Ramosé Hery! 21jours sisa ndrematoa,ka mbola ao ianao an ??

1. halloween ( 17/05/2009 18:44)
Mbola ao tsar ve ianao andriamatoa hery fa akaikikaiky ihany ty lay fotoantsika !! ka asa na efa niresaka nivantana taminao ihany i Oay na ahoana fa milaza mbola hiresaka io zavatra io face à face aminao hono izy ,, ! ka rah efa niresaka mivantana hianareo de mba tatero eto ho ren'ny be sy ny maro ny tatitry ny resakareo ! rah tsia de miandry ny fotoana isika izany satria lehilahy lehibe niresaka isika teto ary nanao PARI sy Faminaniana mihitsy aza nareo ny amzay resaka zay( efa fantatrao!) ka mino aho ndrematoa fa mbola mitazona ilay teninao ihany ianao !
répondu par accolade le 18/05/2009 09:29
2. andrywui ( 17/05/2009 18:48)
Ramosé Hery! 21jours sisa ndrematoa,ka mbola ao ianao an ??
3. xxx ( 17/05/2009 19:38)
miainga any indray ny mpanisa andro! c'est barbant à la fin ;-) ;-) ;-) ;-)
4. ravalotgv ( 17/05/2009 19:48)
Mbola ao tsar ve ianao andriamatoa hery fa akaikikaiky ihany ty lay fotoantsika !! ka asa na efa niresaka nivantana taminao ihany i Oay na ahoana fa milaza mbola hiresaka io zavatra io face à face aminao hono izy ,, ! ka rah efa niresaka mivantana hianareo de mba tatero eto ho ren'ny be sy ny maro ny tatitry ny resakareo ! rah tsia de miandry ny fotoana isika izany satria lehilahy lehibe niresaka isika teto ary nanao PARI sy Faminaniana mihitsy aza nareo ny amzay resaka zay( efa fantatrao!) ka mino aho ndrematoa fa mbola mitazona ilay teninao ihany ianao !

sniff
tcrouff

tandremo sao ao @ le 17 è ka tonde bikina

:^) :^) :^) :@ :@ :@ :@ :@
5. benkintana ( 17/05/2009 21:32)
fa tsy nanao protektor ve andrywui tao e,zany no izy ,ampinanan'olona ato elah na hivadika halloween aza
6. andrywui ( 18/05/2009 07:05)
fa tsy nanao protektor ve andrywui tao e,zany no izy ,ampinanan'olona ato elah na hivadika halloween aza


tsy za letsy io halloween io a!!
7. KALACK ( 18/05/2009 08:28)
petsa elah andrywui !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. accolade ( 18/05/2009 09:29)
Ramosé Hery ôôôô ! Aza mivoaboaka klou ianao ato ho ato fa mitady ho ratsiratsy famindra ngé r'zalah 'zany é ianao io mantsy malaza manja be izay ka !
ialao mafy ny mipetraka irery any amin'ny mangingina any !
Sady io zazalahy niresaka taminao io ngé tsy manana protektor ,hono, e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.358