Politika

xxx ( 19/05/2009 13:50)
Niditra t@ klôty gôka i Andry Nirina Rajoelina ka nihitatra lasa zipony kala adala no niafaran ilay izy. Ny mampalahelo dia ny malagasy tsy vaky volo,( ankoatran'ireo mpijapy train à vapera ao @ ... tohiny
novalian'i locl ny 19/05/2009 15:08
bozyboleta ( 19/05/2009 13:49)
Hoy ilay mpanozona iray ato izay hoe tsy olana ny vola fa misy na euro na USD. Ohatrinona no nentin’i tgv avy tany Lybie? Rahoviana ny 2 miliara USD avy any @ belamba sy ny volan-drongony avy @... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:38
xxx ( 19/05/2009 13:40)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-05-2009 15:31:08 Lohateny : Re : Omany ny lafarine..... ity hono ny tranon ' i andry rehefa any frantsa izy =)) =)) ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 13:49
Bazily ( 19/05/2009 13:36)
Ampahafantarina anao ndrematoa fa ny pamba dia isan'ny zvt poak'aty sady maivan-danja, ambonin'izay mbola fatao kidoro koa izy any @ faritany. Noho izany tsy dia manan-danja loatra. Tsy mahagaga raha ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 00:28
TEGEVE ( 19/05/2009 13:29)
Anaka isany Tsara be le fandraisana anay tany ,ny sakafo moa dia niletra é Nanantena ahazo vola izahy hividianam-bary (efa tsisy ntsony ny stock TIKO) Kobay ndray fa tsy mbola manaiky ny fahefako ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:27
xxx ( 19/05/2009 13:11)
ombay mitady ny soavalinay fa naolan i ra wiwi :^) :^) :^) :^) [img]http://cache.daylife.com/imageserve/00AO6hp5ef4Ge/610x.jpg[/img] io misy ny sariny ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 00:27
cyril ( 19/05/2009 13:03)
Lay tsy tononiko anarana , raha mila fanampiana ianao dia ilazao ny akama fa tsy olona zany ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 14:56
andrywui ( 19/05/2009 12:09)
Tsy hilaza anarana na olona na iza na iza tsony aho fa hianareo mahalala ny resakasy ny mpilaza na ny mpaminany azy na TIM na TGV !! lay resaka hirodana ny HAT afaka 3volana io tompoko, zay no tena le... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 14:58
accolade ( 19/05/2009 11:56)
Miomana ianareo mpitoraka lafarine, fa hisy lehilahy hoavy any aminareo any Frantsa any eeeeee!!!!!! Aleo hojerenay aty fa TENA LEHILAHY IANAREO MPITORAKA LAFARINE ........ Sarimbavy mantsy raha toa v... tohiny
novalian'i benasy ny 20/05/2009 05:52
xxx ( 19/05/2009 11:05)
fony teny @ 13mai dia hoe tsy mila mpamatsy vola izany ny HAT f'efa misy 50millions dollars,izao misoleleka etsy sy ero ,efa mba nidina izany ny vidim piainana hoe hidina hatrany @ 40% PPN,efa lafo iz... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 13:44
kidoropamba ( 19/05/2009 11:04)
Izaho aloha tsy hanaiky ny hamelàna an'ingahy Ramarisely ho afa-bela amin'ireny nataony ireny e. Ho sahy ve ny HAT hanambotra an'ity Marisely ity ka halefa any @ Manandafy manao stazy any sa ahoa... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:16
xxx ( 19/05/2009 09:21)
inona ny marina ??? OK sa Selon les rapports de l’agence Jana, presse officielle de l’État libyen, le Guide Muammar Kadhafi, président de l’Union Africaine, refuse de reconnaître ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:56
Oay ( 19/05/2009 09:12)
Araka ny resaka nifanaovan'i Andry Rajoelina t@ mpanao gazety teny Ivato androany t@ 11 ora teo d OK NY HAT hoy i ny filohan'ny firaisam-be afrikanina amperin'asa. Nentina tany ny dossier d niaraha... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 15:13
bozyboleta ( 19/05/2009 07:24)
Hatr@ izao dia tsy fantatra mazava satria dia niovaova hatrany ny tarehimarika momba ity trosa notatatataina fa ananan’ny fanjakana @ TIKO ity. Tsy mbola nisy ihany koa ny taratasy mazava naseho a... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 03:02
essera ( 19/05/2009 07:13)
Nitabataba b ry zalah i [u]milamm[/u] ao ambany ao d miseho tsy mametraka position mihitsy sad tsy tim ts tgv ts arema. Hisy antoko vao2 angamba eto Mcar fa mba apetrako manokana amin'io fanontaniana ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 20/05/2009 12:25
essera ( 19/05/2009 06:09)
Jereo ange itony lohateny itony e : - inona no fomba hanazavany HAT ra mandriaka taorinany 17/03 ? --> 07 février hoéééé ? Ravalo alou ve no anontaniana voalohany sa iza ??? - TSY MAHITA T... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:36
penguin ( 19/05/2009 06:08)
Sao mitomany ry tgvendrana isany fa malaza be fa dia manomboka "reconnue" hoy ny filaza ny tetezamita tgvendrana. Dia mandreka ny tgvendrana indray koa ny feon-gazety iray milaza fa VOAN'NY DAKAN-DRAM... tohiny
novalian'i penguin ny 20/05/2009 06:04
laxma ( 19/05/2009 06:00)
Hono hoa ry reto, firy isanjaton'ny malagasy moa no tantsaha? fa tena mampalahelo refa nifandinika t@ fitondrana HAT ireo fikambanana ao @ tranoben'ny tantsaha. Valiny dia hoe tsy misy fantany hono... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 13:40
rakaroka ( 19/05/2009 04:43)
Ary nofiko hono fa nisy kilalao fahiny izany hoe "Gri jàgjà mihidy ny varavarana , dia kilalao fanaon'ny ankizy hono zy io, asa koa aloha 'zé mba aton'ilay kilalao fa tsapako kilalao vendrana ihany... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 00:31
TEGEVE ( 19/05/2009 00:37)
Anaka isany , Mafy tokoa ny manjo ahy ato ,tsy mety mahita tory aho mieritreritra ny ahatongavan'ny filoha hajaina Marc RAVALOMANANA (l) (l) ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 23:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0711