MPANISA ANDRO TSY MAHAY MANISA
1. cyril
(
19/05/2009 13:03)
Lay tsy tononiko anarana , raha mila fanampiana ianao dia ilazao ny akama fa tsy olona zany
novalian'i xxx ny 19/05/2009 14:56
4. xxx
(
19/05/2009 13:07)
tsy ny olana mahazo ny firenena zao no mahamaika fa de resaka manisa andro koa raha tsy vavy ty izy sa mety ho izay ve =)) =)) =))
5. essera
(
19/05/2009 13:09)
Ka rehefa tsy kôpy lisany d ts miditra am le resaka fotsiny fa efa andro maromaro io no ningaina teto. zay mosé cyril a.
6. xxx
(
19/05/2009 13:12)
zany ve lesy de handaniana andro eto na dia olona vendrana toy ny inona aza,marina mintsy zany m'sier cyril
7. xxx
(
19/05/2009 13:16)
Iza no tsy efa kopy @ io adala lahy mpanisa andro io ato fa elah ve tsy maharaka ry essera a,sa elah koa mpikoty andro,aza adino ny batoney afokasoka
8. xxx
(
19/05/2009 13:38)
Andrywui ihany no essera fa mody mampiady resak eto izy sy mifampiaro kely indray fa efa fomba io.
9. andrywui
(
19/05/2009 13:40)
tsy ny olana mahazo ny firenena zao no mahamaika fa de resaka manisa andro koa raha tsy vavy ty izy sa mety ho izay ve
cyril dondrona a! ny mijery no ataonlah de mihaino de manaiky fotsiny fa ny vavanlah tsy miteny eto satria vao androany koa elah vao mba hitako teto , donk mangina elah de tsy ampihinaninay sy ry essera sy bazylou sy kidoro eo kou ! mazava ve ?? tsy hainlah io resaka io fa resak'olondehibe ! ha ha ha !!
10. xxx
(
19/05/2009 13:47)
ndray miantso vonjy le mpanisa andro :-D :-D :-D
lalaovin'olona fotsiny le andrywui ato kleaza a
lalaovin'olona fotsiny le andrywui ato kleaza a
11. andrywui
(
19/05/2009 13:49)
9. Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-05-2009 15:47:02
Lohateny : Re : MPANISA ANDRO TSY MAHAY MANISA
ndray miantso vonjy le mpanisa andro
lalaovin'olona fotsiny le andrywui ato kleaza a
elah aza sarimbavy kou !! mivoaha tao ary e! ary na tsy hivoaka aza de fantatro fa i M io !!
12. xxx
(
19/05/2009 13:50)
raha sipa aho tsy hiaraka an'i andrywui fa tsy te ho bevohoaka fahatany eny sady tsy mahay manisa andro :-D :-D :-D
lasa batard ohatran'ny HAT en tsy misy mireconnaitre mihitsy e,mafy anie izany ry zalahy e mba te ho filoha :-D :-D :-D
lasa batard ohatran'ny HAT en tsy misy mireconnaitre mihitsy e,mafy anie izany ry zalahy e mba te ho filoha :-D :-D :-D
14. andrywui
(
19/05/2009 14:07)
Gaga anie aho hoe 19 jours sisa ,nefavao haingana ilay izy e
mirana !! marina io kaonty io fa samy manisa anie zahay sy Oay sy essera e! anotanio kou ry lerony rah tsy mahita 19androry zalah !! :* :* :-* :* :*
15. xxx
(
19/05/2009 14:08)
Ka i andrywui anie zaza tsy tonga volana de misy blem be @ zany kalkil mental zany é hi hi hi, efa bevokalery any fa tsy nahay nanisa andro
16. andrywui
(
19/05/2009 14:21)
ha ha ha ha !!! zao ary e! andao ary hanotaniana miaraka i Hery raha tsy manaiky io andro io izy !!
ka izy tompon'ny ketsa aza tsy sarotiny kou nareo rambony ndray no handaka !! ha ha ha
ka izy tompon'ny ketsa aza tsy sarotiny kou nareo rambony ndray no handaka !! ha ha ha
17. xxx
(
19/05/2009 14:25)
Elah anie efa fantatry ny mpitsikery mpanely tsaho sy mpamorona ary mpanopa fotsiny :roll: :roll:
18. Mirananirina
(
19/05/2009 14:48)
mirana !! marina io kaonty io fa samy manisa anie zahay sy Oay sy essera e! anotanio kou ry lerony rah tsy mahita 19androry zalah !!
izy anie niteny hoe 3 mois tamin'iny e,dia vita sahady ve izay ny 2 mois sy 11; 12,jours eo ho eo e
19. xxx
(
19/05/2009 14:51)
zany anie adin'ireo tgv reo e tsy mahay manisa no mpanatavy resaka fotsiny sisa
20. andrywui
(
19/05/2009 14:53)
Ka efa hitany anie io fotoana sisa io fa ef nanaiky izy e! tsy any ny olana fa le fika hivoahany amizao tunnel nidirany izao !!
