Fa inona no tena mission an'lé sadc teto alou e !!!

1. essera ( 15/05/2009 08:52)
Mivazavaza ery ry Penguin rehefa tena atao mahitsy ny fitenenana wé : "misolelaka am sadc ny hat ?" : Ny sadc ange no tonga teto e. Raiso ilay lojikan-javatra.

Manaraka izany, iza koa no tena mangidihidy amin'izy roa. Dia lazaiko mazava fa na samy manana olana aza na ny hat na ny sadc dia araho tsara ny tantara fa ny sadc ange fikambanana nijoro amin'ny resaka ara-barotra e. Misy tombotsoa maro tapaka tao vao lasa i Dada. Sarotra am zalah anefa ny hikitika ilay fiandrianan'ny firenena malagasy. Sao tsy mahafantatra ry mpiondana fa raha resaka potentialité ange d matanjaka lavitra i Madagasikara miohatra am ankabeazan'ny firenena afrikana. Ary na position géographique fotsiny aza dia iza no tsy mitsiriritra an'i Madagasikara. (Sady manana désert, manana alan-javaboahary, no manana ranomasina, no manana rano mamy). Sa ohatra koa hoe hanafatra fasika avy any Sahara isika fa izay no vokatra milay be any.

Tsy isika irery no manana olana politika eto Afrika fa jereo ny any Congo sns izay mbola pire lavitra noho ny eto amintsika aza satria misy fanolanana lehilahy ataon'ny miaramila na amin'ny andaniny na ny ankilany.

Raha mbola tsy resy lahatra ny mpiondana dia jereo tsara ny vaovao nivoaka omaly fa raha ny mission nataon zalah ange dia "mipetraka hoe mpanamora ny fanelanelanana fotsiny no ataony", ary nampiany aza moa hoe : "Tsy mpitondra tenin'ny Ravalo izahay na TGV". Tsy naheno kosa aho aloha teo hoe hanampy an'i Le8 izahay mba hiverina eto an-tanindrazana sy hamerina azy eo amin'ny fitondrana, na dia nidradradradra aza i Dada tsy ela akory an-telefonina hoe : RETOUR IMMINENT. Efa voalaza noir sur blanc fa tsy handefa miaramila ny sadc.

Ary farany dia mila iantsoana an'i Charles mihitsy Dada ity satria dia mbola mandainga be ihany mandeha amin'ny RFI. Efa tratran'ny retour d'âge aza ve lery d manao toetran-jazakely. Ity filoha lefitry ny fiangonana XXXX izao dia miha-mampitonbo ny isan'ny lainga, ny HAT anefa tandremo fa miha-manakobana izay nafenina rehetra eto amin'ny tanana ka dia tsotra ry mpiondana :

Tsaratsara ny mangina fa vao miha mi-aggraver ny fiapangana an'i Ra8 ny zavatra ataony. Asaivo miteny ohatran'ny Saddam izy raha sahy ka na efa ho faty aza mbola nahateny hoe :
Je suis le président de la République Malgache. Tsy misy demokratika ao anelanelany fa sao misy manova io a.
2. xxx ( 15/05/2009 09:22)
essera:

Ary farany dia mila iantsoana an'i Charles mihitsy Dada ity satria dia mbola mandainga be ihany mandeha amin'ny RFI. Efa tratran'ny retour d'âge aza ve lery d manao toetran-jazakely. Ity filoha lefitry ny fiangonana XXXX izao dia miha-mampitonbo ny isan'ny lainga, ny HAT anefa tandremo fa miha-manakobana izay nafenina rehetra eto amin'ny tanana ka dia tsotra ry mpiondana :

Rehefa tsy hita intsony izay hevitra dia antsoy Ra-Charles !!!! Inona izany ny TGV raha tsy eo Ra-Charles ? Ra-Charles kay no prézidà fa mazava

3. xxx ( 15/05/2009 09:27)
essera a: marina ny teninao momba ny sadc, azonao tsara ny andraikiny sy ny sehatra azony hidirana sy tsy azony atao.

Fa ny momba any Charles indray dia aza dia manara drenirano fotsiny fa misy ny zavatra mihoapefy ataony Charles sy ny troupe ny ka aza dia minia mikipy eo anoloanizany ka dia hoe marina foana izay ataony na dia efa tsy manaja ny zon olombelona aza.

Ny fiampangana any ra8 indray dia misy ny fahefana mahefa afaka mijery izany akaiky na dia tsy mbola nitsangana aza ny Haute Cours de Justice, izay tsy hitsangana mihitsy satria na iza na iza filoha miditra eo dia matahotra anio ka mampanatena anio no ataony amboalohany fa izy ihany no manakana ny fitsanganany avy eo.
4. essera ( 15/05/2009 09:42)
Fa ny momba any Charles indray dia aza dia manara drenirano fotsiny fa misy ny zavatra mihoapefy ataony Charles sy ny troupe ny ka aza dia minia mikipy eo anoloanizany ka dia hoe marina foana izay ataony na dia efa tsy manaja ny zon olombelona aza.

Tsy dia raisina loatra any amin'ny tendrony angamba ilay izy fa mety mahitsy loatra ny fitenenako azy fa ny tena tiana ampitaina dia izao :

Tamin'ny Filohan'ny fiangonana XXXX nilaza fa nampisotroina maloto dia notenenina sy nohitrikitrihan'zalah hoe : "Sahia ianao mijoro eto raha tena nisy nampisotro anao A... izany teo." Any ilay tena tiana ahatongavana !!! Mila hitrikitrihana i Ra8 raha mbola manohy an'io fampiresahana eraky ny média io. Raha tena tia tanindrazana izy dia tsotra :

Mi-préparer ny prochaine élection dien'izao raha tena mahatoky ny tenany. Raha matoky ny tenany satria raha izao dia voizina foana ilay hoe FANOGANAM-PANJAKANA. Jereo ange ny nataon'i Ratsiraka fa efa voaalan'ny tolom-bahoaka ange izy nefa tafaverina e. Lesona tsara tokony ho raisin'ny Ra8 izany. Satria amin'izay izy afaka mi-prouver tsara hoe mamim-bahoaka aho fa na efa naloany aza dia ity fa no-récupérer-ny indray. Ary hitombo kokoa aza ny poids raha vitany io défi io. Ny mbola mangotraka be ao an-tsain'ny Ra8 sy mpankasitraka azy mantsy dia ny tsy fahazakana ilay MORT SUBITE.

Misy miteny moa hoe : "Matahotra an'Ra8 i Andry." Dia raha izay ary no horaisina, tonga dia tsy nilaza hilatsaka intsony izy saingy :

[center]VAO MISY MILATSAKA NY IRAY AMINAREO DINOSAURE BE IREO DIA IZAHO NO SAHY MANAO DEFI HANADABOKA AZY.[/center]

Mazava be ange io e. Sa azavaiko ela2 mitsy alo...
5. xxx ( 15/05/2009 09:55)
Mazava leroa a!
fa saingy izao ny mahagaga ahy dia tsy tianao resahina ilay hoe FANONGANAMPANJAKANA, marina ny anao satria izay ny fotokevitra tohananao hoe tsy nisy fanonganampanjakana. Ka raha voaporofony TGV @ fomba hafa, tsy haiko hoe fomba ahoana na ahoana no hanamporofony azy fa ty fanonganampanjakana no nitranga ,ankoatranilay hoe "Démocratie directe" izay théorie noforoniny RATSIRAHONANA Norbert Lala hampanekena ny heviny , ka manaiky izany ny rehetra eran-tany sy ireo Politologue marobe na izay nanao nandany rondoha nandalina sy nianatra SciencePo sns,... dia tsy hivoy izay resaka hoe fanonganampanjakana izay intsony Ra8 sy ny TIM.

6. essera ( 15/05/2009 10:06)
Ny fanonganam-panjakana tsy nisy satria raha nihaino tsara isika dia :
1/ Nametraka ny taratasy famindram-pahefana amin'ny directoire militaire Ra8.
conclusion : Efa poste vacant aloha no teo izany. Tsy nisy intsony président de la république nanomboka teo.

2/ Ny miaramila kosa anefa tsy nety handray ny fitondrana fa nanipy an'izany tany amin'i TGV.
conclusion : Famindrana fahefana no teto aloha izany koa.

3/ Ary ny HCC no nivalider an'io taty amin'ny farany.

dia aiza ho aiza amin'io ilay fanonganam-panjakana ?

Izay ange no antony nilazako tery ambony hoe : Asian-dra8 sira be ilay tantara nony tsy teto an-toerana izy. Ary raha mandinika ianareo tsy teo noho ny eo i ra8 dia nandefa fanambarana, raisiko fotsiny hoe vao tafavoaka an'i Mcar izy dia nandefa telefonina en direct toy ity fanaony ity hoe : nisy nanafika aho, dia nitsoaka izahay dia etc etc, fa na ny olona notaritiny sy ny mpitolona aza samy baraingo be. Ra8 ve notsy hanana téléphone misy crédit fa ny phone aza izao efa amidy ariary ara-bakiteny. Efa andro maromaro taty aoriana izy vao ni-réagir. mahavariana e !!!
7. locl ( 15/05/2009 10:07)
Mifandramatra indray ry TGViste sy ry Pierrotiste, samy miaro sy mitsinjo tombotsoa manko e! Ry TGV moa @ maha-vendrana azy dia miteninteny foana, moa ry Pierrot miandry baolina hilatsaka kanefa tsy hainy fa le baolina efa vaky ka dia ny harato no hilatsaka eo ka asa na handray nareo na tsia.

N democratie direct ry xxx dia mba nofinofindRatsirahonana tamin'zy nandalo suisse satria io no système misy aty. Saingy hadinony fa ny fotom-pisainan'ny mpanao politika Malagasy dia tena mifanohitra ny an'ireo Helvete.
8. essera ( 15/05/2009 11:17)
locl:
Mifandramatra indray ry TGViste sy ry Pierrotiste, samy miaro sy mitsinjo tombotsoa manko e! Ry TGV moa @ maha-vendrana azy dia miteninteny foana, moa ry Pierrot miandry baolina hilatsaka kanefa tsy hainy fa le baolina efa vaky ka dia ny harato no hilatsaka eo ka asa na handray nareo na tsia.

i Locl,
1/ ahoana moa no hitenenanao na TGViste i xxx na Pierrotiste i xxx. Raha ny firesany eo ange d tsy dia misy position mazava hita amin'ny resany fa tena manontany tsotra izy.

2/ Ny mahagaga aminao koa d tsy mahita madilana ho tenenina amin'io resaka nolazaiko io angaha ianao fa lasa mpitsara anjorony fotsiny sisa. Lazao ny hevitrao fa io no ampiadiantsika eto fa tsy spect akory ianao na arbitre de touche. Raha tena mahay ianao fa tsy vendrana dia arosoy ilay hevitry ny manampahaizana hojerena.

3/ Aza mitanisaa an'i Pierrot akory fa Ra8 ohatra omena fankaherezana sy fampatanjahana matanjaka tsara. Efa samy perdant na izy na i Pierrot ka repechage ange no ataony io izao raha hilatsaka e.
9. ravonjison ( 15/05/2009 11:35)
xxx:

Mazava leroa a!
fa saingy izao ny mahagaga ahy dia tsy tianao resahina ilay hoe FANONGANAMPANJAKANA, marina ny anao satria izay ny fotokevitra tohananao hoe tsy nisy fanonganampanjakana. Ka raha voaporofony TGV @ fomba hafa, tsy haiko hoe fomba ahoana na ahoana no hanamporofony azy fa ty fanonganampanjakana no nitranga ,ankoatranilay hoe "Démocratie directe" izay théorie noforoniny RATSIRAHONANA Norbert Lala hampanekena ny heviny , ka manaiky izany ny rehetra eran-tany sy ireo Politologue marobe na izay nanao nandany rondoha nandalina sy nianatra SciencePo sns,... dia tsy hivoy izay resaka hoe fanonganampanjakana izay intsony Ra8 sy ny TIM.

D" accord tanteraka @ voalazanao aho, saingy somary ampiako kely ilay adi-hehitra.
Mampihomehy mihitsy ny maheno ny sasany ao Dago.Ny olona rehetra eran" izao tontolo izao efa mahita fa fanonganam-panjakana no niseho, ny sasany enefa dia miziriziry ary mahita ho lazaina foana.
Mampahatsiay ahy ny fotoana nampisy ny socialisme izy itý.

Ny pays occidantaux rehetra sy ny Amerikana efa nahita fa ratsy ilay rafitra socialisme-communisme, rafitry ny kamo, tsy mamapandroso, tsy mampivoatra arat-tsaina sy ara-panahy. Ry zareo anefa ( URSS, Roumanie, Bulgarie sns...) dia nino tanteraka fa tsara ilay izy, ny sasany moa tsy dia nino fa kosa nahita occasion hahazoana seza sy asa, ary dia nahita lazaina foana : demokrasia io e ( tsy misy hifandraisany @ demokrasia mihitsy), antoky ny fandrosoana io e, ry zareo tandrefana no tsy mahazo resaka e sns...
Rehefa nirodana ilay rafitra ( 1989-1990) zay vao tongasaina ny sasany, fa marina tokoa ny voalazan" ireo pays occidantaux.Ary tonga saina tokoa satria lany andro fotsiny ny sasany nanaraka izany ( 40-50 ans), ary fahadisoana be ilay izy.

Ny tiako lazaina koa dia izao : ny olona sasany ao Dago ao dia mieritreritra fa ry zareo no tena mahay sy mahita ny toe-javatra, ny sasany indray mieritreritra fa adala ny vahoaka malagasy ka azo hivarotana saka be loha.Tena mitovy @ nataon" ireo comministe sy socialiste ireo mihitsy , t@ ireny fotoana ireny.
10. essera ( 15/05/2009 11:40)
Dia anontaniako i Ravonjison, aiza ho aiza amin'ireto no tsy mety amin'ilay izy :

1/ Nametraka ny taratasy famindram-pahefana amin'ny directoire militaire Ra8.
conclusion : Efa poste vacant aloha no teo izany. Tsy nisy intsony président de la république nanomboka teo.

2/ Ny miaramila kosa anefa tsy nety handray ny fitondrana fa nanipy an'izany tany amin'i TGV.
conclusion : Famindrana fahefana no teto aloha izany koa.

3/ Ary ny HCC no nivalider an'io taty amin'ny farany.

De plein gré no nialan'n ravalo teto fa sirabe am zay no afafiny an am sisiny.

11. ravonjison ( 15/05/2009 12:09)

Inona no antony nidiran" ireo tanky sy miaramila tao Ambohitsirohitra @ andro alina ?
12. essera ( 15/05/2009 12:20)
ravonjison:

Inona no antony nidiran" ireo tanky sy miaramila tao Ambohitsirohitra @ andro alina ?

Dia valio koa ity fanontaniana ity ry ravonjison :
Iza no niteny hoe : Tsapao aloha ny hery ?
Mbola tsy hary elatra dia efa te hanidina ?
Raha mbola misy azo totofana d totofana ?

Iza marina moa no niteny an'ireo ? Fa ianao alou teto an-toerana koa sa manara-baovao eny andafindriaka fotsiny e ?

13. essera ( 15/05/2009 12:23)
ravonjison:

Inona no antony nidiran" ireo tanky sy miaramila tao Ambohitsirohitra @ andro alina ?

Dia valio koa ity fanontaniana ity ry ravonjison :
Iza no niteny hoe : Tsapao aloha ny hery ?
Mbola tsy hary elatra dia efa te hanidina ?
Raha mbola misy azo totofana d totofana ?

Iza marina moa no niteny an'ireo ? Fa ianao alou teto an-toerana koa sa manara-baovao eny andafindriaka fotsiny e ? Dia ho voavaly mora2 ilay fanontanianao.

14. ravonjison ( 15/05/2009 13:13)

Dia valio koa itý izay vao ho valiako ny fanontanianao: iza no nilaza izao teny izao, raha vao nanomboka ireo fihetsiketsehina:
- izaho no prezident, ary efa eo ampananganana ny gouvernement sy fifidianana ny ministra.....sns...teny @ 13 Mai ( = auto-proclamation, tena hita mihitsy fa tena tiany hongotana , halaina ilay fahefana, n" importe quel moyen !).

15. coucou2 ( 15/05/2009 13:32)
essera:

Ny fanonganam-panjakana tsy nisy satria raha nihaino tsara isika dia :
1/ Nametraka ny taratasy famindram-pahefana amin'ny directoire militaire Ra8.
conclusion : Efa poste vacant aloha no teo izany. Tsy nisy intsony président de la république nanomboka teo.

2/ Ny miaramila kosa anefa tsy nety handray ny fitondrana fa nanipy an'izany tany amin'i TGV.
conclusion : Famindrana fahefana no teto aloha izany koa.

3/ Ary ny HCC no nivalider an'io taty amin'ny farany.

dia aiza ho aiza amin'io ilay fanonganam-panjakana ?

Izay ange no antony nilazako tery ambony hoe : Asian-dra8 sira be ilay tantara nony tsy teto an-toerana izy. Ary raha mandinika ianareo tsy teo noho ny eo i ra8 dia nandefa fanambarana, raisiko fotsiny hoe vao tafavoaka an'i Mcar izy dia nandefa telefonina en direct toy ity fanaony ity hoe : nisy nanafika aho, dia nitsoaka izahay dia etc etc, fa na ny olona notaritiny sy ny mpitolona aza samy baraingo be. Ra8 ve notsy hanana téléphone misy crédit fa ny phone aza izao efa amidy ariary ara-bakiteny. Efa andro maromaro taty aoriana izy vao ni-réagir. mahavariana e !!!

hihihihi.Nataoko iany ny tsy himeme fa tsy maitsy manoloana ny zavatra voasoratrao.
Ary mba efa hitanao ve alo lay analyse nataon'ny ordre des avocats momba an'iny ordonnance iny eh? Dia lazao koa fa voavidindravalomanana vola ry zareo na koa oe miteniteny fôna.
16. rohy ( 15/05/2009 13:56)
ny famindram-pahefana @ miaramila dia nomena ny manana galona ambony indrindra @ toute armee confondue izany hoe Gal RAKOTOVAO Fred: ny sisa tsy ao anaty kaonty.Ka izay nandray an'io dia MPANONGAM-PANJAKANA.
Ka hoy aho hoe: TSAPAO aloha ny hery .Ataovy malaky ny fifidianana filohan'ny repoblika fa aza mody lalaovina eo ary dia MIROTSAHA ny mpitondra tetezamita fa an'ny vahoaka ny teny farany.(raha tsy misy hala-bato indray)
ary ny fanakanana ny hafa tsy hirotsaka amiko dia TAHOTRA ny safidim-bahoaka.
Hamaranako azy dia EKENA izay lany eo na iza na iza.
17. Oay ( 15/05/2009 14:10)
Ravonjison a! enao miresaka pays de l'Est d mba diniho kely hoe izay niseho tany Roumanie t@ andron'i Ceausescu mahakasika ilay Revolution roumaine 1989.D hohitanao hoe ahoana ny fomba fakana fanjakana manoloana JADONA.

Manaraka izany d efa lasa lavitra be isika izao! ny mampiasa ny loha ao ambony ao izao d hoe IZA NO HITONDRA satria jereo ny zava-misy é!
18. ravonjison ( 15/05/2009 14:20)
"hihihihi.Nataoko iany ny tsy himeme fa tsy maitsy manoloana ny zavatra voasoratrao.
Ary mba efa hitanao ve alo lay analyse nataon'ny ordre des avocats momba an'iny ordonnance iny eh? Dia lazao koa fa voavidindravalomanana vola ry zareo na koa oe miteniteny fôna."

Misaotra anao ry coucou2 nanolotra n" io hoan" ny mpamaky sasany.
Izaho koa efa nahita iny analyse nataon" ny " ordre des avocats " iny, saingy tsy noresahiko teto ilay izy satria i ESSERA dia hita fa olona manana fahalalána sy information, noho izany mino aho fa hitany koa iny , saingy hodiany fanina fotsiny eo .
19. essera ( 15/05/2009 14:26)
rohy:

ny famindram-pahefana @ miaramila dia nomena ny manana galona ambony indrindra @ toute armee confondue izany hoe Gal RAKOTOVAO Fred: ny sisa tsy ao anaty kaonty.Ka izay nandray an'io dia MPANONGAM-PANJAKANA.
Ka hoy aho hoe: TSAPAO aloha ny hery .Ataovy malaky ny fifidianana filohan'ny repoblika fa aza mody lalaovina eo ary dia MIROTSAHA ny mpitondra tetezamita fa an'ny vahoaka ny teny farany.(raha tsy misy hala-bato indray)
ary ny fanakanana ny hafa tsy hirotsaka amiko dia TAHOTRA ny safidim-bahoaka.
Hamaranako azy dia EKENA izay lany eo na iza na iza.

Ary fantatrao ve ry Rohy hoe raha mamakafaka tsara fa efa marionnette Ravalo ange ny lebebe tao am tafika e. Efa ataony "Ialahy".
Nanantena tanteraka Ra8 hoe miainga ny baiko avy aty ambony dia tsy maintsy manaraka ireo. Teo ange no nahadiso an'ilay plan A. Tsy noeritreretiny hoe efa betsaka no tezitra amiko fa ny nataony ihany no nataony.

20. essera ( 15/05/2009 14:29)
Ho an'ny Rohy ihany dia : "ianao zao efa mino fa tsy maintsy hisy ny hala-bato." Satria ange io efa nahazatra izay niakatra teo e. Misy ny atao mantsy hoe hala-bato ankolaka, izay terena hatrany am rafitra ambany hiditra sy ho mpikambana ao amin'ny antokonao, "chose déjà faite durant le régime Ra8".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0435