NAHAZO VOLA BE AVY ANY LYBIE EEE,TENA OK NY DIA RY VALALABEM

1. TEGEVE ( 19/05/2009 13:29)
Anaka isany
Tsara be le fandraisana anay tany ,ny sakafo moa dia niletra é
Nanantena ahazo vola izahy hividianam-bary (efa tsisy ntsony ny stock TIKO)
Kobay ndray fa tsy mbola manaiky ny fahefako ty ny fitondrana UA
Aleo aloha ampadrina ny andrisa é
(l) (l)
répondu par fijo le 20/05/2009 20:27
2. xxx ( 19/05/2009 13:32)
Ary hitako anie izy nilaza fa hoe nandeha tsara daholo hono ny tany kay resaka be fotsiny
Nahazo kobay ha ha ha
3. xxx ( 19/05/2009 13:37)
Na atao aza ny tsy hiteny dia voatery hiteny ihany satria sarotra ny manampimbava @ izao fahamenarana ampisalorana ny firenena malagasy izao.
Fa maninona aza raha mba mahatsapa tena fa tsy misolantsolana toy ny mpivarodrano tratr'orana , sa moa vinantokely tsy nahare fosa izy izay?e! Tena mahamenatra marina e, efa hita fa tsy ekeny olona dia mbola misolatsolana any antanin'olona any ihany. Sao dia mba nanao prospection na marché panneaux publicitaires kosa aza no nalehany tany. Raha izay manko dia tena nanohana azy ny tenanay satria talentany io. Fa raha ny hitalaho hoe tsy misy vola intsony ao @ firenena fa mba ekeo ny fitondrany, dia tena mahamenatra. Tokony hanaja tena izy zany satria izy no vato misakana ho @ fampandrosoana ny firenena.

4. xxx ( 19/05/2009 13:43)
Efa nidiny ny lalana tsy hidiran'i Dadanareo eto @ tany sy ny fanjakana ka dia nidin'ny firenendrehetra koa ny lalan'i Gasikara tsy hahazo fankatoavana.
Io le vali-fingika fingaka
5. essera ( 19/05/2009 13:55)
Misy question pour un champion ao ambony ao !!!
6. xxx ( 19/05/2009 13:58)
misy andrisa mandry antoandro koa ato zany
7. Mirananirina ( 19/05/2009 13:58)
tsy ratsy kosa ilay sarin'i tegeve hehehe
8. xxx ( 19/05/2009 14:06)
mbola dj zah teo mirana ,zah zao efa prez
9. Mirananirina ( 19/05/2009 14:23)
mbola dj zah teo mirana ,zah zao efa prez

marina izany hihihi
10. xxx ( 19/05/2009 14:34)
fa ho atsipiko any io fitondrana io zao fa tsisy mpanohana
11. xxx ( 19/05/2009 14:35)
Elah ry xxx aza mangalatra ny toerako eo an!!! zah tsy mbola niteny akory teo 8O
12. locl ( 19/05/2009 15:21)
fa misy xxx firx eto @ serasera e
13. xxx ( 20/05/2009 00:40)
37000 eo ho eo manana fahafahana ny manao xxx, ary misy tena xxx mintsy ny ps-ny fa ny TGV no tena mpanao xxx ato refa tsy mahita avaly zay,indrindra i andrywui,iny efa napoitran'i Hery teto iny moa lery fa wain be,de io manisa andro io sisa no maha diavolan ny sainy
14. fijo ( 20/05/2009 20:27)
hihihih mba tsy menatra toa an'ny preziny koa izany ra andry wwiiiiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381