lazao ny tena marina

1. zoam ( 12/05/2009 11:31)
Mahagaga sakanana amin'ny fomba rehetra i ravalomanana mba tsy ahazo hilatsaka ho fidiana ,maninona raha tonga dia tsorina hoe matahotra izahay Arema ,zafy ,hat tgv sy sisa,satria raha misy election libre sy transparent eto madagascar dia mety ho lany i ra8,dia very izahay capsat sy mpanao coup d'etat,saingy- indrisy tsy maintsy hiafara amin'izay ihany izao tantara izao fa ny malagasy fotsiny no lany andro eto
novalian'i xxx ny 12/05/2009 22:34
2. xxx ( 12/05/2009 11:36)
Tsy maintsy sakanana fa mpanakana. 2006 nanakana an'i pierot dia izao no vokany. zara tsy ahantona @ tady eo analakely aza.
3. ndaty ( 12/05/2009 12:12)
iza no manankana azy eo.

izy no manakana tena

na president fokontany ny iavoloha iny koahy tsy lany sasy,

ary haboridanay iny raha tonga eto
4. xxx ( 12/05/2009 12:22)
mandat d'arret ve tsy fanakanana fa reto ve jamba é
5. essera ( 12/05/2009 12:23)
Soavaly tsy afaka tson in ry Seh.
6. xxx ( 12/05/2009 12:24)
resaka essera resa-tsoavaly :idea:
7. xxx ( 12/05/2009 14:19)
reefa fahavalom-pirenena de tsy maintsy sakanana,

nanakenda olona rehatra t@ 2002 tsy nahalala maty,
nanakana ny tsy hilatsahn'ny sasany t@ 2006 tsy nahalala maty

reefa mba torony zao de...zay zany...

samy manana ny torony e

omaly izy nanakana ... androany izy sakanana
milay ka :-D
8. fijo ( 12/05/2009 22:31)
tsy voasakana izany i ravalo,satria ny firenena rehetra dia manery andry zalahy hanaiky ny filatsahany,ary tsimaintsy manaiky ireo
9. xxx ( 12/05/2009 22:34)
f'angaha raha nosakanan'i pierrot dia hoe nety ho lany ,nangalatra mivantana tsotra be izao iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7646