Loza: Saika Namidin-dRavalo ny taolampatin'ny manjakamiadana
1. kidoropamba
(
12/05/2009 09:46)
Soa ihany fa teo CAPSAT. Manambotra ireo izay nahavaon-doza.
novalian'i xxx ny 12/05/2009 12:00
3. Noue
(
12/05/2009 09:47)
sao dia efa lasa adala izato ianao ????
On craint fort que le ministre ne soit disponible car une autre affaire plus importante en matière culturelle le retient ; il s’agit des déplacements clandestins des patrimoines du Rova de Manjakamiadana vers Ambohimanga.
http://www.madagascar-tribune.com/Evariste-le-journaliste-toujours,11912.html

5. andrywui
(
12/05/2009 09:51)
slt Noue :* tena grvy ndray zan ry Noue fa taolambalo avy de sahindravalo hitadiavambola hono !!!
--ary reny faty tsy hita bedebe teny A/tsorohitra reny ve zao ry Noue mety ni desos n'i ravalo angamba de namidiny ambongadiny ee???
--ary reny faty tsy hita bedebe teny A/tsorohitra reny ve zao ry Noue mety ni desos n'i ravalo angamba de namidiny ambongadiny ee???
6. penguin
(
12/05/2009 09:51)
Milaza elah raha anisan'ny Mpikambana anaty TARANAK'ANDRIANA ry kidoro a. Misy solon-tenan'ny Taranak'andriana mikarakara mivantana ny fanamboarana ny ROVA ka samy reo taranak'andriana vé no nivarotra taolambalon'ny mpanjaka sa Ravalomanana no manadio sy manangana io ROVA akaiky ho vita io mivantana amin'ny sandriny ? Rehfa tia hijapy "train" ny tgvendrana nampian'ny tosika capsat dia mamorona resaka vaovao satria ny "Train à Grande Vitesse" tsy misy ary tsy ho vitan'ny tgvendran gasy.
8. andrywui
(
12/05/2009 09:57)
de ahoana lety zan penguin fa ny soniandravalo mihitsy hono no anaty contrat mbarotra !!!?? reny razana tsy hita teny A/tsorohitra reny zan oa mety efa ni desos nlé razoky iny ko de navadiny S
9. penguin
(
12/05/2009 10:02)
Resaka fandaniana rora ny an'ny tgvendrana. Taiza no nisy fifanarahana varotra taola-paty natao an-tsoratra raha ireo olona nigadra noho izany resaka izany no anontaniana. Tsy misy sahalan'ny "Train à Grande Vitesse" eto Madagasikara io fa dia terena hino fotsiny ny olona vendrana ka asakasak'izay manaiky mihaino rediredy tgvendrana isany.
10. xxx
(
12/05/2009 10:02)
atao inona moa taolana na amidy any aza , mibaha-toerana fotsiny
izaho aza hodorana rehefa maty tsy hitako izay olana
izaho aza hodorana rehefa maty tsy hitako izay olana
11. xxx
(
12/05/2009 10:02)
Aza be resaka eo lesy lisany fa taolam-paty no mampimenomenona an'i andrywui ,na soniaviko aza io de ny taolandrazan'elah ve io sa tsia ,be taraina eto lety
12. tafondro
(
12/05/2009 10:06)
xxx:
Ka ny sonian'i ra8 mihintsy no hita tao anaty contract -mbarotra ko!
Mandehana eny ipotony dia manaova fanadihadiana , fa zonao ny mangataka izany Tsarovy fa mpitondra fanjakana ny mpanjaka taloha ary ho an' ny vahoaka malagasy rehetra izany!!
13. xxx
(
12/05/2009 10:11)
mpanjakan'ny merina ireo fa tsy mpanjakan'i madagasikara manotolo letsy a!
15. xxx
(
12/05/2009 10:14)
le tena taolana efa lasa fa taolan'omby no nasolo azy de fanina daoly ny pokona
16. tafondro
(
12/05/2009 10:16)
xxx:
mpanjakan'ny merina ireo fa tsy mpanjakan'i madagasikara manotolo letsy a!
Hadino sahady angaha ny tantaran' ny firenena hatramin' ny andron- drAndrianjaka sy ry Ramanelo ary ny sisa taloha ? Mba fantatrao moa firy ny isan' ireo razana mpanjaka milevina ao anaty rova ao ?
17. penguin
(
12/05/2009 10:18)
Hahaha Lazao koa fa efa tanteraka ny "Ranomasina no vala-pariko..." ka nisy ny Mpanjakan'i Madagasikara é ? Na izany na tsy izany dia afindra ny taolambalo rehefa amboarina ny fasana. Tsy nafindra tany amin'ny tranon'i Kidoropaimbo fa tany amin'ny Rova ihany.
20. andrywui
(
12/05/2009 10:23)