Politika

Rajakoo ( 21/05/2009 23:31)
Tsy raharahinay zay rsak-areo sy R8 any Afrika any fa manantena le saosy ny kofa Zay le deal ka samia mitazona ny teniny ntsika... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:35
bazylou ( 21/05/2009 22:38)
tsy hisalasala hono fa ho eny ambohijatovo andrangitra sy hiantso ady amireo mpitandro ny filaminana ny TIM . Efa resy ianareo ry Tim ,haleo mba hilamina @zay ny firenena tsy efa ampy ve izay ratsy... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 20:45
namanabe ( 21/05/2009 22:31)
MAMOFONA PENGUINVENDRANA LOATRA ETO DIA ALEON NY TGVSAMBATRA MIHATAKA KELY ALOHA NO SADY NY TGV MISY ATAO DAHOLO FA TSY RMI TOA AN NY PENGUINVENDRANA TSY AMPY FIALAMBOLY... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 21:05
fijo ( 21/05/2009 20:45)
naheno vaovao aho ,fa toa tsy noraisin'ny filoha senegalais i andry???marina ve io??? amiko mantsy ,tsy itako izay antony ts ynandraisana azy.tsy aminn'y maha"filoha" azy no andehanany any ,fa aminn'... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:38
Annie2006 ( 21/05/2009 19:04)
Aza raisiny an-tendrony izay voalaza fa mahalasa saina ihany ity feon-dakolosy ity: http://gasikarasahy.blogvie.com ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:44
bazylou ( 21/05/2009 18:14)
Na dia ireo milaza azy ho mpiara-dia aminy aza toa tsy nihaino ny fanamabarany anataony akory fa nanohy ny fivoriana niaraka t@ Groupe de Contact. Les négociations placées sous l’égide du gr... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 05:42
ndaty ( 21/05/2009 17:37)
question mal-posée napetraki'ny namana tatsy io: la vraie question: [u][b]Mbola misy sahy ho faty ho and-Ravalo ve????[/b][/u] j'ai le regret de nous nous le dire , que la reponse est OUI, ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:54
zakilinina ( 21/05/2009 16:48)
Hery, Amin'izao raharaham-pirenena mihotakotaka izao dia azo asiana hiran'ny fitiavan-tanindrazana matetitetika ve ao amin'ny radio vazo gasy ? Misaotra indrindra.... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:14
TEGEVE ( 21/05/2009 13:49)
Anaka isany Lasa aty Afrika aloha é,aza matahotra fa henonay ny fangatahanareo karama Ny hitady vahaolana aty mantsy izaho sy ny filoha hajaina M.Ravalomanana (l) (l) ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:46
Rajakoo ( 21/05/2009 12:36)
Handeha hanao tourste kely any Afrique enao ndrematoa Andry ka mampitandrina anao izahay ato @ capsat fa le deal aza adino :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:06
bazylou ( 21/05/2009 11:33)
toa kabary tsisy dikany akory ary manao resaka aller-retour ôtrany resakyny ol mamo ny nataonle8 ao @ youtube,fampanantenana poakaty,ho avy a oe etc..nefa mbola tsy mety teraka foana i ambatobevohoka... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 18:51
bozyboleta ( 21/05/2009 10:31)
Tsy olana hoy le ndaty ny miresaka @ Obama. Ary dia nataony tokoa. [u]Ndefo[/u]: Asaivo mody ny Ambasadaoro-nareo fa inona no hijanonany eto. [u]Obama[/u]: Eny ary fa rehefa zay moa zany no tianar... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:58
bazylou ( 21/05/2009 09:36)
50 taona izao ny fahaleovan-tena , FUTURE DRAGON DE L'OCEAN INDIEN no nisy antsika T@ 1960,50 taona aty aoriana , LE PLUS PAUVRE DU MONDE, Dia mbola ireo tsy mataho-tody ireo ihany ve no hofidina hana... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:25
xxx ( 21/05/2009 07:48)
misy sahy hamono ve ra8 raha miverina izao tsy hitako hoe inona no atahorany no tsy miverina izy fa mitabataba any anan any fotsiny... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:07
andrywui ( 21/05/2009 07:30)
Aza mangalatra fotoana mihitsy ianao ndrematoa !! hitako io resakao ao ambany io oe amin 26juin no mitontna le kozy !! tsy zay le izy fa ny 07juin no nizy ka aleo mifanaja fotoana isika de tsy misy ol... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:34
endrika01 ( 21/05/2009 07:15)
Raisiko ohatra akaiky ,somary fampiomehezana ihany izy ity an, misy olona 2 miara-mipetraka eo aminy tanana na faritra iray,ny iray sain-kanina kah ny kibony tsy feno no mampalahelo azy,ny iray kosa n... tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/05/2009 04:09
profesera ( 21/05/2009 07:04)
Raha izao miseho izao aloha dia hita fa samy ratsy i ra8 sy tgv e!! -samy tsy manao demokrasia -samy miaro ny interet personel -samy mpamitabahoaka -samy be demagozia -samy mpanolobato mafana ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:17
bazylou ( 20/05/2009 23:16)
Ity no hitranga, Ny hitako aloha dia ny fitondrana tetezamita dia hampiseho ny heriny, izany hoe hivoaka daholo ny fitaovam-piadiana mahery vaika indrindra sy tena vaoavao indrindra satria hanao r... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/05/2009 04:37
xxx ( 20/05/2009 21:51)
toa efa maty io ko :^) :^) :^) :^) sa lasa nanao koaitra ny bavin i lery hahahahaha... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 01:38
bazylou ( 20/05/2009 21:34)
io gtt an-dry tim miditra amin'ny pataloha tery io dia sahiko eto nomilaza fa hahazo ny mpaka kitainy izy atsy ho atsy!!! :-$ :-$ :-$ ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.563