Mivoah amlé tunnel rah afak fa io sisa le andro e

1. andrywui ( 19/05/2009 14:58)
De ao anaty tunnel maizina ao ianao anio rah tsy mahita fika faranze haingana hivoahana tao ry tsy tononiko a!! lalana efa nizoranao moa io ka de anao ny anao ! ianao no niteny sy nanao DEFI ary nanao PARI teto ka de ze ahaafapetsa anao atao ndrematoa fa hitsofanay anjombona eto anie ty raharaha ty e ! afaka manao arrangement ambadika aminay fito lahy amin'ny email anefa ianao raha mety ry lerony ka mataoatra ny ho petsabe loatra ianao ref atsy ho atsy !! sa avela aloha ho akaikikaiky le andro vao hiresaka milammm toi oe aoka moa zalah a!!
novalian'i xxx ny 20/05/2009 12:57
2. xxx ( 19/05/2009 15:02)
fa inona marina kay no manjo ani Andrywui io :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
3. essera ( 19/05/2009 15:05)
Ho avy ny tsy mety am Rahery ka. Fin du monde sy fahafaham-baraka be io fa jereo any alohaloha any ry xxx1.
4. xxx ( 19/05/2009 15:08)
Sao ary mba voan'ny gripa kisoa tany @ salopard tany ,sao mbola tsy salama tsara le ranamana
5. xxx ( 19/05/2009 15:38)

Iny ary 'lay anjombona fa namoka ny avy ao anaty tunnel ra wiwi ô!! :p :p
6. xxx ( 19/05/2009 16:04)
Ty kou bôla misy fa natiorely .




Ka dé nenay no tong'alou tompoko !!! eh eh eh eh !!! :-w :-w
7. Mirananirina ( 19/05/2009 16:28)
sao tsy rariny izao
8. Noue ( 19/05/2009 17:10)
mazana indray zany sary alefan'i XXX ato zany ee!! :^) :^) :^)
9. AndriambyII ( 19/05/2009 18:34)
Ty zany lay ftenenana oe rivotra mvoka maatsok' anjombona ,hihihihihih :-D :-D :-D
10. xxx ( 19/05/2009 18:36)
=)) =)) =)) =)) sary zany ka sary =)) =)) =)) =))
11. andrywui ( 19/05/2009 20:28)
fantatry ny mpiandraikitra tsara ny manao xxx ato amin'ny teny ratsy ! fa tsy kitihany satria TIM
12. xxx ( 19/05/2009 20:54)
Aiza kosa ra wui wui ze teny ratsy eo hein !!zah zao dé maita ola mvalan- drivotra sy mlomano fotsiny , miampy Pub sy message famonjena an' i wui wui ,io hoe sauver wui wui !!! :-D :-D :wink:
13. xxx ( 20/05/2009 00:17)
petsa ndray rawiwi ato zany klé :-D :-D :-D
14. xxx ( 20/05/2009 00:20)
Marary fondray rawiwi zay klé,zany refa tsy mahazaka forum ozy i oay zay
Tena hontsa kely hotran'ireny toutou de salon reny marina é,dodo tsara andrywui an zany mou é
15. xxx ( 20/05/2009 11:51)
Natao ihany ny tsy ihomehy fa tsy laitra klé !!!ah ah ah ah ah !!! :lol: :lol: :lol:
16. xxx ( 20/05/2009 12:57)
Miss olona sarotr' atoro koss knouu !!!hay hay hay :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4736