Klôty gôka

1. xxx ( 19/05/2009 13:50)
Niditra t@ klôty gôka i Andry Nirina Rajoelina ka nihitatra lasa zipony kala adala no niafaran ilay izy.
Ny mampalahelo dia ny malagasy tsy vaky volo,( ankoatran'ireo mpijapy train à vapera ao @ HAT sy ny firongony) no lasa hianjadiany fahantrana sy hamafisany fianana ka sady miondambiriky no mitafy gony tsy fidiny.
novalian'i locl ny 19/05/2009 15:08
2. andrywui ( 19/05/2009 13:54)
tsy ampy 2volana ve ry donto no mandamina ny Fitondrana zay nangalaranareo vola amanapitrisany de inona no ho vita ao anatinzay a! avereno mihitsy kou aloh ny volampanjakna rehetra nentin'i dadanareo nitsoaka vao miteny anzay eto ny TIM fa tsy manao mamo miantso polisy eo ! ty tsy mamo intsony fa mpangalatra be sy mpamono olona miantso polisy ! (miantso capsat!) ha ha ha ! te hisotro pipitsaka angah reto sa te ho goaka V !! ha ha ha
3. xxx ( 19/05/2009 14:00)
Ary elha ve le leity tsy mahay miresaka raha tsy manompa a,de ompao daholo koa ny dadan'elah sy ny maman'elah sy ny bavin'elah ,tena tsisy saina
4. xxx ( 19/05/2009 14:04)
andrywui : tena donto tokoa an! raha izaho no donto tsy olana fa jereo ity misoratena ho RAPREZY donto be, tsy maharesy lahatra na iza na iza. Mihodina antsy tsy jereny olona, mi hazakazaka aroa, hodiany olona fanina.
Ka ny olana ange , nareo izay heverina ho mpanolotsainany aza toa nareo indray no torony hevitra donto e! OK ozizy de tonga de =D> =D> =D> daholo
5. essera ( 19/05/2009 14:17)
Mihodina antsy tsy jereny olona, mi hazakazaka aroa, hodiany olona fanina.

I Dada ve no tena tianareo resahina e.
6. xxx ( 19/05/2009 14:21)
Tsy andrywui ve lesy zany kozin-dry zalahy zany rabazily :-D :-D :-D
7. locl ( 19/05/2009 15:08)
aza ovana le concerné ry essera a! Rav8 isaky ny mihodina misy mpihaino fa andry ilaozany manao touriste.

Fa raha tsy nisy mpihaino rav8 efa maro ireo pays nanaiky ny HAT, sa mbola tsy manaiky koa toi???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1095