Efa milamina ve ny toe-karena?

1. bozyboleta ( 19/05/2009 13:49)
Hoy ilay mpanozona iray ato izay hoe tsy olana ny vola fa misy na euro na USD.

Ohatrinona no nentin’i tgv avy tany Lybie?
Rahoviana ny 2 miliara USD avy any @ belamba sy ny volan-drongony avy @ mafia italiana no ho avy dia hahazo ohatrinona @ zany ny Malagasy 18 tapitrisa.
Ary efa lafo ihany ve air force one fa toa mbola mividy vary Ar 1,200/kg ihany izahay nefa efa nampanantenana fa ho voky vary mandritra ny 5 taona?
:-D :-D
http://www.theglobeandmail.com/servlet/story/LAC.20090519.RMADAGASCAR19ART1920/TPStory/Business
répondu par fijo le 20/05/2009 20:38
2. xxx ( 19/05/2009 13:51)
fa ho voky vary mandritra ny 5 taona?


bozyboleta tadidio fa tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa ny teny rehetra izay haloakan'ny vavan'Andriamanitra
3. Bazily ( 19/05/2009 13:53)
Efa milamina ve ny toe-karena?

Efa milamina matoa mahazo 4x4 daholo ny membre FAT(y), nefa nilokaloka fa ny hampandroso ny firenena no vaindohandraharaha
http://news2dago.blaogy.com/post/770/6451
4. xxx ( 19/05/2009 13:58)
bozyboleta a! aza kivy akia ndry a! mahafinaritra raha mbola misy ny olona afaka manao fijery objectif ohatrandry fa tsy le olona mbola manao solomaso mainty t@ eclipse solaire taloha ireny.
5. bozyboleta ( 19/05/2009 14:05)
Saotra e!
Bozy ange tsy kivy e! Ary tsy karazan'olona kivikivy zany mitsy koa.
Fa indraindray za minia mipetraka eo @ toeran'ny le olona napatoriana t@ resaka ireny dia mba lasa nandrevirevy otran'io nosoratako ambony io.

Dia mba manontany tena koa aho indraindray hoe inona moa izany le mari-drefy amaritana le toe-karena eto Madagasikara @ zao?
6. xxx ( 19/05/2009 14:08)
Dia mba manontany tena koa aho indraindray hoe inona moa izany le mari-drefy amaritana le toe-karena eto Madagasikara @ zao?


centime milliards
7. bozyboleta ( 19/05/2009 14:16)
:roll: :roll: :roll: :roll:
Kay!!!!!!
Otrinona ndray zany?

Betsaka tokoa zay resa-bola tato ho ato zay ary miliara foana ny resaka.
T@ fotoana niresahan'ny mpitondra teo aloha fa nitombo ny harin-karena teto Madagasikara dia anisan'ny nahazo kiana be io hoe tsy hitan'ny vilanin'ny sarambabembahoaka izany.
Dia nampatoriana t@ vary ho azo t@ vidin'ny air force one ny valalabemandry avy teo ary dia natory tokoa.
Asa aloha raha mba nisy efa nahazo fa 2 volana ihany izay no lasa nefa izahay dia tsary mbôla nahita an'izany vary izany. Le vary Ar 500/kg aza toa tsary nandalo teny @ fokontaninay akory. Sa ve nisy nanao mazia ndray tao @ fokontany tao?
8. xxx ( 19/05/2009 14:22)
Bozy> Angamba tsikaritrao ilay vary nadalo teto Mga tapak'andro iny. De avy eo hoe nakarina 3500F indray fa manefa frais de deplacement ny mankaty @ faritany. Raha 2500F ny nampanantenaina. Tadidinao ilay emission MANDRAY VAHINY teto Majungà iny? ( Le t@ Sareraka e! )
9. bozyboleta ( 19/05/2009 14:30)
Ka tany aminareo aza ange izany mba nandalo tapakandro fa ny anay tsy nahita na dia le gony aza e.
Nefa defa nanantena mafy daholo ny iray tanàna. Ny sasany aza nihazakazaka nande nandoa adidim-pokontany 3 taona fa hoe tsy mahazo hono raha tsy ara-dalàna ny karnen'adidy. Asa koa angamba mety fikan'ilay lehibem-pokontany vao notendrena iny fa tsy ampy sôsy koa lery.
10. Oay ( 19/05/2009 14:57)
Ôtrany natao ihany ny tsy homatotra fa nanala azy kanefa otrany misy sangy mihoatra ny loha ka d aleo raisina ny andraikitra hifankalo hevitra @ ireto manantsaina ireto indray aloha:

1°Mipetraka ny fanontaniana manao hoe milamina ve ny toekarena?

Valiny: Maninn ny mandat présidentiel no 4ans no fohy indrindra ny faharetany?

Valiny:Mandehana aloha mianatra économie d hohitanao ny valiny!

Fa omena soupape kely ihany anefa na d izany aza!

Manoloana izao crise financière eran-tany izao d nandray mésure exceptionnelle daholo ny firenen-dehibe d ilay antsoina hoe:"Plan de relance économique" tadidio anefa fa firenena matanjaka ireny firenena ireny!
No-injecter-na ny milliard de $ na € d ahoana efa manangasanga ve ny hivoahana @ ilay crise: TSIA tompoko izao ary vao confirmé ny entrée ny ankamaroan'ny firenena @ ilay récession! Any @ 2ème semestre ny 2010 vao hisy reprise possible.
Noho izany d izay mamahan-dalitra @ hoe:"Mitotongana ny ekonomia na ny hoe hilamina ainga ny ara-toekarena" d mba mieritrereta alohan'ny hanaovana politika fa TSY MISY AFAKA MILAZA FA EN 2ANS OHATRA D HISY MIRACLE"

2°Tokony hofatantra hoe inn moa ny andraikitr'ity Tetezamita ity!
Eto aho d mitodika manokana @ nareo manantsaina rehetra etymologiquement parlant ny TETEZANA d ilay MAMPITOHY NY TENDRO ANANKIROA mba ahafahana miampita, io ilay MITA, noho izany d fohy io zavatra io fa tsy TETEZANA AKORY NO HANDEHANANTSIKA raha hoa an'ny Toamasina isika de tout le long de notre route (NY tetezana lava indrindra hatramin'izao d 32Km) d eritrereto izany fa eny Ambatofotsy d vita ny tantatra fa tsy tonga any Behenjy akory!

Ataoko fa samy maharaka tsara daholo fa tsy sarotra be ilay resaka an!
TETEZANA MAMPITA io FA TSY IO ilay LALANA HITONDRA ANTSIKA any @ ilay milay be noho izany d rehefa TAFATSANGANA ILAY REPOBLIKA VAOVAO d any isika vao miady hevitra @ resaka politique économique fa izao aloha d aleo miady hevitra @ hoe "INN no TOKONY ATAO MBA TSY HIVERIMBERINA NY FANONGANAMPABJAKANA ETO AMINTSIKA" io ny hevitra hoentin'i Oay ao @ ilay FIHAONAMBE raha misy tehanampy anazy!
11. xxx ( 19/05/2009 15:00)
Ndàna maka vola @ talliban ndray raha sahy
mitonatonana loatra le tgv
12. xxx ( 19/05/2009 19:38)
Oay:

Ôtrany natao ihany ny tsy homatotra fa nanala azy kanefa otrany misy sangy mihoatra ny loha ka d aleo raisina ny andraikitra hifankalo hevitra @ ireto manantsaina ireto indray aloha:

1°Mipetraka ny fanontaniana manao hoe milamina ve ny toekarena?

Valiny: Maninn ny mandat présidentiel no 4ans no fohy indrindra ny faharetany?

Valiny:Mandehana aloha mianatra économie d hohitanao ny valiny!

Fa omena soupape kely ihany anefa na d izany aza!

eny ,nilamina izy teo fa sendra ny tsy matahotody sy tia tena

Manoloana izao crise financière eran-tany izao d nandray mésure exceptionnelle daholo ny firenen-dehibe d ilay antsoina hoe:"Plan de relance économique" tadidio anefa fa firenena matanjaka ireny firenena ireny!
No-injecter-na ny milliard de $ na € d ahoana efa manangasanga ve ny hivoahana @ ilay crise: TSIA tompoko izao ary vao confirmé ny entrée ny ankamaroan'ny firenena @ ilay récession! Any @ 2ème semestre ny 2010 vao hisy reprise possible.
Noho izany d izay mamahan-dalitra @ hoe:"Mitotongana ny ekonomia na ny hoe hilamina ainga ny ara-toekarena" d mba mieritrereta alohan'ny hanaovana politika fa TSY MISY AFAKA MILAZA FA EN 2ANS OHATRA D HISY MIRACLE"
miracle tompoko dia mety hisy fa tsy mahalala izay aoriana ao isika
ny firenena na manankarena aza tsy mamotika zavatra toy ny nataon'ireo nilaza ho tetezamita ka raha efa firenena mahantra no mbola potehina dia vao maika mikoroso ny firenena noho ireo herisetran'ny tsy mataho-tody

2°Tokony hofatantra hoe inn moa ny andraikitr'ity Tetezamita ity!
Eto aho d mitodika manokana @ nareo manantsaina rehetra etymologiquement parlant ny TETEZANA d ilay MAMPITOHY NY TENDRO ANANKIROA mba ahafahana miampita, io ilay MITA, noho izany d fohy io zavatra io fa tsy TETEZANA AKORY NO HANDEHANANTSIKA raha hoa an'ny
Toamasina isika de tout le long de notre route

ka ity aza mbola vao Ambohijatovo sy Magro dia reraka sahady ilay teteza mita.Saingy nahazo olona ihany izy raha tsy nanimba zavatra sy nanao tsakitsaky zato arivo sy ny daka sy ny teny ratsin-dra charles

(NY tetezana lava indrindra hatramin'izao d 32Km) d eritrereto izany fa eny Ambatofotsy dia vita ny tantatra fa tsy tonga any Behenjy akory!
efa hoe tsy tonga teny Ambohijatovo sy Analakely na Magro akory dia efa tapaka ilay tetezana ka hoe inona inona =)) =)) =)) =)) =))

Ataoko fa samy maharaka tsara daholo fa tsy sarotra be ilay resaka an!
nanasaro-javatra ireo nilaza azy ho tetezana ,tetezana mivarina any an-kady ,ny lohany no lasa tongony ,nirefarefa tamin'ny tany satria teo no niala ka nialona izay mba nahavita kely,firenena kely sainga mba nandroso iny ny firenen'ny tena izao farahidiny amin'ny firenena mahantra noho ireo mpifoka rongony sy mpamadika tanindrazana,mba ahirato amin'izay ny maso fa tsy mila fahalalana sy fahaizana io fa mibaribary eran-tany ny fahadisoana sy ny famarotana ny tanindrazana e

TETEZANA MAMPITA io FA TSY IO ilay LALANA HITONDRA ANTSIKA any @ ilay milay be noho izany d rehefa TAFATSANGANA ILAY REPOBLIKA VAOVAO d

raha nofidianay moa izy ka maninona ? olona tsy nisy nifidy akory fa nitonantona toy ny olona tsy tiana ka hoe hoy aho hoy ,,raha mba tsy nanimba zavatra sy namono ny vahoaka moa ka maninona raha mba nitondra zava-baovao? raha mba tsy niaraka petsapetsa tamin'ny mpanao ratsy moa ka mba maninona .Izao no olona tapaka-lalan-dra fotsiny noho ny tahotra nahazo azy ary niteraka fahafatesana ho azy

any isika vao miady hevitra @ resaka politique économique fa izao aloha d aleo miady hevitra @ hoe "INN no TOKONY ATAO MBA TSY HIVERIMBERINA NY FANONGANAMPABJAKANA ETO AMINTSIKA" io ny hevitra hoentin'i Oay ao @ ilay FIHAONAMBE raha misy tehanampy anazy!



:-@ :-@ :-@
13. fijo ( 20/05/2009 20:38)
dia tena mandeha ve izy ao ry oay an???toa tsy tazana mihintsy izay fihatsarany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0778