tsy mila reconnaissance international izahay HAT
1. xxx
(
19/05/2009 11:05)
fony teny @ 13mai dia hoe tsy mila mpamatsy vola izany ny HAT f'efa misy 50millions dollars,izao misoleleka etsy sy ero ,efa mba nidina izany ny vidim piainana hoe hidina hatrany @ 40% PPN,efa lafo izany le air force one 2 ? hanamboarana hopitaly? efa mba misy izany le democratie nolazaina teo @ place de democratie fahizay,hihihih
http://www.dailymotion.com/video/x650qw_manina-ani-dada_music
aiza dada e! vonona izahay hifidy azy e (l) (l) (l)

répondu par xxx le 19/05/2009 13:44
2. kidoropamba
(
19/05/2009 11:10)
hin!hin!hin!hin!hin!hin!
Manina an'i dadanareo nareo zany an! Tsy mahagaga io, efa nozarina mangalatra nareo ko dia tezitra raha najanona ny fangalarana.
Amin'izao aloha ny dadanareo dia variana manafosafo sy mamely ireo ankizy vavy swaziland ao ka tsy te hody izany mihitsy e.
Ny olana be dia miandry an-drapaoly nareo ka mazotoa e.
Fa raha migadona eto kosa izy iny dia vonona ny vahoaka hitsena azy @ vato sy rora.

3. xxx
(
19/05/2009 11:29)
efa lasa komika koa ry ry kidoro izany ,dia ahoana koa lesy, izay HAT io ve lesy ahasakan'i dada ,mbola tsy te hisy ra mandriaka e satria mbola nieritreritra hoe manana responsablité eo @ firenena izy .Aza adino fa mbola misy option iray nolazainy an,aleo aloha eo ihany e'efa manomboka mamim bahoaka koa anie ry tgv sy HAT ary capsaty e sa ahoana hoy elahy ry kidoro :-D :-D :-D
4. ravatorano
(
19/05/2009 11:47)
fa atao inona marina moa reconnaissance internationale e !
vitan'ny HAT amizao io zalahy an !
tsy amaphafirin'izay efa nanjo ny malagasy io !
ka samia mifehy kibo mafy fa raha tsizany tsy ho tonga ilay paradisa nampanantenan-dry zareo !
kidoro

5. essera
(
19/05/2009 11:50)
Adinodinon'dr zalah ange ny ririnin-dasa tam RA8 version 2002 eh. Mba avereno tantaraina ahy hoe ry xxx isany.
6. andrywui
(
19/05/2009 12:11)
fony teny @ 13mai dia hoe tsy mila mpamatsy vola izany ny HAT f'efa misy 50millions dollars,izao misoleleka etsy sy ero ,efa mba nidina izany ny vidim piainana hoe hidina hatrany @ 40% PPN,efa lafo izany le air force one 2 ? hanamboarana hopitaly? efa mba misy izany le democratie nolazaina teo @ place de democratie fahizay,hihihih
Jereo eto
aiza dada e! vonona izahay hifidy azy e
tezeve a! tsy manaratsy hiran'olona aho letsy fa tena ratsy be kosa le hira mampahamanina an'i dadanareo anareo io ka !!
7. kidoropamba
(
19/05/2009 12:12)
Azo nitokisana ny herin-dRavalo raha t@ 2002 SATRIA mbola maro ny TSY NAHALALA ny tena ATI-DOHANY. Kinanjo, nohon'ny fahafantaran'ny olona ny tao anatiny dia noroahin'ny vahoaka izy. Tsotra io.
Ka raha mitady hiverina Ra8 satria manimanina ny Heriny t@ 2002, dia mitovy amin'ilay mpanao moraingy misotro ronono @izao izy io: VAN DAMME be ny ao andohany kanefa ny hoza-pehany, hozan-dohany, ny vatany, ny fitombenany, ny henan-kodiny dia efa miraradraka @ tany fa efa TANTARA SISA.
Ka raha hiantehatra @ heriny t@ 2002, dia tsy mahagaga raha SATROBORY irery no manao filma ery @ MAGRO.
Tohizo ny lalanao Ra8 ô (milalao virjiny swaziland).

8. locl
(
19/05/2009 12:31)
T@ rav8 ry essera dia nisy pays 2 (Suisse et Maurice) nanaiky azy a! Ity TGV anareo ity dia 0 boribory be. Aza avadika ny tantara.
Fa raha angamba nanaiky teo Kadafi dia avo dia avo ny vava an, fa saingy tsy nisy nanaiky dia izany no taimbava anareo maimbo vava.
Rav8 tsy mpilalao virjiny izany, tsy manampotoana amin'izany izy.

9. xxx
(
19/05/2009 12:52)
Tohizo ny lalanao Ra8 ô (milalao virjiny swaziland).
Hita ny maha-maivana anao ( mba tsapanao moa fa ny pmba dia sady poak'aty no maivana be? :lol: :P Nahay nifidy ps aloha ianao e! mifanaraka @ toetranao mihitsy, tsisy fanajana na dia kely aza.
10. xxx
(
19/05/2009 12:55)
hoy ravatorana
ilaina izany ary tsy adala ny tgv raha mitomany ny mba ho fantatra ,mba diniho ihny zany hoe enao zanka nefa tsy miraharaha anao ny fianakavianao ,zay le izy @ resaka tsotra
fa atao inona marina moa reconnaissance internationale e !
vitan'ny HAT amizao io zalahy an !
ilaina izany ary tsy adala ny tgv raha mitomany ny mba ho fantatra ,mba diniho ihny zany hoe enao zanka nefa tsy miraharaha anao ny fianakavianao ,zay le izy @ resaka tsotra
11. xxx
(
19/05/2009 13:44)
ny bavin'i kidoro mba saika ho alefan'i nedala hiaraka an'i ra8 dia tsy nety i ravalo dia tezitra be kidoro masisiso :-D :-D :-D