Fitiavan-Tanindrazana sy ny Malagasy

1. NyMisaina ( 17/05/2009 17:25)

Bonjour daholo ny manam-pitiavana ho an'ny Firenena

GTT > BORDEAUX

Invite tous les Malgaches, les Français et les Amis de Madagascar à une

CONFERENCE - DEBAT

sur
la Démocratie, les Droits de l'Homme et le retour à l'Ordre Constitutionnel
à Madagascar

Le Samedi 23 Mai 2009
à partir de 17h
au Centre Social et Culturel de l'Estey
20, rue Pierre et Marie Curie
33170 BEGLES

novalian'i accolade ny 18/05/2009 10:24
2. ndaty ( 17/05/2009 17:37)
arrétez vos conneries, de ndana mianatra @ izay.


les tractations, les pressions et le lobbiyng se font en coulisses dans ce genre de situation.

votre debat ET votre bruit, font rappeler les temoins de jehovah, plein de bruit et d'obstination , mais au final ZERO

ce n'est pas vous , qui allez changer le monde

Tsy afghanistan, na SRILANKA, na IRAK akory i madagasikara. ireo aza ny communnauté internationale tsy afake nanao n'ino n'ino
3. Noue ( 17/05/2009 17:37)
misaotra nampandre ee !! dia tongava maro eee
4. Noue ( 17/05/2009 17:41)
ndaty:

arrétez vos conneries, de ndana mianatra @ izay.


les tractations, les pressions et le lobbiyng se font en coulisses dans ce genre de situation.

votre debat ET votre bruit, font rappeler les temoins de jehovah, plein de bruit et d'obstination , mais au final ZERO

ce n'est pas vous , qui allez changer le monde

Tsy afghanistan, na SRILANKA, na IRAK akory i madagasikara. ireo aza ny communnauté internationale tsy afake nanao n'ino n'ino
rehefa tsy ho any ianareo dia mangiana fa mandreraka ee ! ny fitiavan'ny sasany ny fireneny no hanaovany an'io fa raha tsy ho any ianareo dia anareo zany !!!


5. ravalotgv ( 17/05/2009 18:24)
fa nga i noue koa temoin de jehovah

ary hitako mbola virje

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^)
6. andrywui ( 17/05/2009 18:51)
rehefa tsy ho any ianareo dia mangiana fa mandreraka ee ! ny fitiavan'ny sasany ny fireneny no hanaovany an'io fa raha tsy ho any ianareo dia anareo zany !!!


noue ndray zao masiaka be zao a!!! :* :* :* :* :-* :-*
7. xxx ( 17/05/2009 20:49)
"retour à l'ordre constitutionel": il ne faut pas rendre encore plus problematique la situation. Le retour est un problème ainsi il parait plus normale chercher l'instauration de l'ordre constitutionel, avec une seule condition: le depart du TGV
8. accolade ( 18/05/2009 10:24)
Efa hitako eto, hitako eto..... f'aza matahotra na kely akory aza....
Miomana ianareo mpitoraka lafarine, fa hisy lehilahy hoavy any aminareo any Frantsa any eeeeee!!!!!! Aleo hojerenay aty fa TENA LEHILAHY IANAREO MPITORAKA LAFARINE ........ Sarimbavy mantsy raha toa vehivavy ihany no sahy torahana .... Vehivavy no mba resy..... Miandry , ka miandry.... hisy lehilahy ho avy any ka....... aza manahy fa hoavy....... omany ilay lafarine raha tsy izany dia modia fa manala baraka ny ferenenay......... ! 8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1563