Tsy handeha hono ny negociation raha tsy eo i DADA????
1. ndaty
(
17/05/2009 11:54)
Attitude irrésponsable mihintsy ny toy izao???
Et alors,mais quand i dada no ho avy? dans une semaine, dans 30 jours, dans un an?
Hiarake @ tsy afake izany???
ary ny firenena hiandry an'izany date tsy fatantra izany??
Qu'il rentre, laha mbo misy quelque chose dans le slip, avec des bodyguard, manambola @ izany izy; fa tsy nisy nandroake azy teo, au moins i Manandafy nahasahy niaritse ny basy, ça c'est un heros.
Sahala @ Arema hiteny hoe: Tsy mandeha ny negociation raha tsy efa salama tsara RAdidy.
Mavandy avao!!!!

novalian'i accolade ny 18/05/2009 09:40
3. ndaty
(
17/05/2009 12:46)
ka izy kosa anie mbola président eee!!
d'accord, mais resaka negociation no atao; tongava ary hifanatrika.
Raha matahotra ny ainy izy,
na mitondra bodyguard hiambina azy, ao afrika atsimo be mercenaire nanao izany tany IRAK;
na manendry delegation hi-representer azy;
na manonona daty izy , hoe: oviana izy tonga hanomanana ny negociation;
fa tsy hoe tsy misy negociation laha tsy eo aho;
nefa tsy hay hoe : oviana izy ho tonga..... Tsy misy olona atokisany mihintsy izany hi-representer azy;
I noue ataony represetant na i Hery, na rakoto na rabe, fa ny firenen tsy mahandry intsony...
4. xxx
(
17/05/2009 14:02)
raha ataonareo mazava tsara ny fepetra rehetra d na rahampitso aza izy d tonga! fa tsy hoe atao ny negociation d ireny ry charles sy alain ramaroson fa handrava ny fivoriana d hisambotra sy hamono olona!
5. YASY
(
17/05/2009 14:32)
Tsy mahasakana ny négociation tsy handeha ny tsy fanatrehan' ingahy ra8. Izy ange ka efa filoha teo aloha no fiantsoana azy @ zao e! Efa namadika pejy hafa ny malagasy, ka aoka ny lasa homba ny lasa ry namana isany izay mbola manantena ny hiverenan' i dadanareo zany e!Marigny koay ny anao longo ndaty, tsy mba ohatra ny sasany efa hita fa tsy mamango zao de mbola hifikirana ihany.Mafy tokoa ny tapaka fihinanana e!
Somary velombelom-bola indray alou ry zalah pro- ra8 2 andro izay, asa hanakory ndray @ herinandro ho avy io.
De mivavaha mafy ry pro- ra8 mba tsy ahazo carte jaune ny dadanareo a!
Somary velombelom-bola indray alou ry zalah pro- ra8 2 andro izay, asa hanakory ndray @ herinandro ho avy io.
De mivavaha mafy ry pro- ra8 mba tsy ahazo carte jaune ny dadanareo a!
6. xxx
(
17/05/2009 15:27)
ny fatahorana any ra8 no bdb ka lazaina daholo zao rehetra zao,nareo tsy mila mivavaka tsony fa carte rouge atsy ho atsy vita hatreo.
7. locl
(
17/05/2009 15:28)
tsara dia tsara ny hevitry Ndaty fa ny tsy azonao dia ireto olony HAT izay tena biby tokoa fa tsy olona.
Za manokana aloha dia pour ny tsy hanaovana négociation raha tsy eo rav8 satria ireo izay tena atokisana aza mamadika.
Sady amin'izay koa mba tena négociation tena manana valeur fa tsy peta-toko.
Bonne semaine ry greviste a! Manampy anareo ampo zahay na dia lavitra aza

8. ndaty
(
17/05/2009 15:38)
ny fatahorana any ra8 no bdb ka lazaina daholo zao rehetra zao,nareo tsy mila mivavaka tsony fa carte rouge atsy ho atsy vita hatreo.
ah bon! mahatserike ! mahay mamadidresake marina; de i ravalo matahotse ndraike no lazainao fa atahorana izany
raha ny fahatahorana azy @ fifidianan-draike bon, anontanio azy ny nataony an'i Rajaonarivelo (marihiko fa tsy hifily rajaonarivelo mpangalatsy aho, saingy petit rappel fotsiny!)
sady ho hita eo na havela hilatsaky izy na tsia, ao @ negociation no hilaza izany, fa le negociation mihintsy no tsy tonga izy????
raha ataonareo mazava tsara ny fepetra rehetra d na rahampitso aza izy d tonga! fa tsy hoe atao ny negociation d ireny ry charles sy alain ramaroson fa handrava ny fivoriana d hisambotra sy hamono olona!
charles sy alain fotsiny d'efa miforitse, tsSSSS....
sady na charles, na alain, na TGV, na lilison, na ndefo, na rajaonarivelo samy misy mifofo ny ainy daholo, fa ty lahilahy tsy mitsoake, na nanana'ny ravalo aza ny miaramila avant 17/03, nadositse i TGV, fa na izany aza tao gasikara avao no niafina, vao nisy ny negociation dia nipoitra izy,
raha izaho nareo manandafy atao chef, izy mba tsy nitsoake...
9. ndaty
(
17/05/2009 15:41)
ny teako ho tenenina, dia na ry charles sy ry ndefo ary lilison , sy rajaonarivelo, sy TGV , koa misy mi-menacer azy ireo koa , saingy tsy mitsoake andaharana ry zareo
10. Noue
(
17/05/2009 17:08)
ndaty:resaka negociation no atao, ka negociation-n'inona nefa???
d'accord, mais resaka negociation no atao; tongava ary hifanatrika.
11. xxx
(
17/05/2009 17:26)
lazao iza zany mifofo ny aina reo ao @ hat aza atao resaka fotsiny fa afaka miresaka daholo ny olona, efa hita-poko hita- pirenena ny fanomezanareo baiko an-dry charles sy ry alain sy namany @ fisamborana sy ny famonoana olona.Nenareo mba lazao hoe iza d efa nanao ny action ve!
12. Noue
(
17/05/2009 17:36)
xxx:zay indrindra manko eee ! mody zany foana no lazain'zareo oe nahazo menace aa oeee patati patata nefa jerevo ny zavatra ataony !!! ny halatra tsisy farany , ny famonona, ny fisamborana sy figadrana zao olona rehetra tsy nanao na inona na inona zao !!
lazao iza zany mifofo ny aina reo ao @ hat aza atao resaka fotsiny fa afaka miresaka daholo ny olona, efa hita-poko hita- pirenena ny fanomezanareo baiko an-dry charles sy ry alain sy namany @ fisamborana sy ny famonoana olona.Nenareo mba lazao hoe iza d efa nanao ny action ve!
13. ndaty
(
17/05/2009 17:43)
ireny anarana sy promotion 'ireo officier militaire , sy ny adiresin'ny tranonny naparitakareo teto @ Internet ireny , sa mody fanina????
ary tadidio fa penal ireny, ary 10ans ny delais de prescription. azo daholo ny IP-nareo .
Ireny appel au meurtre ny Raveloson constant teny ambohijatovo ireny, ary tadidio fa nivory daholo ny obimangan'ny academie militaire tao aorianan'iny menace ny constant raveloson iny

14. Noue
(
17/05/2009 18:02)
tsy ampahafirin'ny menace nataon'ny FAT(Y) nefa zany eee ! dia omeo koa ny porofo alohan'ny hilazan-drazavtra :^) :^)
15. ravalotgv
(
17/05/2009 18:21)
tratran ny kapisaty daholo koa ny ip nareo rehetra eto
ze sahy mankanesa aty madagasikara
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)
ze sahy mankanesa aty madagasikara
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)
16. andrywui
(
17/05/2009 18:56)
ary tadidio fa penal ireny, ary 10ans ny delais de prescription. azo daholo ny IP-nareo .
Ireny appel au meurtre ny Raveloson constant teny ambohijatovo ireny, ary tadidio fa nivory daholo ny obimangan'ny academie militaire tao aorianan'iny menace ny constant raveloson iny
ndaty a! kely sisa lets de ho azo io racosta io a! misotro koa io rah azo eo niany !! sady atao betsaka no sotroiny ha ha ha
17. ndaty
(
17/05/2009 19:22)
ndaty a! kely sisa lets de ho azo io racosta io a! misotro koa io rah azo eo niany !! sady atao betsaka no sotroiny ha ha ha
ok ra andrywui a! ceci dit tsy d'accord izahay @ le hoe hampisotroana azy sy ny hoe hamonoana azy,bandy diso lalana izy, ary tsy manenji-dresy isika
saingy tsy maintsy faizina izy!
excuse public à charles sy ny ombimanga, amende 10 millions ariary,20 ans d'emprisonnement avec sursis 10ans,
18. ravalotgv
(
17/05/2009 19:53)
sazo dia mba nareo kosa aloha no ampisotroina le ranon olona iny
sady mety tsara amin i ndaty sy ra wiwi reny
snifff
ctroufff
ze tsy mivadika slamo tsy mahazo miditra eto madagasikara raha izao no mitohy
:^) :^) :^) :^) :^) :@ :@ :@ :@ :@
sady mety tsara amin i ndaty sy ra wiwi reny
snifff
ctroufff
ze tsy mivadika slamo tsy mahazo miditra eto madagasikara raha izao no mitohy
:^) :^) :^) :^) :^) :@ :@ :@ :@ :@
19. benkintana
(
17/05/2009 21:24)
ampinanako ranony sy ventiny mintsy reo ravalotgv a!! miseho ho be mokony ato,nefa tsisy apoka ,maivan-doha!!!
fafazako hayrany an-kaboné
fafazako hayrany an-kaboné