Politika

milamm ( 18/05/2009 02:16)
Izy ihany no mbola filoha voafidimbahoaka ary ekeny vondrom-pirenena eran-tany na eropeana na afrikana na ny bekintana ho filohany M.Kara,tsoaka avy @ valan-dresaka nataony farany ity nentiko eto ity ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 23:19
bazylou ( 17/05/2009 23:24)
Rajoelina - Kadhafi Deux heures de téte-à-téte Le président de la HAT Andry Rajoelina et le guide libyen Muammar El Kadhafi se sont rencontrés, hier, à Tripoli. L’entretien a duré 2 heure... tohiny
novalian'i accolade ny 18/05/2009 10:30
xxx ( 17/05/2009 22:56)
naharesy rajoelina fa nivoaka aza izy tsy tafiditra i ra8 [img]http://childstoryhour.com/images/coloring/v.jpg[/img] oupsss latsaka ny ratsatanana anankiray [img]http://i170.photobucket.com/... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 10:51
xxx ( 17/05/2009 21:10)
[img]http://www.topmada.com/wp-content/gallery/antananarivo/Ambohijatovo-160509-00000.jpg[/img] [img]http://www.topmada.com/wp-content/uploads/2009/03/andre-ndriarijaona.jpg[/img] [img]http:... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:48
xxx ( 17/05/2009 21:03)
mety hotsara raha bandy scientifique sy tena mba teknisianina hoatra an'ity no lasa filoha, sady mahalala clé maro io satria efa taranaka mpanao politika ka efa ao min'ny rany mihitsy ireo karazana f... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 15:16
bazylou ( 17/05/2009 20:57)
http://ti1ca.com/y1ffbrjp-FAZ170509-EDITION-SPECIALE-FAZ170509-EDITION-SPECIALE.wma.html... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:18
halloween ( 17/05/2009 18:44)
Mbola ao tsar ve ianao andriamatoa hery fa akaikikaiky ihany ty lay fotoantsika !! ka asa na efa niresaka nivantana taminao ihany i Oay na ahoana fa milaza [b]mbola hiresaka io zavatra io face à face... tohiny
novalian'i accolade ny 18/05/2009 09:29
xxx ( 17/05/2009 18:34)
vaovao vao heno tamin'ny mpiaramitolona amitsika ato amin'ny antoko Tim sy isika mpiaro ny ara-dalana zany de nisy nilaza fa hay ve ka dadan'i Pikatti ihany i Razily izay ela izay e , ary izay nao nah... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:29
NyMisaina ( 17/05/2009 17:25)
Bonjour daholo ny manam-pitiavana ho an'ny Firenena GTT > BORDEAUX Invite tous les Malgaches, les Français et les Amis de Madagascar à une ... tohiny
novalian'i accolade ny 18/05/2009 10:24
locl ( 17/05/2009 15:41)
Pour l’instant, le seul, à Paris, à tirer son épingle du jeu est l’ancien ambassadeur de France à Antananarivo, Gildas Le Lidec, écarté l’an dernier à la demande de Ravalomanana et sans a... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:57
ndenn ( 17/05/2009 12:33)
[url](http://www.youtube.com/watch?v=02N4Kx1jxWo) [/url] :oops: ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:38
ndaty ( 17/05/2009 11:54)
Attitude irrésponsable mihintsy ny toy izao??? Et alors,mais quand i dada no ho avy? dans une semaine, dans 30 jours, dans un an? [u][b]Hiarake @ tsy afake izany??? ary ny firenena hiandr... tohiny
novalian'i accolade ny 18/05/2009 09:40
lemenakely ( 17/05/2009 09:50)
Tpkl Tsiranana irery no hany tsy nanafangaro ny fiainana ara- politika sy fianakaviany.Ankotr izay nampiditra ny havany na ny havam- badiny nefa maro ny tsy comptents akory Ratsiraka: Pascal Velo... tohiny
endrika01 ( 17/05/2009 08:38)
Tsy mety mafana ve ny ady hevitra ato amin'ny politika ato raha tsy asiana anireto fotsiny ohatra. [b] Le 8[/b] [b]Tegevendrana[/b] :-D:-D:-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 10:47
bazylou ( 17/05/2009 08:17)
Combien de fois Ra8 réve de rentrer à Mada... donc l'espoir fait vivre les imbéciles. :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:47
xxx ( 17/05/2009 07:31)
Tsy sanatria fitsarana na hoe fanamavoana ireo ray aman-dreny loholom-piangonana fa hita fa manary ny kolon-tsaina mahamalagasy ny ray aman-dreny FFKM @zao. Ny rehetra manko dia mahatsapa fa manan-dan... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:28
rajy ( 17/05/2009 07:24)
Tiako lesy iny fomba nataon'I BOZY omaly iny le Tohizako kely fa misy tsy voatenin'lery ny dingana lehibe vita teto nandritra ny roa volana nitondran'ny HATY. Nihoapampana tokoa ny fandrosoana teto... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 17/05/2009 08:57
bazylou ( 17/05/2009 00:47)
50 taona izao ny fahaleovan-tena , FUTURE DRAGON DE L'OCEAN INDIEN no nisy antsika T@ 1960,50 taona aty aoriana , LE PLUS PAUVRE DU MONDE, Dia mbola ireo tsy mataho-tody ireo ihany ve no hofidina hana... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:45
bazylou ( 16/05/2009 23:04)
http://ti1ca.com/dws7h09n-FAZ160509-19h30-FAZ160509-19h30.wma.html ... tohiny
ravalotgv ( 16/05/2009 20:46)
nahazo carte zone i andrywui de tsy tafiditra eto amin ny serasera intsony misaotra an i hery tsy matahotra ny hat sniff tcroufff :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 17/05/2009 18:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1423