Tsy misy raha mandeha ao @ HAT, fanampotehana no misy
1. locl
(
19/05/2009 15:18)
Dia inona no lazainareo amin'izao zavatra izao, ho faty le vahoaka sy le mpiasa madinika
Tsy misy raha mandeha HAT. Sa ahoana ry essera, tsy ny legaliste no manao laza ratsy aty ivelany fa ny olona no mahita ny marina fa mpitondra barbares ny ao Dago.
Inona no valinteny andrywi sy ry essera????
Tourisme sinistré : 70% des hôtels fermés
Les hôtels sont désertés
Le tourisme s’est effondré depuis le coup d’Etat. Avec sa faune unique et ses foréts, l’éco-tourisme est la troisième plus grande source de revenus dans le pays, qui emploient 25 000 personnes et attire 375 000 touristes étrangers en 2008, contre 139 000 en 2003. Mais maintenant, ses hôtels et Agences de Voyage sont fermés ou inactifs. Les ambassades étrangères ont mis en garde leurs citoyens de se tenir loin de Madagascar en raison du danger de la violence politique
:evil: :evil: :evil:

novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:45
2. Oay
(
19/05/2009 15:26)
locl:

Raikitra indray ny vazavaza milaza fa fanampotehana no hita eto ka d mila azavaina FA IL NE FAUT PAS CONFONDRE VITESSE ET PRECIPITATION noho izany ny resaka ara-politika d efa mazava alou hatreto fa ity resaka toekarena sy ny andraikitrin'ny TETEZA(NA)MITA ity no andao hohalalinina kely miaraka @ nareo manantsaina @ politique sy économique é! Noho izany:
1°Mipetraka ny fanontaniana manao hoe milamina ve ny toekarena?
Valiny: Maninn ny mandat présidentiel no 4ans no fohy indrindra ny faharetany? (USA)
Valiny:Mandehana aloha mianatra économie d hohitanao ny valiny!
Fa omena soupape kely ihany anefa na d izany aza!
Manoloana izao crise financière eran-tany izao d nandray mésure exceptionnelle daholo ny firenen-dehibe d ilay antsoina hoe:"Plan de relance économique" tadidio anefa fa firenena matanjaka ireny firenena ireny!
No-injecter-na ny milliard de $ na € d ahoana efa manangasanga ve ny hivoahana @ ilay crise: TSIA tompoko izao ary vao confirmé ny entrée ny ankamaroan'ny firenena @ ilay récession! Any @ 2ème semestre ny 2010 vao hisy reprise possible.
Noho izany d izay mamahan-dalitra @ hoe:"Mitotongana ny ekonomia na ny hoe hilamina ainga ny ara-toekarena" d mba mieritrereta alohan'ny hanaovana politika fa TSY MISY AFAKA MILAZA FA EN 2ANS OHATRA D HISY MIRACLE"
2°Tokony hofatantra hoe inn moa ny andraikitr'ity Tetezamita ity!
Eto aho d mitodika manokana @ nareo manantsaina rehetra etymologiquement parlant ny TETEZANA d ilay MAMPITOHY NY TENDRO ANANKIROA mba ahafahana miampita, io ilay MITA, noho izany d fohy io zavatra io fa tsy TETEZANA AKORY NO HANDEHANANTSIKA raha hoa an'ny Toamasina isika de tout le long de notre route (NY tetezana lava indrindra hatramin'izao d 32Km) d eritrereto izany fa eny Ambatofotsy d vita ny tantatra fa tsy tonga any Behenjy akory!
Ataoko fa samy maharaka tsara daholo fa tsy sarotra be ilay resaka an!
TETEZANA MAMPITA io FA TSY IO ilay LALANA HITONDRA ANTSIKA any @ ilay milay be noho izany d rehefa TAFATSANGANA ILAY REPOBLIKA VAOVAO d any isika vao miady hevitra @ resaka politique économique fa izao aloha d aleo miady hevitra @ hoe "INN no TOKONY ATAO MBA TSY HIVERIMBERINA NY FANONGANAMPABJAKANA ETO AMINTSIKA" io ny hevitra hoentin'i Oay ao @ ilay FIHAONAMBE raha misy tehanampy anazy!
3. xxx
(
19/05/2009 15:45)
Oay:
Manoloana izao crise financière eran-tany izao d nandray mésure exceptionnelle daholo ny firenen-dehibe d ilay antsoina hoe:"Plan de relance économique" tadidio anefa fa firenena matanjaka ireny firenena ireny!
No-injecter-na ny milliard de $ na € d ahoana efa manangasanga ve ny hivoahana @ ilay crise: TSIA tompoko izao ary vao confirmé ny entrée ny ankamaroan'ny firenena @ ilay récession! Any @ 2ème semestre ny 2010 vao hisy reprise possible.
Noho izany d izay mamahan-dalitra @ hoe:"Mitotongana ny ekonomia na ny hoe hilamina ainga ny ara-toekarena" d mba mieritrereta alohan'ny hanaovana politika fa TSY MISY AFAKA MILAZA FA EN 2ANS OHATRA D HISY MIRACLE"
raha ivelany Mcar ianao dia omeko rariny tokoa raha miresaka ny crise mondiale. Saingy hadinonao Ndrematoa fa ankoatrany crise mondiale dia misy ny crise manokana ao Mcar izay Ingahy TGV no Tale jeneraly fondateur amin'izany ka nanapotika ny économie malagasy.
Koa aza dia manao tsianjery maimbo fotsiny fa samy maharaka ny tena crise mondiale ny rehetra fa tsy badraodra akory ka hofahananao lalitra eto.
4. kidoropamba
(
19/05/2009 15:48)
Ilay filoha "légal" variana milalao nofom-pe an'ireo virjiny ao Swaziland dia aiza misy zavatra handeha.
Izay ange mahatonga ny HAT mandray fepetra e.

5. xxx
(
19/05/2009 16:04)
Oay : ilay 2ans hivoahana ny crise financière zany zao lasa 20ans ho any Mcar raha ho tafavoaka, nga tsy loza e, hay tokoa tsy tompon andraikitra @ économie - pirenena ny tetezamita fa tompon'andraikitra @ économie ho any ampaosiny.
6. Oay
(
19/05/2009 16:25)
xxx:
raha ivelany Mcar ianao dia omeko rariny tokoa raha miresaka ny crise mondiale. Saingy hadinonao Ndrematoa fa ankoatrany crise mondiale dia misy ny crise manokana ao Mcar izay Ingahy TGV no Tale jeneraly fondateur amin'izany ka nanapotika ny économie malagasy.
Koa aza dia manao tsianjery maimbo fotsiny fa samy maharaka ny tena crise mondiale ny rehetra fa tsy badraodra akory ka hofahananao lalitra eto.
Tsy nohezahako noresahana ilay Krizy nateraka'ilay FANDRAVANA NY JADONA satria zavatra efa mazava iny.
iny ilay surplus kely ny crise eto Madagasikara!
D tsy ilay crise mondiale ry XXX no tiako lazaina fa ilay OLONA MIVAZAVAZA ny hoe TSY MANDEHA NY TOEKARENA otrany hoe ilay retour d'investissement tsy mba misy resaka amortissement fa tonga d immédiat a!
D momba ilay famahanana lalitra indray d mbola averiko fa tsy izany ny tanjona eto fa FIFANAKALOZAN-KEVITRA.
7. Oay
(
19/05/2009 16:30)
xxx:
Oay : ilay 2ans hivoahana ny crise financière zany zao lasa 20ans ho any Mcar raha ho tafavoaka, nga tsy loza e, hay tokoa tsy tompon andraikitra @ économie - pirenena ny tetezamita fa tompon'andraikitra @ économie ho any ampaosiny.
XXX a! milay be ilay optimisme-nao @ ilay 20ans fa MIDINA WA ETY AMBONIN'NY TANY FA AZA MANONOFY é!
Momba ny famenoan'ny HAT ny paosiny d tsy ananako proof ilay izy d tsy hitako izay lazaina fa ny azoko lazaina an'i XXX d hoe "MAHAIZA MIHONONA"
8. Noue
(
19/05/2009 17:15)
locl:mampalahelo anie ny manjo ny Malagasy eee ! zao very fihinanana firy ny isan'izy ireo???
Tourisme sinistré : 70% des hôtels fermés
Les hôtels sont désertés
Le tourisme s’est effondré depuis le coup d’Etat. Avec sa faune unique et ses foréts, l’éco-tourisme est la troisième plus grande source de revenus dans le pays, qui emploient 25 000 personnes et attire 375 000 touristes étrangers en 2008, contre 139 000 en 2003. Mais maintenant, ses hôtels et Agences de Voyage sont fermés ou inactifs. Les ambassades étrangères ont mis en garde leurs citoyens de se tenir loin de Madagascar en raison du danger de la violence politique
:evil: :evil: :evil:
9. andrywui
(
19/05/2009 20:41)
zavatra en general sy ankapobeny amin fampandrosoana jerena Noue fa tsy antsipirihanjavatra kely rehatra zao a!! ny votoatiny lehibe de mandé ny HAT voaloa ny karama sns ...
10. xxx
(
19/05/2009 23:18)
hoy locl
Hita hoa tena potika i Gasikara, voky izy de natory,