tsara alo refa ts mbol nivadik am heviny le ts tonnoniko e!

1. andrywui ( 19/05/2009 20:33)
De ao anaty tunnel maizina ao ianao anio r'ingahy roa rah tsy mahita fika faranze haingana hivoahana tao a!! lalana efa nizoranao moa io ka de anao ny anao ! ianao no niteny sy nanao DEFI ary nanao PARI teto ka de ze ahaafakapetsa anao atao ndrematoa tsy tononiko ,fa hitsofanay anjombona eto anie ty raharaha ty e ! afaka manao arrangement ambadika aminay amin'ny email anefa ianao raha mety ry lerony ka mataoatra ny ho petsa loatra ianao ref atsy ho atsy !! sa avela aloha ho akaikikaiky le andro vao hisoko resaka milammm toi oe aoka moa zalah a!!

misaotra fa voaray io dinika natsanganao eo ambany io !! mahery fo an !! tohizo hatram farany aza , na efa hidona amn rindrina aza tohizo foana !!
--lazao mihitsy oe efa rava e !! zay lay izy !!
novalian'i xxx ny 20/05/2009 12:13
2. xxx ( 19/05/2009 21:11)
mba marenina amizay le wiwi ty fa mahatsiravina aa efa olona tsy mamaly mbola rangitina ihany bloke eo ela ny farany fa ataovy eo ihany
tss
be taimbava

8-) 8-) 8-) 8-)
3. xxx ( 19/05/2009 23:15)
andrywui tsisy ati-doha ve hisy hiraharaha
4. xxx ( 20/05/2009 05:29)
Andrywui> tsisy hvt afatsy ny madranitra olona ve elah ty e!. Vao miresaka de fandranitana lava izao.
Ary efa tafahaona ve nareo sy Bazily halina, notadiavin'i Pamba nge nareo fa tsy hitany hono e! De mikafara lery fa tsy maintsy tratrany hono na dia ho afaka 8 taona aza. Elah manko hono akaman'i Bazily de mody mampidy azy roalahy eo fotsiny.
5. essera ( 20/05/2009 05:52)
Ady hevitra kosa eo fa ko ngah nisy nifananga tsandry sy nampiasa cocktail molotov.
6. andrywui ( 20/05/2009 09:23)
ha ha ha !! zany mitsy essera a! sady tsisy teny ratsy teo fa teny tsara daholo fa ze voa manodidina , ze tsy mahatanty miova dinika hafa fa bedabe reo ankilany reo ! ha ha ha !!

--tsara aloha ref tsy mamaly lay tsy tononiko fa nilaozany nanangana dinika hafa mbola milaza atsanga ndray ! za tsy hiditra ao fa i Oay efa mampihinana azy ao !! ny ahy de zao fotsiny ::::: 18jrs sisa ny fetrandro !!!
7. xxx ( 20/05/2009 11:14)
Aiza lé anjombon' i toi iny alou andrywui hein !!! hihihihihi =)) =)) =)) =)) =))
Tena mosisiana bé kay énao ty fa manafi-talenta ao anat plis ao an!!! a a a a a
:lol: :lol:
8. xxx ( 20/05/2009 12:13)
ao ambanibany ao misy le hoe sauver wiwi e,dinika nataon'i lery ihany le izy,ao misy anjomara =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1053