Politika

xxx ( 12/05/2009 18:18)
Tsy mety azon'ny saiko kely hoe maninona tamin'ny tolon-dry TGV no feno magazay may sy fandrobana ary faty olona kanefa efa ela ihany no nisian'ny tolon'ny légaliste kanefa mbola tsy nisy fitaratra v... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 12:33
locl ( 12/05/2009 15:58)
Dlamini sera l’homme de la SADC sur le terrain, chargé de coordonner et de répondre à toutes les parties concernées et de faciliter le retour pacifique du président évincé Marc Ravalomanana... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 15:25
andrywui ( 12/05/2009 14:36)
D'efa toro hevitra ho anao ty ry tsy tononiko !! --ato ho ato mandrapahatonganlé fotoana nolazainao fa [b]hidabohan'ny HAT[/b] sy [b]hiravan'ny TGV tanteraka[/b] ka hiady antrano sy hiongana ho azy... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 12/05/2009 22:50
essera ( 12/05/2009 13:39)
Tena mahafinaritra ahy mihitsy fa tsy kivy mihitsy ny eo Akorondrano mitolona. Alain Andriamiseza izany efa nomen'zalah ny don-drindrina d niverina nilamina be indray izao mafana fo. Lery aloha reveko... tohiny
novalian'i rpetit ny 13/05/2009 06:19
hery ( 12/05/2009 13:30)
Izaho kosa ve hozy i leiry tsy mba omenareo toerana. I Sareraka indray no lasa membre-n'ny HAT talohako... dia iny Rossy fa naka tenue sy gradina Kolonely. Dia falifaly ery ny miaramila kolonely sa... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2009 21:01
Noue ( 12/05/2009 13:04)
Mahavariana ihany fa ny ao @ HAT zany dia samy manao ny danin'ny kibony ny olona ao ???? [b]ry ramaroson mi-s'auto- proclame en général ry rossy mi-s'auto-proclame ho colonel sady manao menac... tohiny
novalian'i mibalika ny 13/05/2009 05:32
lemenakely ( 12/05/2009 12:16)
Ny fijeriko azy dia mila fanabeazana mihintsy manomboka ny zaza ka hatramin ny FILOHA ny vahoaka malagasy , ny antony dia TSY MAHAY MIFANAJA intsony ny olona @ izao na ara-tsaina na ara-batana , ary ... tohiny
penguin ( 12/05/2009 11:39)
Hahahaha toa mba niseho niteny Anglisy le roindefo tamin'ny andro nanoloran'i andry tgvendrana azy ho praiministra ka naninona raha nataony teny Anglisy ny hafatra sy vavabe nataony ho an'ny Ambasadao... tohiny
novalian'i penguin ny 13/05/2009 05:58
TEGEVE ( 12/05/2009 11:33)
anaka isany ianareo manohana ahy indray ty no mihavendrana foana ,hajanoko any ty fitondrana ty fa mandrebireby, ny bandy ato aminay ato mamely an-kolaka daholo, hitsoaka any france zah ny vadiko... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/05/2009 20:51
zoam ( 12/05/2009 11:31)
Mahagaga sakanana amin'ny fomba rehetra i ravalomanana mba tsy ahazo hilatsaka ho fidiana ,maninona raha tonga dia tsorina hoe matahotra izahay Arema ,zafy ,hat tgv sy sisa,satria raha misy election l... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 22:34
essera ( 12/05/2009 11:28)
Raha nandinika tsara ianareo tamin'ilay nomination an'i Manandafy ho praministra dia hoe ao Andafiavaratra izy no hapetraka ho biraony. Kôpy an'iny daholo aloha. Raha tena zohina ny tantara dia e... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 11:58
kidoropamba ( 12/05/2009 11:15)
Efa tsy hain'ny dadan'ny lisany nandositra ankatoka any swaziland mihitsy ny handaniany ny volam-bahoaka nangalariny io. Voasambotra ry manandafy sy ireo mpividy olona; lany ny vola hijanona any Ivel... tohiny
xxx ( 12/05/2009 11:14)
-Miverena lesy fa tsy hataonay angaredona ntsony a, aza kivy fa androany ihany elah faizina kely refa miteniteny foana -Miverena lesy fa tsisy andaniana andro a -Miverena lesy fa manjary banga be l... tohiny
xxx ( 12/05/2009 10:15)
TSY zakako ny resaka POLITIKA fa aleo zaho anao hatsikana Izaho dia mpandainga satria andrywui tsy mahatanty ny resaka politika penguin mitombina tsara ny resany azafady indrindra ry peng... tohiny
andrywui ( 12/05/2009 10:08)
[b]FILAZANA LEHIBE ETO AMIN'NY SERASERA ANIO 12/05/09[/b] IZAHO ANDRYWUI DE MANAO FILAZANA LEHIBE ETO FA IZAHO IHANY NO PENGUIN MBA HAMPIFANDANJAKO NY HERY POLITIKA ETO ZANY NO ANTON'IO PS KO ROA... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 13/05/2009 17:52
kidoropamba ( 12/05/2009 09:46)
Soa ihany fa teo CAPSAT. Manambotra ireo izay nahavaon-doza. ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 12:00
andrywui ( 12/05/2009 09:40)
Ravalo ihany no niembauché an'ireo capsat ireo sy nanome formation andry zalah oe rehefa misy manohitra ny Fanjakana an , de izao atao ,tonga de sambory de ampijalio de gadrao ataovy fay mihitsy ry c... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 10:44
essera ( 12/05/2009 09:33)
[quote=penguin] Avadika ho fanimbazimbana ny Razan'ny Mpanjaka angamba ny fanamboarana ny Rova. Raha mamanamboatra trano dia tsy maintsy havoaka ny entana ary raha mikitika fasana ihany koa dia avoak... tohiny
novalian'i coucou2 ny 13/05/2009 12:12
penguin ( 12/05/2009 09:18)
Asa na heverin'ireto tgvendrana ireto tsy mipetraka @ horonan-tsary, gazety izay miely eran'izao tontolo izao ireo olona nitam-basy nefa tsy nanao fanamiana miararamila niambina azy teo amin'ny 13 Mai... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 12:29
zoam ( 12/05/2009 08:46)
Izany procedure fanaovana arrestation izany aloha dia tena mbola tsy hain'ireto olona voalaza anarana ireto izany,mety ny fahaizana no tsy ampy ve?,satria raha hitady olona ianao dia mila mandefa conv... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3679