ahoana no hiafarany ??
1. bazylou
(
15/05/2009 09:58)
raha tsy hilatsaka (na tsy mahazo milatsaka) Mr Ravalo amin'ny election P vaovao :
- hanohana ara-bola izay candidat TIM ve izy ?
ilana vola be mantsy ny propagandy raha tiana ho tafa ny candidat iray !
- dia mba iza hono no lazain'ile8 fa hanana ny carrureny amin'ireo goaika antitra ireo ??? :-D :-D :-D

novalian'i benkintana ny 16/05/2009 00:07
2. locl
(
15/05/2009 10:09)
Za no ho candidat ny TIM raha tsy hainao....... :D :P
Fa tena matahotra an'i Rav8 mafy nage nareo izany eeee! Zany ny aina ko te hanao aminy eo
Fa tena matahotra an'i Rav8 mafy nage nareo izany eeee! Zany ny aina ko te hanao aminy eo
3. xxx
(
15/05/2009 10:32)
locl : miarahaba anao dieny izao aho noho ny ambition hanananao.
Mirary soa koa fa aza manao toy ny sasany atosiky ny circonstance sy ny hasard tampoka fotsiny dia lasa arriviste tsy fidiny.
Mirary soa koa fa aza manao toy ny sasany atosiky ny circonstance sy ny hasard tampoka fotsiny dia lasa arriviste tsy fidiny.
4. bazylou
(
15/05/2009 10:32)
matahoatra ve ?? tsss; ianao angamba no tena andevokeliny ao kle!! dia ireny ve no atahorana e?? olona mpangalatra ireny ?? ianareo any no mety rebirebeny amin'izay lalana kely tsy hay atsy sy aroa fa ny aty tsy hoazony e!!
mbola resy aloha ianareo tim hatramin'izao fa tsy misy lohany e!! :-D :-D
mbola resy aloha ianareo tim hatramin'izao fa tsy misy lohany e!! :-D :-D
5. sapele
(
15/05/2009 13:12)
de lazaina fa 666 i andry tgv,ny nataon-dravalo koa anefa efa ireny efa itapoko itampirenena ireny de tsisy olok'endry intsony ve zany ny firenen-tsika e,,? :cry:
6. bazylou
(
15/05/2009 18:39)
le olon kendry anie ry sapele mody voky fany adala no tena manesika ihany e!!
jereo fa te hiverina ihany satria mamy ny vola sy ny fahefana!! :-D
jereo fa te hiverina ihany satria mamy ny vola sy ny fahefana!! :-D