TSY MISY SADEC HO AVY ETO M/CAR ZANY FA HIDINIKA KELY ANGAH

1. KALACK ( 18/05/2009 08:44)
Ny SADEC mihitsy no efa malaina hanampy ANDRAVALO !! mbola namafisindry zalah SADEC ndray aza fa ry zalah tsy mampirisika sady tsy mila ANDRAVALO hiverina eto M/car zan fa manakorotana ny efa milammm fotsin ! fa ny tadiavindr lerony de IZY hamitrampihavanana amin'ny vahoaka eto M/car amin'ireo vahoaka marobe naripany sy nanaovany genocide teto reo !! ka rah manaiky ny fanjakana sy ny vahoaka de afaka miditra eto i dada !!raha tsia de izao no ataovy antsaina ry TIM malala fa ho nofinofy ireny dada miditra indroa amin phon eny amn Magro sy Amboja ireny !! de oe tsy maintsy ho avy amin filaminana eto aho !! ny hiaviny eto M/car tsy olana marina ny teniny tam phon, fa ny olona amanjatony matiny teto ireny de tadidio fa mbola velona eto Tananarivo ny famillles anreny !! mbola vary mangatsiakany zay !! ny volampanjakna nopehanlery tao reny koa mbola etsy andaniny !! ka rah izah nareo TIM de mipetsaka aho fa rah tannnty koa anie ony ka milatsaka eo ny dadanareo de hiverina hilatsaka ny MAHERY BE e(tgv) !! ka aleo mamoy fo !!! ka aleo mamoy e! be ny olona azo hametrahana ny fo ! mbola ao i Harinaivo sns ha ha ha ha !!!!!



fa hono tokoa oa ry reto ry TIM ()kely ty ! aiza tokoa hoa i YUKA zay e !! toa voaroaka avy tany japon tany ony izy tamlé fanjakana nidoboka de nody aty M/car !! mampalelo kala iny rah izany tokoa no marina !! hitako no namono tena be tato am forum tato kay efa nihozohozo i kala
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:15
2. Mirananirina ( 18/05/2009 09:05)
fa hono tokoa oa ry reto ry TIM ()kely ty ! aiza tokoa hoa i YUKA zay e !! toa voaroaka avy tany japon tany ony izy tamlé fanjakana nidoboka de nody aty M/car !! mampalelo kala iny rah izany tokoa no marina !! hitako no namono tena be tato am forum tato kay efa nihozohozo i kala

eto foana izy isan'andro ka,mijery anao be vava kely io
3. xxx ( 18/05/2009 09:11)
mba tsy dinika manisa andro indray no nataon'i Andrywui androany ;-) ;-) :-D :-D
4. radolany ( 18/05/2009 09:30)
lay woe ra8 wo avy na tsia tsy any no blem zao ,fa lay woe raha vita ny HAT dia iza no hatao eo satria ataovy ny analise fa tsy manana tetikasa mihitsy ny HAT ,noho zany dia tsy hisy pamatsy vola ho avy eto ary henjera wo azy eo ry zareo ,satria tsy maintsy hiha mafy ny crise economique eto @ TANANA sa we hanafatra saodiana misandoka ndray dia mbola handoa ny volany CARLTON ndray ny HAT nefa aza ny HAT efa hita woe sahirana
5. xxx ( 18/05/2009 11:15)
efa tonga fotoana ve andrywui zao e,aza taitra fa mbola tsy regulier reny raha vao manomboka :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0388