On reconnaît timidement !!!
1. essera
(
18/05/2009 08:42)
Haingana dia haingana ny fivoaran'ny toe-draharaha ary hita sy tsapa fa efa miha-milefitra ny fikambanan'ireo firenena any ivelany.
- Raha raisina izao ny firenena afrikana tamin'iny herinandro lasa iny dia karazan'ny nanao facilitateur ny position-ny fa tsy nametraka condition firy intsony.
- Ny eropeanina koa dia nametraka dia tonga eo amin'ilay hoe tsy te hanaiky fa tsy mandà satria mbola nomeny volana maromaro ihany izay vao afaka hanapaka ny fanampiany raha ny vaovao farany.
- Ny filoha teo aloha anefa dia mametraka zavatra hafa mihitsy fa haterina hody ary efa niresaka tamin'ny firenena sy fikambanana maro.
- Ny mpiondana eto am tanàna dia manao dihy mirindra sisa no fanalàna azy eo amin'ny magro mba tsy hangatsiaka tampoka ny tolona. Mana-oainina be kosa angamba raha tonga dia miditra miresaka eo ambony latabatra.
Atao ahoana fa zava-misy ireo ka dia mba lazaina fa raha izao fizotrin'ny tantara izao dia azo lazaina tsy ampihambahambana fa ho lefy ilay "ara-dalàna" ary tsy handrenesana feo intsony rehefa kelikely. Ny angatahana amin'ny filoha teo aloha dia aza ampifendrofendroina intsony re ry zalah fa toa miala pà daholo ange ny avy any ivelany momba ny position-nao e !!!
Ny an-davanandron'ny eto Tanà manokana izao dia efa miverina amin'ny taloha ohatran'ny hoe tsy mahita fiotakotahana izany intsony. Tsy haiko aloha ny any amin'ny faritra sasany fa ny hita hatreto mantsy dia Antananarivo foana no fitaratry ny faritany isaky ny misy hetsika. Aleo raha vory vahoaka amin'zay rangah mba spectacle misy mpihira no jerena fa nareo ve tsy leo ihany ry mpiondana namana isany e.

novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:12
2. KALACK
(
18/05/2009 08:46)
dihy mirindra sisa no fanalàna azy eo amin'ny magro
dihy vody no marina kokoa ry essera a ! manao dihin'alika reny e !! ha ha ha ha
3. xxx
(
18/05/2009 08:53)
KALACK:kay v ohatrizany ny fandihizany i Andrywui=KALACK=halloween sy iza koa moa?
dihy mirindra sisa no fanalàna azy eo amin'ny magro
dihy vody no marina kokoa ry essera a ! manao dihin'alika reny e !! ha ha ha ha
4. bazylou
(
18/05/2009 08:54)
izay le laziko hoe tsy aleo ve mipetraka rehefa resy e!! lany andro fotsiny eo sy ho very fanantenana!! :-D :-D
5. essera
(
18/05/2009 08:57)
I Alain ihany ange no mbola miezaka ny tonga masiaka BE RONONO ao e. Sa lisany tsy mahatsikaritra an'izay. Raha manao kamokamo i Alain, d tsy te handefa hira tsony Thierra Bruno.
6. Mirananirina
(
18/05/2009 09:07)
Hoy i KALACK:
Voalaza teo :
dihy mirindra sisa no fanalàna azy eo amin'ny magro
dihy vody no marina kokoa ry essera a ! manao dihin'alika reny e !! ha ha ha ha
kay v ohatrizany ny fandihizany i Andrywui=KALACK=halloween sy iza koa moa?
hihihi :lol: :lol: :lol:
7. accolade
(
18/05/2009 09:33)
Aza matahotra fa mbola hoavy i Dada é! na d'efa nanao passation t@ miaramila aza izy mbola Dadanay ihany !!!!!!!
8. essera
(
18/05/2009 09:41)
accolade:
Aza matahotra fa mbola hoavy i Dada é! na d'efa nanao passation t@ miaramila aza izy mbola Dadanay ihany !!!!!!!
Tsara rehefa mijoro amin'ny hevitra ka... Fa ilaina koa ny miaina amin'ny réalité na izany aza fa tsy dia manonofy be loatra a.
9. xxx
(
18/05/2009 11:12)
andrywui=kalack=namanabe=halloween=xxx le vendrana reny mbola betsaka ato no ampiresahany rery eo,efa tsy mahazaka forum le tary fa mivahà =)) =)) =))