Famakafakana

1. xxx ( 15/05/2009 09:18)
Raha tsy hiteny afatsy TGV, Ra8, ratsiraka, Zafy, Ratsirahonana, izay efa samy teo @ fitondrana. TGV hoy aho satria HAT izy zao ary tsy afaka ny ho président velively raha amizao.

Dia iza no azoazonareo amireo anaran olona mpanao politika malagasy ankoatrireo voalaza etsy ambony afaka hitondra sy hampandroso ny firenena.
répondu par coucou2 le 15/05/2009 12:37
2. essera ( 15/05/2009 09:57)
- Ra8 io efa saika hametra-tena ho amperora io.
- Ratsiraka crapule sad efa nampiaina tamin'ny kamarady kamarady e.
- Zafy sady tsy d afaka nefa gaigy be koa raha hametraka an'ity tribalisme ity ho an'izay tsy kôpy.
- Ratsirahonana, aleo mihitsy ianao mipetraka tsara manao dadabe fa tsy miditra am adklé zao tsony.

- TGV les fa mila bon conseiller sad milay fotsiny. Raha eo amin'ny resaka finiavana hanao zavatra no jerena. Betsaka mantsy ny manana finiavana fa finiavana misy tohiny kely "FINIAVANA HANGALATRA".

3. bazylou ( 15/05/2009 09:59)
vive tgv !!!
4. locl ( 15/05/2009 10:10)
RAVALOMANANA
5. kidoropamba ( 15/05/2009 10:51)
SATROBORY
6. naritsimba ( 15/05/2009 10:57)
Ny hitako aloha hatramin'izao dia Rajemison Rakotomaharo, nefa toa na ny TIM aza milaza azy mamadika palitao nefa izy tsy nanaiky ny niaraka nangalatra tamin-dra8 no nahatonga azy nalefa Ambasadaoro, izay ilay fomba hatramin'ny andron'ny radidy.
7. kidoropamba ( 15/05/2009 12:34)
Merina hoa! Avelao mandohalika ny tanindrana fa Merina ihany io e.
8. coucou2 ( 15/05/2009 12:37)
essera:

- Ra8 io efa saika hametra-tena ho amperora io.
- Ratsiraka crapule sad efa nampiaina tamin'ny kamarady kamarady e.
- Zafy sady tsy d afaka nefa gaigy be koa raha hametraka an'ity tribalisme ity ho an'izay tsy kôpy.
- Ratsirahonana, aleo mihitsy ianao mipetraka tsara manao dadabe fa tsy miditra am adklé zao tsony.

- TGV les fa mila bon conseiller sad milay fotsiny. Raha eo amin'ny resaka finiavana hanao zavatra no jerena. Betsaka mantsy ny manana finiavana fa finiavana misy tohiny kely "FINIAVANA HANGALATRA".



TGV=finiavana angalatra noho ny asan' ny maizina ao aminy.
mampalahelo enao fa tena efa tafalatsaka tanteraka @ zavatra ataon'ny TGV mitsy. Mba mieritreritra sy mandinika tsara alo vao miteny @ sisa fa hita be oe fankahalana olona ankitsirano tsotr'zao ny anao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0875