Omany ny lafarine.....
1. accolade
(
19/05/2009 11:56)
Miomana ianareo mpitoraka lafarine, fa hisy lehilahy hoavy any aminareo any Frantsa any eeeeee!!!!!! Aleo hojerenay aty fa TENA LEHILAHY IANAREO MPITORAKA LAFARINE ........ Sarimbavy mantsy raha toa vehivavy ihany no sahy torahana .... Vehivavy no mba resy..... Miandry , ka miandry.... hisy lehilahy ho avy any ka....... aza manahy fa hoavy....... omany ilay lafarine raha tsy izany dia modia fa manala baraka ny ferenenay....... !
novalian'i benasy ny 20/05/2009 05:52
3. xxx
(
19/05/2009 12:49)
Ka lafarine aza mba tsy maharary fa ny an'ny sasany atsy ambany atsy hono : vato sy rora raha vao migadona eny Ivato ilay ankilany.
Azafady RAZOKY @ le vato sy rora fa tsy vato sy rano
Azafady RAZOKY @ le vato sy rora fa tsy vato sy rano
5. xxx
(
19/05/2009 13:34)
Tssss legôna iza kou no hivovo @ izao trano zao lé ah ah ah ah !! io ve tsy tonga de hejera raha io no atao lapa-panjakana ? =)) =)) =)) =))
6. Bazily
(
19/05/2009 14:12)
ity hono ny tranon ' i andry rehefa any frantsa izy
Tena marina ve io? Sao dia mba tafahoatra kosa e!

:lol: