Fa inona no tena mission an'lé sadc teto alou e !!!

21. ravonjison ( 15/05/2009 15:09)
Oay:

Ravonjison a! enao miresaka pays de l'Est d mba diniho kely hoe izay niseho tany Roumanie t@ andron'i Ceausescu mahakasika ilay Revolution roumaine 1989.D hohitanao hoe ahoana ny fomba fakana fanjakana manoloana JADONA.

Manaraka izany d efa lasa lavitra be isika izao! ny mampiasa ny loha ao ambony ao izao d hoe IZA NO HITONDRA satria jereo ny zava-misy é!



Tena mety lasa lavitra loatra ilay resatsika fa aleo aloha ajanona. Tsy maintsy mbola misy possibilité hireshina ny mikasika izany any aoriana.
Saingy ny tiako ampitaina aminao dia izao: nianatra tao ex-Tchécoslovaquie aho t@ ireny fotoana nampirodana ny régime communiste ireny, ka nahita akaiky ny zavatra niseho rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394