Tsikera sisa fa tsy manana fanantenana intsony !!!

1. essera ( 20/05/2009 06:30)
Rehefa dinihina ny dinika izay alefan'ny ara-dalàna nandritra ny andro vitsivitsy izay dia tsy misy afa tsy tsikera sisa. Tena izay sisa satria ny antony dia tsotra :

1/ Nanantena tanteraka ilay retourS imminentS kanefa tsy tanteraka ary ny loza d na iza na iza firenena avy any ivelany dia tsy nisy nanipy teny na dia kely aza momba izay fiverenan'i Ravalo. Mba omeo lien ihany aho aloha raha ohatra nahita ianareo hoe ny filohan'ny firenena izao na ny filohan'ny organisation izao dia nilaza fa "hanatitra" na "hamerina" an'i Dada eto an-toerana. Ny niala ilany aza no betsaka !?!

2/ Isaky ny manao "pas" iray ny fitondrana tetezamita dia jerena hatramin'ny kiraro anaovany, hatrany amin'ny antsipiriany madinika izay tsy misy dikany avy eo avadika ho tena zavatra GRAVE BE. Ny dinika ao ambany ao izao d mitsikera an'ilay fandehanan'i Andry tany am Kadafy ka raha nanaraka tsara tamin'ny vaovao ianao dia tokony hahita fa tsara ange ny fandraisana azy ireny ary nomena voninahitra mihitsy fa tsy araka ny nodradradradrain'ny mpiondana hoe : nahazo karavasy tamin'ny kadafy zandry kely. Raha nahazo karavasy izy dia nentiny taty hikapohana ny ara-dalàna (diso kely), ny tsy mpanara-dalàna. Asa izao na midika inona amin'ny mpiondana ireny fanasan'ny fikambanan'ny masoivoha eropeanina ireny. Ary ny nahatsikaiky dia nialany ilany hoe : "Ianareo no mifandamina fa izay tsy hiditra amin'izany resaka izany". Asa na en faveur an'iza ilay resaka hatreto fa ny hita dia tsy nisy niteny mihitsy hoe levalo ihany no filohanareo. Omeo lien koa aho tamin'iny raha mahita i Noue (tam le reception omaly).

Ny zava-misy sy atrehantsika izao dia teny tsotra ry namana zanaky dada :

- Tsy azo antenaina intsony i Dada. Efa mazava be io "no comment". Raha hisy hitabataba indray eo wé mis matahotra d i Dada ange tsy matahotra ny hiverina izany fa nareo angah ahoana fa adino aty fotsiny le Air force one d izay no ts nahatongavany.

- Efa elabe no noteneniko fa hino ianareo farany hoe tsy maintsy hifarana amin'ny reconnaissance io tsy azo atao ny tonga d mibaradaka mialoha ve ho an'ny avy any ivelany fa hitanao eny. Lesona efa hita tam Dada version 2002 io fa aza adinoina.

- Tadidio koa ilay mission an'i HAT, tsy hipetraka hanorina Groupe TIKO fa hametraka ny fomba rehetra tsy afahan'ny olon-kafa hamerina ny nataon'i Dada.

Ho azonareo mpiondana ihany rehefa kelikely ilay teniko efa herinandro mahery izay hoe : "MAKA MIHITSY ALOHA RECUL". Efa hita fa lany andro mianatra mandihy ao am Magro sisa ve d mbola solution ihany. Raha very asa ianao d "aleo mitady haingana" fa aza manantena ny fiverenan'i Dada fa bozaka sisa no hamelomanao ny vady aman-janakao a (raha tsy hoe efa nametrahan'ny dada parotsa qlq part". Alain Andriamiseza izao no leader ao am le fihetsiketsehana nefa zah aloha tato ho ato tsy nahita "fanentanana ho an'ny TIM nampihiratra ilay fanantenana mody masoandro". Tsy manan-kambara firy intsony. Aza tezitra fa izay no izy sy misy aloha.


novalian'i xxx ny 20/05/2009 10:32
2. fanou14 ( 20/05/2009 07:42)
tena marina ny anao ry essera , efa tsy hita intsony zay lazaina dia zao lainga rehetra izao no tabatabaian eny magro , nilaza ry zareo fa tsy handefa olona hifampiresaka vao avy nahare vao2 za fa i raharinaivo sy Fetison @ zao fotoana zao dia miaraka midinika @ ambassadeur la frantsa efa leo angamba ngahy iny dia aleony manao izay marimaritra hiraisabna satria efa fantatra fa tsy ny tombotsoan' ny mada no tadiavin'ny ra 8 fa ny anapotehina azy , ho an'ny very asa manova fijery fa aza mandany andro eny magro , ra 8 na tsy hanokatra ny orinasa tsony tsy very mandeha , ny eo ampelatanany aza mbola ho zaraiany @ ireo mpitarika ny tim ireo fa ny vola azonareo efa ambinkambiny sisa , raha tena tia anareo izy dia tokony avelany hiodina ny orin'asa dia mandoha ny trosany izy dia milamina ny tanana
3. ndenn ( 20/05/2009 09:40)
Raha mamaky ny nosoratan' i essera koa , dia mbola tsikera politika ihany no ventin- kevitra ao anatiny .En matiere politique il faut admettre les critiques comme facteurs d' essort et de progrés (Jean jaques rousseau ) 8) 8)
4. andrywui ( 20/05/2009 09:45)
Tsikera sy filana ady ary esoeso tsy mandé am lalany mihitsy sisa no ataon'ny TIM eto fa rah zay adihevitra zany efa nialany lavitra !!

vao misy teny diso kely na latsaka kely de ny hiady sy hila ady no eo ambany eo !! ny dinika very ary !
5. xxx ( 20/05/2009 10:32)
Ny Fanatenana ====> l' espoir fait vivre les imbeciles ^^ ^^ :p :p :-@
pour essera et andrywui!!! hin hin hin hin !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1045