Politika
fijo
(
20/05/2009 20:21)
hono hoa ry zareo,mba milaza hoe nareo tgv fampananetnana natao teny ankianja ka tanteraka izao???
tsy ilaina ny sadecaiza izao?
tsy ilaina ny faneken'ny vahiny.aiza izao?
efa misy 50 millions any....
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:09
vaninna
(
20/05/2009 15:26)
Tsy firesahina adimpoko, na hoe aditsaranga , fa mba manitikitika ny saina ny hoe raha Fanjakana t@ faha Mpanjaka tokoa moa no averina eto Madagasikara, dia foanana ilay filaharana isan'olona mampiady...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 23:47
penguin
(
20/05/2009 14:43)
Nitsiky nahita tain-drameva ny tgvendrana. Tsy sahy manala ny STAFF taloha. Tsy mahatana vidin'entana tsy hisondrotr. Hanjakan'ny asan-dahalo. Variana miodikodina @ mpandala ny ara-dàlana dia tsy mah...
tohiny
novalian'i essera ny 02/06/2009 06:34
hery
(
20/05/2009 14:30)
Gaga foana aho amin'ilay resaka hoe raha izao no manao fifidianana dia hisy hala-bato satria nangala-bato ny teo amin'ny fitondrana nahalany ny prezidà t@ 2006 sy ny depioté t@ 2007
Misaina kely ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:32
xxx
(
20/05/2009 13:59)
Izay mpanao politika te hiandrandra seza teto MADAGASIKARA dia mitaky lava ity DEMOCRATIE ity , aiza ny DEMOCRATIE e , patati patata e.
Nefa dia hita miharihary fa tombotsoa , halatra , affaires is...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 19:43
patrick2002
(
20/05/2009 13:05)
Nilaza Ravalo t@ BBC fa scenario 2 no mety hiverenany ao Madagasikara na @ Negociation na hampiasa HERY ,
Raha jerena ny voalohany dia hita fa tapi-dala kaleha Ravalo satria ny communauté tsy misy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 13:41
kidoropamba
(
20/05/2009 12:43)
Legôna! Efa maromaro ihany ny bozaka nofohana izay fa izaho tsy mbola nahita bandy mi-planina sahala amin'ity levalo ity sana a.
Any @ youtube (http://www.youtube.com/user/MadagascarPresidency
) i...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 20:05
xxx
(
20/05/2009 11:58)
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/president/
ho an i noue io sy hery io
...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 19:45
ndaty
(
20/05/2009 11:08)
Des contacts et rencotres frequents ont été établis entre Manadafy et Pety dernierement
Manandafy voulait toujours étre president, Candidat foana izy depuis 1982, il n'acceptera jamais étre...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 19:48
rabaradaka
(
20/05/2009 10:51)
Olona akaiky an'-dRavalomanana no nahafantarako an'ny dadatoa Felix RAMANANARIVO evekan'Antsirabe. Izy izao no mitarika ilay hevitra hoe fampihavanana sy fifamelana. Tsara ny heviny ary manaiky ry Rah...
tohiny
novalian'i piozila ny 23/05/2009 05:42
xxx
(
20/05/2009 10:06)
tena vita lesy dada ,tsy tafa intsony fa dia natao anirotra any afrique du sud any lery,
http://www.dailymotion.com/video/x7qy2w_rebikaanirotra_music
snif snfi throuuf :@ :@ :@ ...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 20:13
halloween
(
20/05/2009 09:55)
Aza malaim-bahiny re ry zanak'i dada fa ny vahiny tsy hitoetra a! vohay ny trano de aleo hiroso ny olona e !! aleo mba haka hafanana kely ao atrano ny olona fa mba mahalalà fomba e !! nareo efa mba n...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 00:33
xxx
(
20/05/2009 09:28)
voaroaka anikeo maraina tao am ambassade hono i Jean chris prophete de efa eo ampangoronana entana zao izy sady mitady trano,olona no nilaza izany vaovao izany fa mbola eo ampanangonana marina ze ten...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 19:57
xxx
(
20/05/2009 09:18)
Rinah Rakotomanga a été explusée de l’Ambassade de Madagascar à Paris.
La France et les instances internationales ont qualifié de gouvernement issu d’un coup d’État. Elle a alors dû ...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:00
xxx
(
20/05/2009 09:15)
saika mba hametraka ny ambasadera gasy ny HAT any paris ry tgvkely nefa indrisy e,antsoy ny capsaty hanala an'ireo ao ry zareoa an ,efa raté tentative teny foyer arago dia mbola mitontantonana aty ih...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:02
xxx
(
20/05/2009 08:09)
Aiza ihany wa i Deba izay nodradradrain'ny TIM fa ho avy eo raha vao mirodana ny andriamanjaka Ra8 e???? :-P ...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:05
essera
(
20/05/2009 07:38)
[quote=Essera]Qui suis-je ?
TOP
Homme politique malgache ayant relevé un grand défi pour que chaque citoyen malgache puisse acquerir un Renault 4. Ayant abandonné ce projet, il a pu convaincre ce...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 22/05/2009 12:45
harybe
(
20/05/2009 07:38)
mba manotany oe inona ny fanalavana io GTT io azafady? ampetrako @ noue ny fanontaniana fa izy mba matotra @ resaka politika :wink: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 13:58
essera
(
20/05/2009 06:30)
Rehefa dinihina ny dinika izay alefan'ny ara-dalàna nandritra ny andro vitsivitsy izay dia tsy misy afa tsy tsikera sisa. Tena izay sisa satria ny antony dia tsotra :
1/ Nanantena tanteraka ilay [...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 10:32
