Loza: Saika Namidin-dRavalo ny taolampatin'ny manjakamiadana
41. tafondro
(
12/05/2009 11:15)
Angamba tsy dia tsara amintsika aloha ny miditra @ resaka fihaviana fa resaka politikam- pandrosoana no tokony atao eto . Samy manana ny hanitra ho azy ny mponina eto madagasikara ,ary hadalàn' ireo izay tsy mijery na mody tsy mahita izany noho ny tsy fahalalàna ny tantara. :oops:
42. xxx
(
12/05/2009 11:17)
ry zafy sy ratsiraka ihany lesy no miteny an'io resaka foko io an,taranaka padesm ireny ka tsy mahagaga,ny tena marina ,matahotra mihidy vody ery vao maheno hoe election libre et democratique ,dia ireo capsat ireo no mba hiprovokena an'izany .Mbola hendry i ra8 ka tsy nanaiky an'io guerre civile io,fa izay capsaty anie lesy ry kidoro tsy misy vidin'i an'i ra8 e
raha ny miaramila rehetra eto dago aza no vidian'i lery tsy misy problem saingy tsy izayno tadiavina eto,akombony ny vavan'elahy
raha ny miaramila rehetra eto dago aza no vidian'i lery tsy misy problem saingy tsy izayno tadiavina eto,akombony ny vavan'elahy
43. xxx
(
12/05/2009 11:18)
Ka ilay tantara dia samy nanana ny mpitantara sy mpanoratra ny azy ny andaniny sy ankilany. Fa ny anareo no tereko-marina no tena mahatsikaiky.
44. xxx
(
12/05/2009 11:19)
Alefa ilay tribalisma nareo fa izany mihitsy no ilanay an'i CAPSAT tsy hiaro ny vahoaka.
RARAKA PATALOHA KIDOROPAMBA nanaovan-dry zalahy azy. hin hin hin hin hin!
Tribalisma sisa no stratejia hihinanan'ny dadan'ny lisany ny volany. Tsy mandaitra intsony e.
Alefa TIM a
zany sisa ve mba resak'elah kidoro , efa mipika koa elah zany

45. tafondro
(
12/05/2009 11:31)
Azaady Kidoro fa tsy azonao tsara kosa angamba ny zavatra noteneniko teo ambony an ! tsy misy mitady izay haneho tribaliste izany araka ny teninao eto ,fa ny fahampafantarana ny rafitra ekonomika tsy maintsy apetraka miankina @ relation humaine misy eto madagasikara mifandray @ ny any ivelany .Ny antony angamba dia tsotra , tsy maintsy raisina en compte ny interet national , raha araka ny tokony ho izy , tsy hitanao ve fa tena baranahiny tanteraka izany hatramin' izay ? mbola mampisasa vangy ny olona eto ny sasany , ka jereo tsara aloha izay teny avoaky ny vavanao azafady !
46. xxx
(
12/05/2009 11:31)
nareo ve ahoana e, tsy maintsy hamidiny le taolana fa rah tsy zany tsy misy sosy hipetrahana any afrikatsimo izy koa,
hahahahha
hahahahha
47. essera
(
12/05/2009 11:34)
xxx:
Alefa ilay tribalisma nareo fa izany mihitsy no ilanay an'i CAPSAT tsy hiaro ny vahoaka.
RARAKA PATALOHA KIDOROPAMBA nanaovan-dry zalahy azy. hin hin hin hin hin!
Tribalisma sisa no stratejia hihinanan'ny dadan'ny lisany ny volany. Tsy mandaitra intsony e.
Alefa TIM a
zany sisa ve mba resak'elah kidoro , efa mipika koa elah zany
tsy hitanareo wé efa misy voa kely ve ny sain'ity oul ity. Ajanony ref ts zaka fa ts maamenatr zany
48. xxx
(
12/05/2009 12:00)
lohan'ny kidoro efa fatatr'olona fa mipika , fa ny an'ity essera ty koa toa mbola vao be