Ahoana indray ireto faux investisseurs ireto ?

1. xxx ( 15/05/2009 08:05)
Toa rehefa fotorina toa tsy ahitana informations momba ireto italiana sy arabo lazaina fa investisseurs ireto. Hisy fanadiova-mbola tiana hatao angamba ???
novalian'i Motsa2 ny 15/05/2009 11:52
2. locl ( 15/05/2009 08:25)
Zara aza mba misy an'ireo aloha sitrany ahay, hikohamaina ary hatao.
Faux président, Faux investisseur, Fausse déclaration,
Faux.....Faux....
Faux daholo ny zavatara ataon'ny HAT
3. xxx ( 15/05/2009 08:53)
Faaux, Faux , FOPLA
4. Motsa2 ( 15/05/2009 11:52)
:oops: :oops: no :twisted: sady :^) zay reto no anjara a! noho ny amiko sy ianao ihany nge zao dinio ny tenanao hoe olo ahoan kay za zany d vahao ny olana d mandeo io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767