Hoatrinona izao ny vola lany niantsoina an'i Jimmy Carter?

1. kidoropamba ( 12/05/2009 11:15)
Efa tsy hain'ny dadan'ny lisany nandositra ankatoka any swaziland mihitsy ny handaniany ny volam-bahoaka nangalariny io.
Voasambotra ry manandafy sy ireo mpividy olona; lany ny vola hijanona any Ivelany dia iny mbola mandany vola niantsoana an'i Jimmy Carter indray satria hono "prix nobel de la paix" ilay rangahy io.

Mitapy hoa ity levalo ity e.
Miandry SADC
Miantso an'i Jimmy Carter
Mitady exil @ sudaf kanefa milaza fa te hody

Mampalahelo. HO RARAKA PATALOHA koa io no hiafarany.
2. xxx ( 12/05/2009 11:20)
hay ve ela koa ,noheveriko fa tao cybercafe misy an lahy i ra8 no niantso ka hoe tsy nahaloa vola :-D :-D :-D
3. xxx ( 12/05/2009 11:27)
le vola voaloha ihany fa ilay resaka t@ carter tsy nisy lohany sy vodiny.Tadidinareo ve i lery le teny @ RNM may iny e. Niteny frantsay dia avy eo nizesta t@ mpanao gazety hafa hoe" do you want to speak in English" nefa kenda vao afaka 30 sekondra dia nivadika teny frantsay malaky ny lela.
4. xxx ( 12/05/2009 11:42)
yes yes ,
no no no no
izay anie no resaka tao e,
reefa maontany ny i Jimmy Carter de rah tsy YES dia NO no valiny

dia leo be i Jimmy Carter dia ozy hoe aza miantso an'ah intsony @ manaraka fa leo be zah
de ozy Le8 hoe YES YES

:-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 12/05/2009 12:00)
de aiza no maharary na hiantso an"iza izy na hiantso an'iza? ppppppppfffffff! n'importe quoi, efa tsisy sujet hatao intsony anefa te hamorona, tadidio fa ny mpanenjika ao aoriana foana fa ny henjehina no eo aloha! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
6. xxx ( 12/05/2009 13:07)
xxx:

de aiza no maharary na hiantso an"iza izy na hiantso an'iza? ppppppppfffffff! n'importe quoi, efa tsisy sujet hatao intsony anefa te hamorona, tadidio fa ny mpanenjika ao aoriana foana fa ny henjehina no eo aloha! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:


Izaho koa mahita hoe sujet maivana be, mba hoe te hiteny angaha ! Efa tsy misy mamaly intsony ny pokona fa resak'adala mantsy
7. kidoropamba ( 12/05/2009 13:27)
Io no mahatonga anareo tsy maharaka ny politikan-dravalo. Heverinareo fa resak'adala kanefa izany no atao hoe lojikan-dravalo: "Paraître" hoy ny gara maso.
Tena tsy miova ravalo e: te hanadonto vahoaka foana.
Miresaka @ Eva Joly (magistrat contre la corruption ELF) dia hilazana fa tsy tia corruption levalo. Kanefa izy no tena sefo deban'ny kolikoly.

Miresaka @ lehiben'ny Banque Mondiale mba hilazana fa bonne gouvernance ny azy, kanefa izy no tena fositry ny fahantran'ny gasy

Miresaka @ Koffi Annan mba hilazana fa democrate nefa izy no tena jiolahimboton'ny jadona

Miresaka @ Jimmy Carter (prix nobel de la paix) mba hilazana fa olon'ny paix lery kanefa izy no MIVAROTRA ny taolambalo avy ao manjakamiadana no sady mamono vahoaka (7 febroary).

kANEFA NY VOLAM-BAHOAKA no ampiasainy manao an'izao hengitrengitra izany ka ny vahoaka no mihinana ny....
8. xxx ( 12/05/2009 13:30)
Mampitahotra koa na ny mahita ny sarin'ity kidorpamba ity aza,
aza mba mifanena @ io fa angamba tsy mahita tory mihintsy herinandro san a !
9. nancy ( 12/05/2009 14:05)
Izy aza mba miresaka fa ireto tgv sy roindefo, niseho nilay ery tamin'ny voalohany hoe hitelephone an'i kadhafi hono, nefa kadhafi aza efa mivonona ny handray ny sommet africain; hainy hono ny miresaka amin'i obama sy ny fmi,, nefa ny amerikana aza mitsipaka azy, ny famatsian'ny fmi tapaka. Mba lazao eto hoe Iza no mba niresahan'ireo, iza no nanaiky hiresaka taminy??? ny mafia arabo izay hanararaotra ny hadondrenany ve?? be gesta nefa tsisy apoaka.

kidoropamba:

Io no mahatonga anareo tsy maharaka ny politikan-dravalo. Heverinareo fa resak'adala kanefa izany no atao hoe lojikan-dravalo: "Paraître" hoy ny gara maso.
Tena tsy miova ravalo e: te hanadonto vahoaka foana.
Miresaka @ Eva Joly (magistrat contre la corruption ELF) dia hilazana fa tsy tia corruption levalo. Kanefa izy no tena sefo deban'ny kolikoly.

Miresaka @ lehiben'ny Banque Mondiale mba hilazana fa bonne gouvernance ny azy, kanefa izy no tena fositry ny fahantran'ny gasy

Miresaka @ Koffi Annan mba hilazana fa democrate nefa izy no tena jiolahimboton'ny jadona

Miresaka @ Jimmy Carter (prix nobel de la paix) mba hilazana fa olon'ny paix lery kanefa izy no MIVAROTRA ny taolambalo avy ao manjakamiadana no sady mamono vahoaka (7 febroary).

kANEFA NY VOLAM-BAHOAKA no ampiasainy manao an'izao hengitrengitra izany ka ny vahoaka no mihinana ny....



10. xxx ( 12/05/2009 14:08)
I ra8 aza any Afrika any toa manao resaka ambony vavahady fotsiny fa tsy hita hoe aiza :-D :-D :-D
11. kidoropamba ( 12/05/2009 14:47)
norerahan'ireo virjiny swaziland lery e. Reraka ny vatana sy saina.
Jerevo tsara ny sarin'ny lery t@ investuture an-dry Zuma: Toa reraka be ary mitsiky forcé be izay. Mampalahelo e.
Ilay tapis rouge indray no nataony fideran-tena. hin hin hin hin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0499