TSY MAFANA VE NY ADY HEVITRA RAHA TSY ASIANA AN' ITY

1. endrika01 ( 17/05/2009 08:38)
Tsy mety mafana ve ny ady hevitra ato amin'ny politika ato raha tsy asiana anireto fotsiny ohatra.

Le 8

Tegevendrana

:-D:-D:-D


novalian'i xxx ny 18/05/2009 10:47
2. ravalotgv ( 17/05/2009 08:55)
asio gasy vendrana indray eee
sniff
tcroufff


:^) :^) :^) :^) :^) :^)
mihaninkazo daholo zao ny gasy fa azo atao ny mivarotra eny amin ny epicerie

3. locl ( 17/05/2009 15:49)
Ka ireo no malaza sy mampaharary ny vahoaka ka izany no hitenenana azy foana. Sa hianao mba te hatao resaka eto koa???? ^^
4. Noue ( 17/05/2009 18:03)
ka ireo no top zao kooo :-D :-D :-D
5. halloween ( 17/05/2009 18:45)
slt noue :* :* :-* :* :*
6. xxx ( 17/05/2009 20:52)
tsy sahy manohatra an'i Noue i andrywui ato fa latsa-pitiavana :-D :-D :-D
i Noue tsy mamaly an'i andrywui refa mandroso resaka diso be i andrywui ,kanefa raha vao i rakaroka na dia valivaliny ery,de i andrywui mamely koa fa manao xxx, :-D :-D :-D :-D
7. endrika01 ( 18/05/2009 08:17)
locl:

Ka ireo no malaza sy mampaharary ny vahoaka



8. KALACK ( 18/05/2009 08:33)
Noue tsy mamaly an'i andrywui refa mandroso resaka diso be i andrywui


Noue lety tsy manao anzany a ! zaza hendry be io ! fa elah mihitsy no efa ratsy saina manao analizy fopla otran'ny Razily eo ,
9. xxx ( 18/05/2009 10:47)
nampinanan-dry zalahy ndray i andrywui klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0464