vaovao 16-0509, 19h30 fahazavana

1. bazylou ( 16/05/2009 23:04)
http://ti1ca.com/dws7h09n-FAZ160509-19h30-FAZ160509-19h30.wma.html


2. benkintana ( 17/05/2009 00:14)
Ny anelah koa anie faits divers marina hozy ny tary ato zay klé,
3. bazylou ( 17/05/2009 00:41)
tsy bleme na fait divers na tsyfait divers e!! aleo ahiditra le izy dia mba miakatra ambony kokoa le discussion, :-D :-D
4. benkintana ( 17/05/2009 00:51)
vao maika midina satria mezan'olona fotsiny elah ,asio resaka ny vaovao du jour fa tsy reka nogandraina i ramatoa tsy fantantra try e,voandaroka iny vadin'ny madame tout le monde e, ,ty olona @ tanàna ty jero fa aza avilavila le kozy ,ny anelah mantsy zay foana refa tsy mahafaly tgv nu vaovao de hodian-tsy hita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0862