""21h20Andry Rajoelina a annoncé ce jour à des diplomates français "qu’il ne se présenterait pas" à l’élection présidentielle, rapporte Le Monde.""
Honnete be le anay e!! tanora sahy mijoro sy milay ireny fa tsy le mandany andro milahatra etsy sy eroa.
Ity resaka fitoondrana firenena ity dia tsy tokony hisy limity dazy izany na ny 1 aza satria 18 taona anie dia efa mahazo mifidy e!! dai inona no mahasamy hafa izany na 18 taona aza no mitondra firenena ??
Dai hisy indray no hilaza fa fa io anie ka fahamatorana sy fahalalana sy maketsy sy makeroa e.... zao e...
Dia tsy misy matotra sy sahy izany ireo tanora lahy sy vavy ao mada ireo e????
Miala i tgv , dia izao dia hiverina amin'ny nalohany ny gasy !! bref ... alika ve izany izy ireo satria ny alika no miverina amin'ny nalohany ?? ary tsy indray mandeha fa io imaso imaso io izao ny fanindroany !!!!!!!
DAI omeo anarana credible hoe iza ary no prezda manaraka e?? iza??? iza no masakisaky hitondra io firenena lany andro io ????
:-D :-D