8 volana aty aoriana Rabazily vao tonga saina
1. kidoropamba
(
19/05/2009 15:38)
Rariny raha nandositra Ra8 ary nialokaloka @ ireo virjiny swaziland milalao nofom-pe satria tsy tafaverina antanindrazana.
Satrobory sisa no manao tsianjery "Jao sy Mboty" ery @ Magro mikarama vary masaka.
Taitra Rabazily tongasaina, 8 volana aty aoriana ny @ hoe kidoropamba.
Izany anefa no mba bandy mihevitra fa hamerina andravalo eo @ fitondrana. Tokony jerena ankaiky ny fifohanareo bozaka fa toa miha mitombo ny bandy sy kala mamo.
Raha tsy avy any amponja hoa enao io dia tsy mahay manao politika malagasy e. Dada Monja no nampianatra anay an'io.

novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:25
2. andrywui
(
19/05/2009 20:39)
efa vita tanteraka ny tantaran'nzany TIM zany e !! alefa any am musée sisa atao vakoka oe nisy hono izany !! fa rah izany de tsy mi existe tsony ooooo
3. xxx
(
19/05/2009 21:18)
tim foana no enjehina
raha resy eo koa ny hat de ahoana hoy ela
aza mba be vava oa fa hazo avo halandrivotra

4. xxx
(
20/05/2009 00:12)
Hoy kidoro
Ka nahazo ,ve zany izy tany sa punition ndray é
Rariny raha nandeha i Andry ary nialokaloka @ ireo virjiny Libianina milalao nofom-pe satria tsy tafavoaka ty tanindrazana.
Ka nahazo ,ve zany izy tany sa punition ndray é
5. bazylou
(
20/05/2009 00:16)
o ra kidoro a!! bazylou aanie tsy tim na pro le8 e!! ,a ry tsy mbola nanomboka akory aza ny baolina dia efa nanohitra an'io foana izy!! :-D :-D :-D :-D amen
6. xxx
(
20/05/2009 00:30)
hoy kidoropoakaty
Marina zany kidoro ah zao lery vao taitra nefa hatry ny naraina elah nitatata teto
Taitra Rabazily tongasaina, 8 volana aty aoriana ny @ hoe kidoropamba
Marina zany kidoro ah zao lery vao taitra nefa hatry ny naraina elah nitatata teto
7. kidoropamba
(
20/05/2009 09:34)
Tsy bazilou lay izy fa Ra-bazily e.
Ilay very seza ka mitomany io. Ampihesonin-dra8 eo ry zalahy dia mihanahana.
Izao kosa ry andrywui a: Tsy misy Musée hanadray an-dravalo sy ny TIM fa tonga dia boky hodorana io TIM io sao dia hanadonto taranaka eo raha mbola avela mandehandeha.
Varotra Tanindrazana sy famonoana malagasy no tadidin'ny vahoaka @ izany TIM izany. Faha8 izany Ra8 izany. Io sisa ny tantara.

8. xxx
(
20/05/2009 14:25)
Izao kosa ry andrywui a: Tsy misy Musée hanadray an-dry Andy sy tgv fa tonga dia boky hodorana io TGVio sao dia hanadonto taranaka eo raha mbola avela mandehandeha
soa ihany fa tsy hijaona ela eo io