Vahoaka sy Olom-pirenena samihafa hoy ny TGVendrana
1. penguin
(
18/05/2009 06:00)
Matahotra fifidianana ny tgvendrana satria Vahoaka hono no betsaka eto Madagasikara fa ny Olom-pirenena vitsy. Ny vahoaka hono tsy ampy loha nefa dia vahoaka no lazainy nametraka azy koa asa fa izy no manambany ny vahoaka izay hireharehany eran'izao tontolo izao ho manaraka azy. NIlaza io Ramakavelo ary mbola niteny io koa Andriamanjato Richard.
novalian'i xxx ny 18/05/2009 12:01
2. karavasy
(
18/05/2009 06:11)
tgvendrana anie ka mifangaro ny lohany sy ny fakany e. boto-force hoy ny fiteny gasy no hireharehana. Mamy Gontso no saika natao SGGovernemanta dia nihorahan'ny olona ka najanona mpanolon-tsaina ary Dadah di Fort-dauphin indray izao no mivezivezy haka toerana.
3. Noue
(
18/05/2009 06:57)
dia mbola gaga @ zany ve ianareo eee??? tsy hainy anie ny dikan'ny oe VAHOAKA eeee
4. andrywui
(
18/05/2009 07:25)
ny atao hoe vahoaka rah tsy fantatry Noue sy penguin sy karavasy tsy maharary a ! dia "" fitambaran'ny olompirenena rehetra mivelona ao amin'ny Tanindrazany ka tsy voatery ho tompontany ihany fa mety misy mpivahiny koa !! "" azon'ny penguin sy noue sy karavasy ve zany ??
--za zao mino fa tsy ho azondry zalah TIM reo zan fanazavana ataoko zan fa hiverina hanotany eo foana ry zalah reo !! de mandrapahariva zao aho hanazava anzay tsara andry zalaha anio eto foana !!
--za zao mino fa tsy ho azondry zalah TIM reo zan fanazavana ataoko zan fa hiverina hanotany eo foana ry zalah reo !! de mandrapahariva zao aho hanazava anzay tsara andry zalaha anio eto foana !!
5. KALACK
(
18/05/2009 08:05)
fitambaran'ny olompirenena rehetra mivelona ao amin'ny Tanindrazany ka tsy voatery ho tompontany ihany fa mety misy mpivahiny koa !! ""
tenenina foana fa ehéééé , anarina foana ehééé , felahina foana ehééé , tambatambazina foana fa ehééé ,
Penguin a ! fa hay ve elah sy le andrywui olona iray foana e ?
tena gaga be letsy aho Penguin kozindry zalah atsy ambany atsy oe penguin = andrywui
6. essera
(
18/05/2009 10:03)
Salut penguin,
Misy nuance io ry penguin fa ianareo no tonga dia mijery mahitsy be sy eo amin'ny orona. Tsy tena mitovy ny vahoaka sy ny olom-pirenena ?
Hitan'i penguin, misy izao ny vahoaka izay nasaina nanaraka iny renirano rehetra iny teo aloha. Noterena hanaraka ny safidin'ny teo amin'ny fitondrana.
Fa misy ny atao hoe olom-pirenena ho sahy haneho ny safidiny malalaka atsy ho atsy. Anotanio an'i Sareraka ilay valala be mandry e.

7. xxx
(
18/05/2009 10:44)
Efa miboredika reto tgvendrana reto !!! afangaro daholo ny voam-bolana retra zao ,miala fik afoana ny fozaorana,nataon'ny Khadaffi ninana tany zay le Andry iny ha ha ha
8. essera
(
18/05/2009 11:40)
xxx,
Tena ni-inviter-ny Kadafy nihinana mihitsy lery. Niara-nihinana, jereo amin'ny média rehetra iny. Ny sasany nampinan'ny namany, Andry ity nasain'i Kadafy niara-ni.... sakafo.
Tena ni-inviter-ny Kadafy nihinana mihitsy lery. Niara-nihinana, jereo amin'ny média rehetra iny. Ny sasany nampinan'ny namany, Andry ity nasain'i Kadafy niara-ni.... sakafo.
9. penguin
(
18/05/2009 11:58)
Loza ny resak'ty essara hoe:"...Ny sasany nampinan'ny namany, Andry ity nasain'i Kadafy niara-ni.... sakafo."
Fa tena mivavaka amin'ny razana marina ngamba ka tsy mahalala izay marina efa resahin'ny communauté internationale mazava izao. Samihafa ny soratan'ireto tgvendrana ireto ary mifanipaka. Elah no nilaza hoe napetraky ny vahoaka fa tsy izaho. Naninona tsy natao hoe napetraky ny olom-pirenena misy ati-doha ihany. Ny miandry an'i Dada vahoaka tsisy fiheverana fa ny niogaoga tgvendrana olom-pirenena. Marary saina elah tgvendrana. Ho azo elah f'aza maika.

10. xxx
(
18/05/2009 12:01)
nihinanenany ,zany refa vendrana,tsy mahalala zany hoe diplomatie zany akory ha ha ha