Kay TSY MATY akory Razily legôna

1. kidoropamba ( 18/05/2009 09:19)
Hita izao fa ry Manandafy sy ny forongony ihany no nanafina an-drazily @ izay atao dokam-barotra ity Razily ity.
Efa boky enina izao no nivaoka avy @ ndry zareo mitonontena fa legaliste mikasika andrazily fa hoe MATY hono IZY.

Kinanjo iny Razily fa nivaoka ho azy raha voasambotra ry Manandafy nanafina azy.

Tena tssss!!!!!!
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:28
2. AndriambyII ( 18/05/2009 09:23)
Sali kidoro ! dé aôna ko izany oe maty de tsy maty avy eo ,de niafina tany ambadika tany avy eo nipotra avy any indray !!
3. kidoropamba ( 18/05/2009 09:39)
Porofo izao fa tena manadafy Mihitsy no mpanao ny kindapping sy ny famonoana olona dia avy eo lazaina fa ny HAT no maloto.
4. xxx ( 18/05/2009 11:23)
i rakidoro no nahita zany fingadrana zany tao de nasian-ny capsat fanafody de lasa mpanompo capsat sisa , :-@ :-@ :-@
5. xxx ( 18/05/2009 11:28)
sady kapoakan'dry manandafy io manao fikan-tsoavaly io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0554