Mpamatsy vola

1. xxx ( 20/05/2009 05:58)
Heno izao fa tsy hamatsy vola antsika ny firenena atsy na aroa satria tsy manaiky ity fitondrana tetezamita HAT ity.

Ka hitako mba tokony hipetraka amin'i Marc ny hoe: Nataony inona daholy izany ny vola azo tamin'ireo mpamatsy vola ireo hatrizay???. Azafady fa diso aho, fantatra tsara hoe nanakaiza ny vola. Izy ary ange ry reto efa nilingilingy nividy ropilana e!
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:00
2. essera ( 20/05/2009 06:40)
Izany ry xxx no atao hoe fahaiza-mitantana. Ny fahantrana efa tsy alohalika fa eny am tratra, ny tena mbola afaka mi-se permettre mirevy.
Moa va tsy toy ny Dada mamo lava sy adalam-behivavy ka ny ao an-trano ambany foitra fa any mampitombo trosa any am bara.
Izany no Dada tsy foiko indrindra eto an-tany.
3. xxx ( 20/05/2009 14:00)
Fanontaniana adaladala
Reny nangalarin'ny capsat reny ,reny nokaramaina ny jiolahim-boto reny ,zay vao tafa ny tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0703