TSY MAFANA VE NY ADY HEVITRA RAHA TSY ASIANA AN' ITY
1. endrika01
(
17/05/2009 08:38)
Tsy mety mafana ve ny ady hevitra ato amin'ny politika ato raha tsy asiana anireto fotsiny ohatra.
Le 8
Tegevendrana
:-D:-D:-D
Le 8
Tegevendrana
:-D:-D:-D
répondu par xxx le 18/05/2009 10:47
2. ravalotgv
(
17/05/2009 08:55)
asio gasy vendrana indray eee
sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
mihaninkazo daholo zao ny gasy fa azo atao ny mivarotra eny amin ny epicerie
sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
mihaninkazo daholo zao ny gasy fa azo atao ny mivarotra eny amin ny epicerie
3. locl
(
17/05/2009 15:49)
Ka ireo no malaza sy mampaharary ny vahoaka ka izany no hitenenana azy foana. Sa hianao mba te hatao resaka eto koa???? ^^
6. xxx
(
17/05/2009 20:52)
tsy sahy manohatra an'i Noue i andrywui ato fa latsa-pitiavana :-D :-D :-D
i Noue tsy mamaly an'i andrywui refa mandroso resaka diso be i andrywui ,kanefa raha vao i rakaroka na dia valivaliny ery,de i andrywui mamely koa fa manao xxx, :-D :-D :-D :-D
i Noue tsy mamaly an'i andrywui refa mandroso resaka diso be i andrywui ,kanefa raha vao i rakaroka na dia valivaliny ery,de i andrywui mamely koa fa manao xxx, :-D :-D :-D :-D
8. KALACK
(
18/05/2009 08:33)
Noue tsy mamaly an'i andrywui refa mandroso resaka diso be i andrywui
Noue lety tsy manao anzany a ! zaza hendry be io ! fa elah mihitsy no efa ratsy saina manao analizy fopla otran'ny Razily eo ,
