy any mada no olana amintsika eto fa i Andry TGV. Noho i Andry katolika ve? Noho i Ra8 protestanta ve? Sanatria ohatry ny... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 00:54
ndaty ( 19/05/2009 18:25)
Tsy misy ndaty atokisan'ny RAVALO intsony: na ONU, na OUA, na ny namany, http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=14230 - Ratsiraka marary: Tsy niandry a... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 05:14
Noue ( 19/05/2009 17:22)
Mampalahelo fa miala tsikelikely ny investisseurs any Madagascar, mampalahelo fa very asa , mampalahelo fa firifiry ny olona very asa? http://www.topmada.com/2009/05/tourisme-sinistre-textile-menace... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:43
ravalotgv ( 19/05/2009 17:04)
Sniff tcroufff [img]http://www.les-nouvelles.com/image_du_jour/zoom.php?id=1235[/img] :^) :^) :^) :^) tena vizana ny rein i boay kely nitaingina chameau :@ :@ :@ :@ ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 00:03
xxx ( 19/05/2009 15:54)
Zava-dehibe eo @ fitantanana firenena ny fananana mpanolotsaina kinga sy maranitra ary tsy manimpy hoditr'akondro. Koa mipetraka ary ny fanontaniana amin'izao fotoana izao, i TGV ve no donendrina s... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 00:08
kidoropamba ( 19/05/2009 15:38)
Rariny raha nandositra Ra8 ary nialokaloka @ ireo virjiny swaziland milalao nofom-pe satria tsy tafaverina antanindrazana. Satrobory sisa no manao tsianjery "Jao sy Mboty" ery @ Magro mikarama vary ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:25
locl ( 19/05/2009 15:18)
Dia inona no lazainareo amin'izao zavatra izao, ho faty le vahoaka sy le mpiasa madinika Tsy misy raha mandeha HAT. Sa ahoana ry essera, tsy ny legaliste no manao laza ratsy aty ivelany fa ny olona... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:45
hery ( 19/05/2009 15:02)
Tsy fahombiazana hafa koa no hita tamin'ny HAT fa tsy nisy nanaiky ny baiko ny ireo ambassadeurs gasy nesoriny teo amin'ny toerany. Vao nahazo toerana mantsy ry zalahy dia hoe esorina daholo ny ambass... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:13
andrywui ( 19/05/2009 14:58)
De ao anaty tunnel maizina ao ianao anio rah tsy mahita fika faranze haingana hivoahana tao ry tsy tononiko a!! lalana efa nizoranao moa io ka de anao ny anao ! ianao no niteny sy nanao DEFI ary nanao... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 12:57
diamondra27 ( 19/05/2009 14:31)
lazaina fa tsy mandeha intsony ny radio mada nefa za mbola maheno radio mada tsara ihany. Indro zaraiko aminareo izay te hihaino ary mba lazao hoe:tena izy sa tsia http://www.medinalia.com/radio/p... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 00:26
essera ( 19/05/2009 14:09)
TOP Qui suis-je ? Homme politique malgache ayant relevé un grand défi pour que chaque citoyen malgache puisse acquerir un Renault 4. Ayant abandonné ce projet, il a pu convaincre ce peuple par la... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.2132