kay ve dadan'i Pikatti i Razily e ! vao teo no heno ny vao2

1. xxx ( 17/05/2009 18:34)
vaovao vao heno tamin'ny mpiaramitolona amitsika ato amin'ny antoko Tim sy isika mpiaro ny ara-dalana zany de nisy nilaza fa hay ve ka dadan'i Pikatti ihany i Razily izay ela izay e , ary izay nao nahatonga an'i Pikatti ho nafana fo be tato sady be tomany lava tato teo ho eo reny ,de tsy tazana intsony tato ho ato , fa raha mijery ny sarin'i Pikatti tokoa aloh de misy hitovizany be amin'i Razily tokoa ilery e, manaha-dray nedala , afaka zany ny rain'i pikatti de mety tsy hiditra forum eto tsony iny namatsika iray mpanao Tim sy manohana ny aradalana miaraka amitsika iny ,arahabaina letsy Pikatti a, miarahaba anlah zahay Tim ato am forum klap !klap !klap!klap =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> klap! klap! klap !klap ! =D> =D> =D> =D> =D> =D> klap !klap! klap!
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:29
2. andrywui ( 17/05/2009 18:50)
fa hay ve ka dadan'i Pikatti ihany i Razily izay ela izay e , ary izay nao nahatonga an'i Pikatti ho nafana fo be tato sady be tomany lava tato teo ho eo reny
3. xxx ( 17/05/2009 21:26)
hataon'i pikatti mihinana eo lisany fa ataovy eo ihany,
i andrywui io miafina xxx io pikatti a
4. xxx ( 17/05/2009 21:50)
Tsy mahagaga io pikatti a, fomban'ny tgv no mpanely tsaho hoatran"io
5. andrywui ( 18/05/2009 07:03)
vaovao vao heno tamin'ny mpiaramitolona amitsika ato amin'ny antoko Tim sy isika mpiaro ny ara-dalana zany



za angah tim!
6. xxx ( 18/05/2009 10:55)
zany mintsy ny fomban'i tgvendrana refa hanely tsaho mody mitondra TIM,kobo reto vendran-dahy reto
7. xxx ( 18/05/2009 11:29)
mbola tsy tonga fotoana foana ve ty elah ty ry andrywui a,ka raha mbola gamine elah tsy tonga io ,ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0817