Loza: Saika Namidin-dRavalo ny taolampatin'ny manjakamiadana

21. xxx ( 12/05/2009 10:24)
Mba fantatrao moa firy ny isan' ireo razana mpanjaka milevina ao anaty rova a

Tsy misy importance ny ahalalana izany
22. tafondro ( 12/05/2009 10:30)
penguin:

Hahaha Lazao koa fa efa tanteraka ny "Ranomasina no vala-pariko..." ka nisy ny Mpanjakan'i Madagasikara é ? Na izany na tsy izany dia afindra ny taolambalo rehefa amboarina ny fasana. Tsy nafindra tany amin'ny tranon'i Kidoropaimbo fa tany amin'ny Rova ihany.

Izany no midika fa mbola raiki- tampisaka ao aminao ny rafitra fanjanahan- tsaina nataon' ireo vahiny .Tadidio fa tsy tamin' ny Andron' Andrianampoinimerina no niandohan' ny atao hoe madagasikara iray tsy mivaky ,jereo ny anaran' ireo mpanjaka taloha , taranaka merina daholo ny ankabeazan' izy ireny , ary tadidio koa fa tsy teto antananarivo ihany no nisy merina fa efa eran'i Mada , vokatry ny politikan' ny zarazarao hanjakan' ny mpanjanatany ny ao antsainao amin' izany !! tsy azo hanomezana tsiny anao saria tsy natao ho fantatrao angamba .

23. xxx ( 12/05/2009 10:34)
Ny merina letsy no nivarotra an'i M/car t@ frantsay fa tsy ny cotiers i ranavalona no fositra
24. xxx ( 12/05/2009 10:37)
Efa hatramin'izany elah tsalo no miseho malama nefa misolifatra foana. Ity 2009 dia mbola nivarotra ny tanindrazana koa i ravaloanana. mavo vava
25. andrywui ( 12/05/2009 10:37)
tafondro21 = azafady letsy fa tsy voaovako le ps iray de lasa penguin le andrywui a!!! le penguin no tiako haseho taminio fa diso le andrywui19 io !!
26. tafondro ( 12/05/2009 10:38)
Tsy olana izany fa ny fahalalana sy ny hevitra no zava- dehibe amiko .
27. xxx ( 12/05/2009 10:41)
fanina ato i andrywui anaovan-dry zalahy azy klé, mibaradaka sahady lery , aza mipanique
28. zoam ( 12/05/2009 10:46)
Actions de la CNME. L’ONU réclame le respect des droits de l’homme
(12-05-2009) - Les Nations Unies vont allouer des matériels et des formations pour les forces de l’ordre malagasy. C’est ce qu’a annoncé le Ministre de la Défense nationale de la HAT, Noël Rakotonandrasana.

A noter qu’une rencontre a eu lieu entre le Ministre de la Défense nationale de la HAT, le Colonel Noël Rakotonandrasana et une délégation du Haut commissariat des Nations Unies aux Droits de l’homme, dirigé par M. David. Les missions effectuées par les forces de l’ordre ces derniers temps, notamment celles de la CNME ont été évoquées au cours de cette entrevue qui s’est tenue au siège du Ministère à Ampahibe.

Ce représentant du Haut Commissariat des Nations Unies, Bureau régional pour l’Afrique Australe a exprimé son inquiétude quant aux arrestations et aux procédés de maintien de l’ordre ces derniers temps. A l’occasion, ce représentant des Nations Unies a proposé des formations, des textes légaux sur le respect des droits de l’homme en matière de maintien de l’ordre, ainsi que des exercices pour les forces de l’ordre malagasy. Et de réclamer entre autres, des documents sur le rapport d’activité de la Commission nationale mixte d’enquéte (CNME). Une autre rencontre entre les deux entités est prévue.

A noter que cette délégation du Haut Commissariat des Nations Unies aux droits de l’homme a également rencontré les membres de la Société civile la semaine dernière.
29. tafondro ( 12/05/2009 10:48)
xxx:

Ny merina letsy no nivarotra an'i M/car t@ frantsay fa tsy ny cotiers i ranavalona no fositra



Diso tanteraka , jereo ny tanindrana ," taranaka olona mpindrana tany "avy amin' ny teny hoe TANY INDRANA =tanindrana , mba fakafakao hoe ahoana no nahatonga izany teny izany raha mba fantatrao. Taranak'olona mpanafo sy nomade ary mpivezivezy eran' ny ranomasimbe rehetra eny . Pirates , jereo fa efa nisy fifandraisan' izy ireny @ tany maro t@ andron' ny fanandevozana .Hatrany comore , zanzibar , ceylan ,inde ,arabie saoudite, ethiopie, ...Ranavalona ve no mba hitanao? kely loatra izany!!
30. xxx ( 12/05/2009 10:49)
fa angaha lety tsy misy droit des femmes any UN nefa nisy vhv maty t@ crizy izao??? droit de l'homme foana no lazain-elah
31. xxx ( 12/05/2009 10:55)
Merina= hova = ambaniandro no fiantsoana azy ireo.
Ambany+ andro satria dia ambany fisainana sy mpamadika toa an'i rainilaiarivony.kapotsaka sy malama vava ary tsy azo hitokisana mihintsy. Ity koa dia mbola miseho i ravaloanana sy rajoelina. Tsy azo adino i ngahy andriamanjato richard
32. xxx ( 12/05/2009 10:57)
Iza ndray moa lesy no hilazan'izany tsy andrywui ,efa tsy mahagaga
33. AndriambyII ( 12/05/2009 11:02)
xxx:

Merina= hova = ambaniandro no fiantsoana azy ireo.
Ambany+ andro satria dia ambany fisainana sy mpamadika toa an'i rainilaiarivony.kapotsaka sy malama vava ary tsy azo hitokisana mihintsy. Ity koa dia mbola miseho i ravaloanana sy rajoelina. Tsy azo adino i ngahy andriamanjato richard



Tanindrana = mpilaiso , mpisoloky , malaso,taranak' andevo naondrana foana hatramin' izay.... :twisted:
34. xxx ( 12/05/2009 11:04)
Zay fanaratsian'ilahy tsy misy koi fa ny porofo dia hita fa elah ambany andro no tena mpanimba firenena.
35. xxx ( 12/05/2009 11:05)
elah merina ao Tana no tena mpangaro-paosy sy mpanendaka , tsalo reraka
36. kidoropamba ( 12/05/2009 11:05)
Ahoana moa no hanosehana an'i zanak'Iarivo hanohitra ny HAT? izao no stratejia nodinihan-dravalo sy ny forongony efa elaela izay s atria efa tsy misy Rova azo dorana intsony hanilihana azy avy eo amin'ny mpitondra tanindrana.

Ingahy ROINDEFO sy CAPSAT izany izao no fika hita.
Amporisihina ny zanak'Imerina mba hankahala an'i ROINDEFO sy CAPSAT satria hoe tanindrana ka dia ahamoramora ny firodanan'ny HAT.

Mandrapahatongan'izany dia aleo aloha ny taolambalo no hanaovana bizna dia hilazana fa tsy alehany ROINDEFO.
Aleo Sarla no pehana amin'izay AVOTRA ny jeneraly RAOELINA namono olona iny.

Izany no atao hoe: Politikan'ny dadan'ny lisany.

Alefa CAPSAT à
37. xxx ( 12/05/2009 11:06)
misy tia tanindrazana ve lesy misy ohatran'ny merina ,ny cotiers no nampiditra ny vazaha teto,ny cotiers sakalava no niaraka ny vazaha niditra tany majunga nananika teto iarivo

mbola ny cotiers ihany koa no nampiasain'ny mpanjanaka hanoherana ny merina,ny tanaran'i madagasikara no manamarina an'izny)

ny padesm angaha merina,saingy indrisy tsy misy mihitsy izany solidarité cotiers contre merina izany eto magadascar satria betsaka @ ireo milaza azy ho cotiers no manana d'origine merina na hauts plateaux.
38. xxx ( 12/05/2009 11:08)
Mbola sendra ny cotier manam-pahendrena toa ny cotier gasy elah fa mangina e!
39. xxx ( 12/05/2009 11:09)
Marenina leity elah a,efa mpanompo sampy capsat ,nasian-dry zalahy fanafody efa fony voagadra tao koa inona no hitarainan eto,raha mba olona misaina ianao dia alefa tgv
40. kidoropamba ( 12/05/2009 11:10)
Alefa ilay tribalisma nareo fa izany mihitsy no ilanay an'i CAPSAT hiaro ny vahoaka.
RARAKA PATALOHA MANANDAFY nanaovan-dry zalahy azy. hin hin hin hin hin!

Tribalisma sisa no stratejia hihinanan'ny dadan'ny lisany ny volany. Tsy mandaitra intsony e.

Alefa CAPSAT a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083